Anosivolakely sy Rapà
1. deric
(
09/06/2008 08:08)
Ahoana marina moa ilay Anosivolakely e! toa hoe nisy niharan-doza indray ny olona avy nanao fitsidihany tany tamin'ny farany teo. Fa dia ho toy izany foana ve?
ahoana ihany ny amin'ilay izy fa toa hoe tsy ekeny any Vatican izy io fa midrikina fotsiny ny aty an-toerana.
Aiza ho aiza Rapà amin'izao?
ahoana ihany ny amin'ilay izy fa toa hoe tsy ekeny any Vatican izy io fa midrikina fotsiny ny aty an-toerana.
Aiza ho aiza Rapà amin'izao?
novalian'i Rasiligaoma ny 10/07/2008 08:35
2. hery
(
09/06/2008 08:41)
1. Ie, hisy hiharan-doza foana raha ohatra ka mbola tsy mitandrina ny mpitondra fiara. Lavitra ny lalana, amin'ny alina no mandeha, te hatory kanefa tsy miomana ho amin'izany. Mampalahelo ireo olona entina.
2. Betsaka ny zavatra tsy eken'ny Vatican, kanefa tsy nolaviny koa. Noho izany dia tsy midrikina mihitsy ny any an-toerana. Raha ohatra ny Vatican miteny hoe ajanony io dia izay vao azo atao hoe midrikina. Ny Vatican dia tsy mbola niteny hoe ajanony ilay izy na dia mahafantatra tsara izay zava-misy ao aza. Tahaka izany hatrany no ataon'ny Vatican amin'ny toerana maro izay misy filazana hoe fisehoana.
3. Aiza i Rapà? Mandehana eny Anosivolakely :-)

4. fahamarinana
(
09/06/2008 10:06)
:arrow: za koa naika hanontany hoe misy inona marina aloha any,afaka manome fanazavana ve i deric aloha? (l)
5. rebeccaF
(
09/06/2008 13:22)
deric: mety hanampy anao ny famakina an'ity rohy ity: http://fr.wikipedia.org/wiki/Me%C4%91ugorje
6. vale
(
09/06/2008 14:45)
kiadi:lol kiadi, zavatra nitranga efa elabe izany ka hatramin'izao raha tsy diso aho! Miseho matetika (sady toa oe régulier mihintsy) ao amin'io toerana io i Masina Maria renin'i Jesoa Kristy, ary mamela hafatra ho an'ny Malagasy, ho an'ny Mpitondra Malagasy ary mampanao Fiangonana sy manao fahagagana etc,etc..
fa misy inona any anosivolakely?
Tamin'ny fotoana nisehoan'ny lozam-piarakodia voalohany iny izaho efa saika nandeha ary ny toerako tamin'izany tao anatin'ilay camion mihintsy (izany oe nisy fiara madinika ihany koa izay nisy ny papako sy mamako) fa ny saika toerako dia any anatin'ilay camion , izay nahafaty oul be de bee, hay moa tsy nandeha tampoka aho fa nisy olana ny fangatahako avance tany ampiasàina! mhhhhhhhhh (naika lasan-ko razana ah raha nisy kely! lol)
:)
7. fahamarinana
(
09/06/2008 15:06)
:arrow: Hay ? ohatran'ny hoe Lourdes aty sy any Lisieu zany ilay toerana sa inona no olana manokana ao ankoatran'ny Accidents mitranga , Mitovy hevitra amin'ny Hery ihany ao hoe ny voina dia tonga rehefa tonga,tsy voatery nohon'ny zava-misy.Tsy voatery hifandray zany ary tsy tokony ampifandraisana koa.Par contre dia momba ny vatican sns sns dia miandry zay hevitry ny namana maro catho koa aho.
Amiko dia anjaran'ny tsi11 io ,ohatran'ny tantaran'ny RAR betsaka izay nantsoin'ny Jesoa sy niresaka taminy ary nahazo hafatra avy aminy dia niverina indray tety :ao ny mino,ao ny tsy mino. (l)
Amiko dia anjaran'ny tsi11 io ,ohatran'ny tantaran'ny RAR betsaka izay nantsoin'ny Jesoa sy niresaka taminy ary nahazo hafatra avy aminy dia niverina indray tety :ao ny mino,ao ny tsy mino. (l)
8. vale
(
09/06/2008 15:14)
fahamarinana: marina izany!..ny accident nitranga tamin'izany anie tany akaikin'Antsirabé eh! sady ilay toerana hita be mihintsy oe mora hitrangan'ny accident satria somary plat ka hita ihany ny firimorimon'ny fiara amin'iny lalana A/be Tananarive iny! Amin'izay le izy somary nisy zavona hono! mety sady rendremana ilay sôféra, dia nisolifatra dia nivadika ny camion! tokony asina fanaraha-maso akaiky! ny oul victimes no mampalaeolo araka ny voalazan'i Hery! mhhhhhhh!
9. fahamarinana
(
09/06/2008 16:02)
:arrow: fa hay any zany anosivolakely? Marina tokoa fa impiry impiry no ahenoina voina iny lalana iny.Mampalahelo tokoa. (l)
10. ikaretsaka
(
09/06/2008 16:11)
tsy any akaikin'i Bira Anosivolakely ry Faha fa any @ lalan'Anjozorobe no mivily an... RN3 fa Bira RN7
Fa io ohatran'ny loza rehetra foana e.. firifiry mo any maty heo ho any lourdes e, ho any Lisieux, fatima, Guadeloupe, Prague..
Eny na ny eny Farhimena sy Ankaramalaza sns... aza
Fa io ohatran'ny loza rehetra foana e.. firifiry mo any maty heo ho any lourdes e, ho any Lisieux, fatima, Guadeloupe, Prague..
Eny na ny eny Farhimena sy Ankaramalaza sns... aza
11. fahamarinana
(
09/06/2008 16:24)
:arrow: ika :ka vale miteny hoe any akaikin'ny bira ilay accident,i deric miteny hoe be accident any anosivolakely dia tsa haiko tsony....
----oui,ka zay manko ry ika fa tsy tokony afangaro daholo hoe misy voina atsy dia satria misy an'izao ao..,raha misy antony hafa moa dia tsy haiko sady tsy takatry ny saiko koa. (l)
----oui,ka zay manko ry ika fa tsy tokony afangaro daholo hoe misy voina atsy dia satria misy an'izao ao..,raha misy antony hafa moa dia tsy haiko sady tsy takatry ny saiko koa. (l)
12. vale
(
09/06/2008 17:46)
vérité: ny niseohan'ilay accident kah! fa ilay izy fiara nitondra mpanao pélérinazy avy tao Antsirabé, dia tsy lavitra ny tanàna tao ny niseho, fa Anosivolakely mbola mandalo an'Antananarivo sy ny sisa iny raha tsy diso aho! Akaikin'ny Anjozorobe oe!!! :wink:
13. fahamarinana
(
09/06/2008 17:49)
:arrow: Hay,za koa tsy mahay iny coin iny fa dia miala tsiny e,ary avy lavitra mihintsy ry zareo zany kay ? (l)
14. manidina
(
10/06/2008 17:34)
de miteny gasy be izao zany ry masina maria!!!
inn aloha le hafatra entiny?? ary inn no mba sosokevitra arosony @ 'izao olana ,fahasarotam-piainana misy any mada izao? mba afaka hanampy ny malagasy ve izy sa tsy mikasika mihintsy ny fandeham-piainana?

