FIHATSARAMBELATSIHY
1. naritsimba
(
05/06/2008 14:14)
Miarahaba antsika namana indray.
Tantara tsotra no ho lazaiko nefa tantara marina.
Nisy olona vehivavy iray niaraka t@ lehilahy iray, ilay lehilahy dia efa manan-janaka mianadahy 15 ans sy 12ans.
Raha nifampiresaka izy roa dia tapa-kevitra fa hiaraka ary dia tena raiki-pitia ilay lehilahy ary ilay vehivavy koa torak'izany, tsy nisy zava-niafina t@ dravehivavy ny momba an-dralehilahy izay eo am-pikarakaranaa ny fisarahana @ ilay renin-janany noho ny fandroahana nahazo azy, ary dia nitantara ny fiainany koa ravehivavy, ary dia nilaza fa tsy miaraka @ iza na iza intsony fa efa maty ny olona niaraka taminy taloha.
Samy nilaza fa tsy tia ny fihatsaram-belatsihy ary samy naneho ny zavatra tsy tantiny.
Dia niaraka teny izy roa, indray andro nitsingerina ny daty nahaterahan'ny zanak'ilay lehilahy vavimatoa, dia natao ny fety, ary tany @ ilay vehivavy no natao, nanatrika tao ihany koa ny renin'ilay zaza, tsy nisy olana ary ilay zaza aza dia efa nifankahazo t@ ilay vehivavy ary dia izy no nanao ny volony ary dia naneho fa tena tia ilay vehivavy miaraka amin-drainy.
Tsy naharitra ela anefa izany fa dia nilaza ilay vehivavy fa hiverina hiaraka @ ilay olona niarahany taloha izy fa nifanena taminy hono, fa aleo tapahana ny fiarahana.
Tsy nahateny ilay lehilahy ary dia nitomany no nataony, ary dia hoy ny teniny, ho hitako eo ny hiafaranao, fa tsy ho zakanao raha ny alaheloko, tena fitiavana no nasehoko anao, tena fitiavana no nitiavako ny vadiko saingy izy no nandroaka ahy dia izay no nisarahako taminy fa hiaraka @ sipany taloha hono izy.
Efa fanintelony io lehilahy io no tratra toy izany ary dia nahatonga ahy ho velom-panontaniana hoe:
1-Raha io zava-misy io moa ve efa anjaran'ilay lehilahy ny ho toy izany foana?
2-Moa ve dia tena izany no toetran'ny vehivavy, mody iarahana ny lehilahy dia rehefa mahita ny akanga tsara soratra dia manary ny akoho taman-trano?
3-Mbola mitoetra ary tsy afaka @ vehivavy ny FIHATSARAMBELATSIHY.
4-Rariny raha nangataka fisarahana ilay lehilahy izay nanatena fa mbola virjiny ilay vehivavy novadiany, izay mbola mitory ny toetran'ny vehivavy.
Ahoana ny hevitrareo?

novalian'i naritsimba ny 16/06/2008 14:02
2. endrika01
(
05/06/2008 14:56)
Raha izaho manokana aloha dia tsy mahita hambara firy satria mbola tsy nandalo izany hoe tokan-trano efa misy zaza izany!Fa zah aloha faly refa misy vevavy mandroaka bandy e!Na misy zaza na tsia!Satria nahoana?Tsy ny lehilahy irery akory no mahazo mandidy na tompon\'ny teny farany!Ny vevavy koa tsy handroandroaka fahatany zany ,fa misy lesoka be ao.Firifiry ny vehivavy no mandraingiraingy refa tratran\'ny tsilon-draozy alefanareo lehilahy? Naninona koa zao raha tsy nanam-bady tsony,fa ny ankizy no nokarakaraina tsara?Be tantara be koa dia hitan\'ny hafa ny kilema,de napetrany indray!Mila mpanafosafo ve?Mila teny mamy ve?Mila olona hametrahana fitokisana ve?Ny valiny ny zaza no taizao tsara fa ireo no hanomé teny mamy sns!Tsy hoe fiatsaram-belatsihy fa ny olombelona tsy mena mivadika hoatran\'ny andro ririnina!:D:D:D
3. Gie
(
05/06/2008 14:57)
naritsimba:ny hevitro ve ?
