Araka ny vaovao hita ao @ MADAGASCAR TRIBUNE androany 09 jiona dia nifamono sy nifandratra ireo mpihazakazaka refa vita ny fifaninanana ka hizara ny loka;loka izay inona moa fa tsy T SHIRT!
Efa sarotra tokoa ve ny fiainana sa ahoana fa dia mbà maha lasa saina ihany !
Mampalahelo ihany ra gasy kely !
Mampalahelo sy mahamenatra, tokony ho vidin'ny tee shirt anie no natao fisoratana anarana dia avy hatrany dia nomena dossard sy teeshirt izay te hihazakazaka. Amin zay tsy misy hilahatra an'iny raha tsy ny tena te hihazakazaka.Tonga ny andro fihazakazahana, mihazakazaka avy hatrany.
Tsy haiko izay tsy nahatakaran'ny mpikarakara hoe ny gasy anie misy foana ny mpanararaotra sy ambany toetsaina, mahita lay fandraisna anjara mora izy dia ny hahazo teeshirt fotsiny masaka antsain'ny sasany dia ireny ny vokany.