Anosivolakely sy Rapà

21. hery ( 13/06/2008 04:33)
fijo> Tsy hoe tsy mino ny Vatican kah. Fa manao fanadihadiana tahaka ny any amin'ny tany rehetra. Ary an-taonany maro io fanadihadiana io.

Tsy ao Madagasikara irery no misy kah, efa nisy apparition koa tao Rwanda ary reconnue an'ny Vatican ilay izy. Ilay hoe eken'ny Vatican dia midika fotsiny hoe ara-dalàna amin'izay fa tsy hoe lasa finoana tsy maintsy ekena.

Ireto ny apparitions efa reconnues.



  • Notre-Dame de Bétharram (Hautes-Pyrénées), à une jeune fille qui se noyait.
  • Notre-Dame de Garaison, à une bergère de Monléon-Magnoac, Anglèze de Sagazan (1515).
  • Notre Dame de Grâces, à un bûcheron, Jean de la Baume, Cotignac (Var) (10 août 1519)
  • Notre-Dame de Médous, à Domenge Liloye, de Bagnères-de-Bigorre (1587).
  • Notre-Dame du Laus à Saint-Étienne-le-Laus de 1664 à 1718 à Benoîte Rencurel.Reconnues le 3 mai 2008 par Mgr Di Falco
  • Notre Dame de Guadalupe
  • Rue du Bac à Paris le 18 juillet 1830,
  • La Salette en 1846,
  • Lourdes à Bernadette Soubirous (1858),
  • Pellevoisin en 1876,
  • Pontmain (Mayenne) en 1871,
  • Knock (Irlande) en 1879,
  • En 1917 à Fátima (Portugal), où elle apparaît à trois jeunes bergers portugais.
  • Elle se présente comme la Vierge des Pauvres à Banneux de janvier à mars 1933.
  • Beauraing du 29 novembre1932 au 3 janvier 1933
  • A L'Île-Bouchard, du 8 au 14 décembre 1947, elle apparaît à quatre enfants. Le pèlerinage est autorisé en 2001 par Monseigneur André Vingt-Trois, alors archevêque de Tours.
  • Le apparitions de Kibeho (Rwanda)1981-1985 à Alphonsine Mumureke, Nathalie Mukamazimpaka, et Marie-Claire Mukangango - Reconnues le 29 Juin 2001

22. manidina ( 14/06/2008 16:33)
hery>> fangah izay rehetra mankany dia ahita sy hiresaka @ masina Maria avokoa ka hankanesako any? manin raha mandeha any ry zareo membres ao @ vatican izay mbola tsy resy lahatra fa mbola manadihady? @ izay vita ny fanadihadiana!!! ary manin Izy tsy manambara na miseho amindry zareo ao vatican hoe izy marina no miseho any mada? inn no antony isian'ny fisalasalana? ary manin ny any mada no tsy misalasala??????????????? tsy mazava!fa azavao
23. ikaretsaka ( 15/06/2008 02:18)
Mba mahagaga ny fomba fisainan'i manidina:
1) raha mankany ilakaka ko ve ohatra ianao dia voatery hahazo sy hihady safira foana no alehanao any?

2)raha misy miteny anao ve hoe hoe misy an'izao sy izao dia tsy hanadihady aloha ianao heo tena misy tokoa ve sa tsisy?

3)mandeha de mandeha any tokoa ny membren'i vatikana manadihady ka.

4)Raha hoe miseho aminao foana ny zavatra vao ekena.. dia tokony tsy ho faty sy tsy ho lasa any andanitra i jesoa fa teto foana ka afaka atonina vao azo ekena raha izany


24. manidina ( 15/06/2008 18:27)
ika>> mba avereno vakiana ny tenin'i hery io ambony io(mpandefa 15)
25. fijo ( 15/06/2008 20:04)
ny ahy ny mahagaga ahy dia hoe,maninona no katolika ihany no hisehoany raha tena marina ilay fisehoana,,,,,nahoana nno tsy miseho amina mpino hafa izy??????io aloha dia tena antony iray tsy hanekeko izany fisehoana izany.na dia ireo voalaza fa efa neken'ny vatikano aza.

amiko dia "efa revon'ilay finoana ilay olona "ka toa manjary mahita ilay heritreretiny.
toa ny tromba ihany io,nahoana ny tromba no tsy misy amin'ny olona tsy mino azy...???
26. rakapy ( 15/06/2008 20:47)
Tena marina io voalazan'i fijo io. Jamais izany masina Maria izany hiseho @ Boudhist na Silamo eny na dia @ Jesosy mamomnjy aza. Sao dia mpanavakavaka ary ilay fisehoana??? :-D :-D :-D
27. ikaretsaka ( 16/06/2008 04:06)
fijo> azafady fa ataoko kivalavala....
ahoana no hanomezan'ialahy kilaoty ny olona tsy miklaoty sy tsy mahafantatra izany kilaoty akory ohatra ? de tahatahakan'izany io fa theologiquement parlant
28. fijo ( 09/07/2008 21:54)
tsy mitombona le ohatra eto ka,raha olona misalaka dia tokony aseho azy hoe ity no atao hoe kilaoty,fa tsy hoe ny efa mikilaoty no omena lava eo.izay no fandresena lahatra azy hoe tena ity marina no tsara.

ary aza hadino koa fa ny protes anie ka mino an'i maria renin'i lery e,ka nahoana no tsy mba miseho any izy??????
29. Rasiligaoma ( 10/07/2008 08:35)
na i Maria na i Jesosy dia efa imbetsaka niseho tamin'ny olona hafa finoana koa ka
Vao haingana no niseho tamina protestanta i Masina Maria

Tany Medjugordje (Croatia) ohatra. sy tany Knock (Irlande) ary Garabandal (Espagne)

Niseho tamin'ny olona Coptique koa izy tany Le Caire (Egypte=Notre Dame de Zaitoun)

Tany Ukraine (kominisma) fony mbola firaisana Sovietika ary nilaza sahady ny firodaann'ny kominisma tamin'ny 1987

Mbola mitovy cas amin' Anosivolakely avokoa ireo cas ireo (Izany hoe mbola mitohy ny fanadihadiana dinihin'ny theologianina sy Vatican ny maha authentique azy) alohan'ny hi approuve-na azy

fa izany tsy manakana ny olona hanao fivahiniana masina any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558