1-Raha io zava-misy io moa ve efa anjaran'ilay lehilahy ny ho toy izany foana?
2-Moa ve dia tena izany no toetran'ny vehivavy, mody iarahana ny lehilahy dia rehefa mahita ny akanga tsara soratra dia manary ny akoho taman-trano?
3-Mbola mitoetra ary tsy afaka @ vehivavy ny FIHATSARAMBELATSIHY.
4-Rariny raha nangataka fisarahana ilay lehilahy izay nanatena fa mbola virjiny ilay vehivavy novadiany, izay mbola mitory ny toetran'ny vehivavy.
-mampalahelo aloha ny zavatra tahak'zao !
-tsy misy zany we efa ajnaran'ilay lhl ny toy izany foana ! sendran'ny vhv tsy matotra sy mpijangajanga fotsiny angamba izy !
"naritsimba":tandremo kosa aloha an ! fa io de tsy ny vhv rehetra kosa eh ! raha nisy zavatra nahazo an'io lhl io ve de we tsy afaka am vhv ny fihatsarambelatsihy ?
3-Mbola mitoetra ary tsy afaka @ vehivavy ny FIHATSARAMBELATSIHY.
tsy ampaha-firin'tantara nahazo ny vhv nefa zao nahazo an'io lhl io ?
"naritsimba":ary ilay lhl ve mbola virjiny ?
4-Rariny raha nangataka fisarahana ilay lehilahy izay nanatena fa mbola virjiny ilay vehivavy novadiany,
4. endrika01
(
05/06/2008 15:27)
Mba nanaraka iny vaovao fitoriana am tsy naha virijiny ny vadiny iny aho!Tsy ampahafiriny lay lhl,izy aza angamba mety efa namaky sipakely 40mahery!Raha nahay lay sipa de nanao annonce namoaka ny sarin\'ilay lhl ho hita-poko hita-pirenena dia tsy ho vitsy mintsy ny hanampy lay vhv .Resaka sex ny azy fa tsy tena fitiavana,raha fitiavana de mba nandinika ny tenany izy volou,fa tsy we nandainga ny fahadiovany lay vhv de hahakatra fitsarana ny raharaha!Ny Mompera aza mbola misy Orthodoxe,de we izy no tena lhl mendrika!Fidiny an reny sipakely reny angah ny mandainga @ olon-tiany we mbola Virijiny?Satria nangalarin\'ny hafa lay vatosoa sarobidy tao aminy!Virijiny izy @sainy sy ny eritreriny satria tsy nanome izy fa norobaina!Fa tsy virijiny tsony izy ara-batana satria efa nisy namoha ny varavarana,hi hi hi.Ny lhl wa hoatrany mampangoraka be ery,refa atositosi-behivavy nefa ny vavy tsisy mivaky loha izany:-P
5. mbaliana
(
05/06/2008 15:56)
3-Mbola mitoetra ary tsy afaka @ vehivavy ny FIHATSARAMBELATSIHY.
io lhl io no voa fa tsy ny lhl rehetra..anga tsy misy vhv voa ohatr'azy io koa ????
za koa aloha efa nahita cas hafa vhv no nitrangany e..
fa iza no niteny fa tsy misy ny lhl MPIATSARAVELATSIHY ... fa firy koa ny vhv voafitaka ..
ny eritreritro> tsy dia mety loatra ny mi-genraliser ny cas iray ho an'ny olona rehetra na ho an'ny lhl na ho an'ny vhv !!
6. endrika01
(
05/06/2008 19:38)
Ary nampiesonin\'ilay sipa faharoa koa le lhl hatr@volou.We maty ny olon-tiny !De avy eo ndray we hiverina any @olon-tiny!Lay vadibe tonga nanotrona ny Anniversairen-janany ve nande irery sa nitondra kôfa!Raha nande irery mbola ao ny fitiavany ny vady aman-janany!Fa rangahy no maikamaika hoatran\'ny boka hanambady hoy ny fitenenana!Tokony tsy hanozona kounkou,tsy misy mahay mamindra toy ny akoho hono,fa refa mandeha ambony sahafa solafaka ihany!Sa tonga @lay oha-pitenenana manao hoe:Ny todi-paty aza misy fa ny todim-pitia manodiava!:-P lazao le Ranamana we;ny lehilahy leroa tsy boka herintaona!=))
8. zandikely
(
05/06/2008 20:08)
Maninona raha mitady hafa e, mahamaitso ny lanitra io dia sipa daholo e!