15. pissoa
(
10/06/2008 18:08)
Liana dia liana amin'i Masina Maria mihitsy Manidina zany :-D :-D :-D
16. hery
(
12/06/2008 07:41)
manidina> Maninona tokoa raha mba mandalo kely any iana dia mahalala ny hafatra entiny? :-) dia mety haheno na miteny gasy izy na tsia?
17. ikaretsaka
(
12/06/2008 14:55)
manidina> raha za tokoa ianao dia mba mankany aloha mijery akaiky ny momba azy... tsy misy maharatsy ny manadihasy izany mihitsy.
sady efa ririnina izao any, tsy dia mamotaka be ny lalana
sady efa ririnina izao any, tsy dia mamotaka be ny lalana
19. fijo
(
12/06/2008 21:33)
miombon kevitra amin'ny vatican aho,raha tsy mino ilay izy ry zareo.
voalohany,vatican dia mahalala tsara fa i jesoa dia tsy olona fotsy toa ny (vazaha frantsay )fa somary matroka fihodirana.le "voalaza fa niseho anefa lazaina fa fotsy toa vazaha""eo dia efa mampisalasala.
faharoa,ny gasy ve dia ahantra noho ny afrikanina sasany???ko nahoana no ny gasy no nahasarika azy???sa ao no mora adalaina aratsaina?????
efa voakendry ve hoe olona katolika no hisehoany??satria ny protes koa na dia tsy mankalaza loatra an'i maria dia mino fa reni'i lery io.ka toa misy filirony be ahitana vinavina le fomba fitantara azy.
voalaza fa "lagroty"na tao anaty lagroty no sehatra nisehoany.sao dia efa izay no fahita loatra eraky ny fiangonana katolika,ka dia izay ihany no nalaina tahaka,fa sao dia tsy hino ny vahoak ahoe maria rah atsy asiana lagroty ilay resaka???

20. ikaretsaka
(
12/06/2008 23:40)
ny zavatra rehetra.. mba ialana @ finoanoampoana dia dinihina sy fakafakaina vao afaka lazaina hoe ity no izy...
ny tany aza firy siekla taty afara vao nekena hoe boribory sy hoe tsy centren'ny univers?
toy izay koa amiko ny resaka vatican...
tadidio fa i lourdes sy fatima sns.. dia ampolon-taonany maro vao nekena.. fa nohadihadiana fatratra aloha...
tsy katolika loatra ilay heo minoa fotsiny ihany tsy misy lohany sy vodiny io