Sady lehilahy tsy boka iray volana kosa fa ela loatra zany iray taona izany vao hahita hafa e!

9. ainaheri
(
06/06/2008 05:01)
Mety le mitakosikosina kosa angamba no tsy voan'ilay ramatoa,maninn mou nasaina nanatrika tao ilay renin'ilay zaza? Mba marary ihany kosa ny fony na izany aza klé,Marina fa reniny iny fa tokony tsy nasaina zany le ramatoa vao² ra izay ny fandehany ,nefa ra madio saina ndray tsy misy wawawawa
10. Gie
(
06/06/2008 05:31)
"naritsimba":toetran'vhv ahoana zany ? vhv iray ve no nanao an'zao de we toetran'ny vhv ??
2-Moa ve dia tena izany no toetran'ny vehivavy, mody iarahana ny lehilahy dia rehefa mahita ny akanga tsara soratra dia manary ny akoho taman-trano?
"naritsimba":ary ny lhl hono mba ahoana ? ny lhl ve am-nao mangirana daholo ? tsy mba mitoetra ary mba afaka am lhl ve io fihatsarambelatsihy io ? :-w :-w :-w :-w :-w
3-Mbola mitoetra ary tsy afaka @ vehivavy ny FIHATSARAMBELATSIHY.
"naritsimba":lahy enao ka afaka milaza an'io ! fa iza no afaka milaza we mbola virja io lahy io ?
4-Rariny raha nangataka fisarahana ilay lehilahy izay nanatena fa mbola virjiny ilay vehivavy novadiany,
ny vavy aza avy de fantatra we tsy virja noho ny hymen-ny ! fa ny lahy mba ahoana ?
ary mahagaga fa ny lahy foana no be fangatahana tahak'zao an !
"endrika01":zany anié wa eh ! nisy hymen vaky hita tao koh nga mba ahafantarana we mbola virja ve lery sa tsia ? :-w :-w :-w :-w
tsy ampahafiriny lay lhl,izy aza angamba mety efa namaky sipakely 40mahery!
"naritsimba"::-w :-w :-w :-w :-w de am-manaraka izy hitady vady njay ! de hitady vavy mbola virja....nefa izy efa tsy ao intsony ! de ahoana njay ny tohiny ? mbola rariny ihany ?
4-Rariny raha nangataka fisarahana ilay lehilahy izay nanatena fa mbola virjiny ilay vehivavy novadiany
"naritsimba":aza mba manao an'zao kosa enao an ! enao koh nié manambady vavy eh !
3-Mbola mitoetra ary tsy afaka @ vehivavy ny FIHATSARAMBELATSIHY.
tsy ampafafirin'zavatra ataon'lhl zao ? (misy) ireny viol isakarazany mahazo ny vhv ireny ? inona no filaza an'ireny ?
na zaza mbola vao 6 volana na hatram'firy taona vitan'ireny (misy) lhl ireny ny manolana azy ! inona no hilazana an'ireny ? FIHATSARAMBELATSIHY sa inona ?
11. naritsimba
(
06/06/2008 05:32)
salut daholo eh!
Mandinika ny hevitra avy amintsika rehetra aho eto, manana ny hevitro ihany koa aho aloha fa saingy tsy mbola noresahiko ilay olona.
Hoy endrika01:
Tsy mbola nanambady izy akory ka, vao mitady izy, ary fantatro tsara ny fananany izany hoe fitiavana izany. Iombonako hevitra aminao ny hoe: aleo ny zaza no tezaina tsara.
Hoy Gie:
Izay koa no fijeriko azy, nefa raha io tranga nahazo io lehilahy io dia mazava ny heviny fa nihatsaravelatsihy taminy daholo ireo vehivavy niaraka taminy na hatramin'ny vadiny aza, izaho izay mpifanerasera aminy dia mahalala tsara ny fitiavany ny olona niaraka taminy ary tsy latsak'izany koa ny zanany, na dia any @ reniny aza no mipetraka ireo zaza ireo.
Hoy mbaliana:
Raha ny fijeriko azy dia mahatsapa ilay lehilahy fa: maninona ny vehivavy raha toa ka mitsotra hoe, tsy tiako noho ilay niaraka tamiko taloha ianao na dia hiaraka ary isika, @ izay tsy misy ny olana raha sendra misy ny trangan-javatra toy izao, ny mahavariana dia mitovy ny fitrangany t@ izy telo ireo, dia ny hoe samy hiverina @ teo aloha daholo.
Tena misy ny lehilahy MPIHATSARAVELATSIHY, fa ity tranga ity no nahatonga ilay lehilahy hiteny hoe tena mpihatsaravelatsihy ny vehivavy.
HOy indray i endriak01:
Raha ny resaka dia tsy nitondra kofa ilay vadibe; midika ve izany fa mbola tia ny vady aman-janany izy na dia niteny aza hoe hiverina hiaraka @ sipany taloha? mety koa menatra izy ny hitondra ilay kofa satria tsy hanana ny rariny mihitsy raha hitan'ny olona fa hay izany no antony nandroahany ny vadiny.
Hoy ainahery:
Tsy maintsy hisy foana ange ny fifankahitana e, raha tonga ve ny fotoana hanambadian'ilay zanaka iraisana dia tsy hanatrika kosa ny Ray sy Reny niteraka.
Raha izay no raisiko ho ahy manokana dia mbola miseho ihany eto fa mody tia ilay zanak'ilay lehilahy fotsiny ilay vehivavy, ary hatramin'ilay zaza aza izany dia voafitaka tanteraka.
Momba ilay resaka hoe virjiny dia tsy idirako lalina loatra fa safidy io ho an'ny tsirairay, amiko ny fitiavana rehefa tena mitoetra tsara na virjiny io na tsy virjiny dia mandeha tsara ny fiainana, vao² sendra heno fotsiny io.Raha r'izareo arabo aloha dia mazava ny azy e, tsy maintsy virjiny ny vehivavy ampidirina ao an-tokantrano, nefa moa io dia miankina @ lehilahy ihany, fa rehefa tena tiany ilay vehivavy na tsy virjiny intsony aza dia vadiany foana.

Naninona koa zao raha tsy nanam-bady tsony,fa ny ankizy no nokarakaraina tsara?Be tantara be koa dia hitan'ny hafa ny kilema,de napetrany indray!Mila mpanafosafo ve?Mila teny mamy ve?Mila olona hametrahana fitokisana ve?Ny valiny ny zaza no taizao tsara fa ireo no hanomé teny mamy sns!Tsy hoe fiatsaram-belatsihy fa ny olombelona tsy mena mivadika hoatran'ny andro ririnina!
Tsy mbola nanambady izy akory ka, vao mitady izy, ary fantatro tsara ny fananany izany hoe fitiavana izany. Iombonako hevitra aminao ny hoe: aleo ny zaza no tezaina tsara.
Hoy Gie:
tandremo kosa aloha an ! fa io de tsy ny vhv rehetra kosa eh ! raha nisy zavatra nahazo an'io lhl io ve de we tsy afaka am vhv ny fihatsarambelatsihy ?
tsy ampaha-firin'tantara nahazo ny vhv nefa zao nahazo an'io lhl io ?
Izay koa no fijeriko azy, nefa raha io tranga nahazo io lehilahy io dia mazava ny heviny fa nihatsaravelatsihy taminy daholo ireo vehivavy niaraka taminy na hatramin'ny vadiny aza, izaho izay mpifanerasera aminy dia mahalala tsara ny fitiavany ny olona niaraka taminy ary tsy latsak'izany koa ny zanany, na dia any @ reniny aza no mipetraka ireo zaza ireo.
Hoy mbaliana:
io lhl io no voa fa tsy ny lhl rehetra..anga tsy misy vhv voa ohatr'azy io koa ????
za koa aloha efa nahita cas hafa vhv no nitrangany e..
fa iza no niteny fa tsy misy ny lhl MPIATSARAVELATSIHY ... fa firy koa ny vhv voafitaka ..
ny eritreritro> tsy dia mety loatra ny mi-genraliser ny cas iray ho an'ny olona rehetra na ho an'ny lhl na ho an'ny vhv !!
Raha ny fijeriko azy dia mahatsapa ilay lehilahy fa: maninona ny vehivavy raha toa ka mitsotra hoe, tsy tiako noho ilay niaraka tamiko taloha ianao na dia hiaraka ary isika, @ izay tsy misy ny olana raha sendra misy ny trangan-javatra toy izao, ny mahavariana dia mitovy ny fitrangany t@ izy telo ireo, dia ny hoe samy hiverina @ teo aloha daholo.
Tena misy ny lehilahy MPIHATSARAVELATSIHY, fa ity tranga ity no nahatonga ilay lehilahy hiteny hoe tena mpihatsaravelatsihy ny vehivavy.
HOy indray i endriak01:
Lay vadibe tonga nanotrona ny Anniversairen-janany ve nande irery sa nitondra kôfa!Raha nande irery mbola ao ny fitiavany ny vady aman-janany!Fa rangahy no maikamaika hoatran'ny boka hanambady hoy ny fitenenana!
Raha ny resaka dia tsy nitondra kofa ilay vadibe; midika ve izany fa mbola tia ny vady aman-janany izy na dia niteny aza hoe hiverina hiaraka @ sipany taloha? mety koa menatra izy ny hitondra ilay kofa satria tsy hanana ny rariny mihitsy raha hitan'ny olona fa hay izany no antony nandroahany ny vadiny.
Hoy ainahery:
Mety le mitakosikosina kosa angamba no tsy voan'ilay ramatoa,maninn mou nasaina nanatrika tao ilay renin'ilay zaza? Mba marary ihany kosa ny fony na izany aza klé,Marina fa reniny iny fa tokony tsy nasaina zany le ramatoa vao² ra izay ny fandehany ,nefa ra madio saina ndray tsy misy wawawawa
Tsy maintsy hisy foana ange ny fifankahitana e, raha tonga ve ny fotoana hanambadian'ilay zanaka iraisana dia tsy hanatrika kosa ny Ray sy Reny niteraka.
Raha izay no raisiko ho ahy manokana dia mbola miseho ihany eto fa mody tia ilay zanak'ilay lehilahy fotsiny ilay vehivavy, ary hatramin'ilay zaza aza izany dia voafitaka tanteraka.
Momba ilay resaka hoe virjiny dia tsy idirako lalina loatra fa safidy io ho an'ny tsirairay, amiko ny fitiavana rehefa tena mitoetra tsara na virjiny io na tsy virjiny dia mandeha tsara ny fiainana, vao² sendra heno fotsiny io.Raha r'izareo arabo aloha dia mazava ny azy e, tsy maintsy virjiny ny vehivavy ampidirina ao an-tokantrano, nefa moa io dia miankina @ lehilahy ihany, fa rehefa tena tiany ilay vehivavy na tsy virjiny intsony aza dia vadiany foana.
12. sakaizakely
(
06/06/2008 08:27)
1-Raha io zava-misy io moa ve efa anjaran'ilay lehilahy ny ho toy izany foana?
mety ho izany
ny fihetsiky ny olona aminao dia akon'izay fihetsikao ihany
ianao ve mahalala izay any antokatranony any ? mety manana lesoka betsaka izy dia leo azy ze vhv miaraka aminy rehetra matoa mahavita mandao azy. Mety misy zavatra tsy azony leferina, mety sendra fahadisoampanantenana goavana izy, mety resampandriana ohatra asa, mety tsy mandeha tsara io lafiny io dia aleony miala. Nahoana izy no hiaritra azy eo, tsy niterahany tsy inn kou
Ny fisarahana dia tsy maintsy misy foana raha arampitiavana fa tsy ary hanambady ilay voalohampitiavany daholo ny vahoaka rehetra
Fehiny : Tokony mandinintena koa ilay lhl
2-Moa ve dia tena izany no toetran'ny vehivavy, mody iarahana ny lehilahy dia rehefa mahita ny akanga tsara soratra dia manary ny akoho taman-trano?
averiko ihany hoe tsy fantatrao izay zavamitranga tany antokatranony tany, ampianaro izy hanatsara ny soratrankangany koa fa izay izany no tsy mety aminy
3-Mbola mitoetra ary tsy afaka @ vehivavy ny FIHATSARAMBELATSIHY.
mbola mitoetra am maha olombel ny fihatsarambelatsihy tompoko, n'aiza n'aiza misy anao, tsy maintsy misolelaka ianao miarahaba na olona tsy tinao aza ohatra, satria tsy maintsy mampiseho fahalalampomba imasombahoaka ianao.
Fa raha ity ohatra iray ity, mazava fa nataon'ilay vhv amponga tapaka mandrampiandry izay tena tiany fotsiny ilay lhl.
tsy fihatsarambelagony izany fa averiko indray hoe tokony mandinintena ilay lhl hoe maninn izy no ataon'ny vhv fandalovana fotsiny
4-Rariny raha nangataka fisarahana ilay lehilahy izay nanatena fa mbola virjiny ilay vehivavy novadiany, izay mbola mitory ny toetran'ny vehivavy.
r'izareo arabo aloha dia mazava ny azy e, tsy maintsy virjiny ny vehivavy ampidirina ao an-tokantrano,
=)) =)) =)) =))
hatramin'ny oviana no alaina ohatra ny arabo :°)
fa iza no nandavaka ilay vhv ?
no comment
13. sakaizakely
(
06/06/2008 08:30)
ho fanampiako azy
ny fitiavana dia mety tapitra fa tsy voatery ho mandrakizay akory
mahaiza manaiky hoe tsy misy intsony ilay fitiavana, dia avelao handeha ilay tsy tia fa vao mainka fahoriana raha terena hijanona izy
ny tena fihatsarambelatsihy dia ny mbola fiarahana amin'olona iray efa tsy tiana intsony

14. endrika01
(
06/06/2008 21:15)
Niresaka Arabo i naritsimba;io aloha dia tena marina @ndry zareo Egyptiens.Virijiny ny vhv ampiakarina!ié voninahitra ery lay nampiakatra sipakely mbola virijiny.Kanefa dia ry zareo kôfa Egyptien mintsy no niteny face à face tamiko,teo @9 teo ry zareo,samy nikarakara sakafo atoandro teo dia lasa ny resaka!Zah rery ny viavy teo!Efa manambady ny 4,ny 2 vao andeha hanambady ny sisa mbola celibat.Nanontany ny fombafomba aty Madagasikara ry zareo;eo @fanambadiana(...)de niresaka ny andry zareo.Ny any aminy hono an,mamoha varavarana 100 vao mande manambady,afa-po tsara @zay de manaja vady!Ny vady ampiakarina kosa anefa de le varavarana mbola mihidy ireny!(fiatsarambelatsihy be io amiko)ny hafa vohaina nefa mitomany ny hampiakatra varavarana mihidy!Ry zareo manambady ka tsy nahavoa 100 angamba lay mampirafy!Fa saingy kosa tsy manary ny vadiny zany mintsy!Na inon-kiantra na inon-kidona!Na iterahany 3 aza enao de apetrany hoatrany dian-tongotra fa ny vadiny vadiny foana!Na manafosafo anao aza izy,ny tananany fotsiny!Fa ny fony sy ny sainy any @vadiny!Zay no notantarain\'ilay efa manam-bady aman-janaka!(Ao i Dago ao ngé ka be be Egiptien é, ao @telma ao hono)sao de we bôgôsy na deba de isarangotana fa tonga de mitsoraka eny @ranon\'Ikopa!Aleo mitandrina fa sao vaky handrina!Hi hi hi:-D:-D:-D
15. naritsimba
(
09/06/2008 14:03)
endrika01>> mba resaka reko io dia noresahiko fa tsy dia idirako lalina loatra, samy manana ny fomban-taniny ny firenena tsirairay ary samy manaja ny azy na lahy na vavy.
Efa nampitaina ny hevitra nalefanareo fa dia ho hita eo izay fandraisan'ilay olona azy, ny hitako aloha dia tena nalahelo lery t@ zavatra izay niainany, voatantara daholo ny fiainana nolalovan'lery hatramin'ny nanambadiany ka hatramin'izao fotoana izao, olona niezaka teo @ fiainany, tia ny zanany, fa tia ny hafa ihany koa, fantatro ny fototry ny olana teo @ tokantranony rehefa nolazainy satria samy namako na izy na ny vadiny renin-janany, ary ilay renin-janany dia efa nampody azy fa niaiky ny hadisoana nataony saingy tsy mety miverina izy hatramin'izao satria efa in-droa nandao azy ihany koa io vadiny tany aloha tany(ny antony tsy fantatro mazava), fa t@ ity vao nandroaka azy.
hoy sakaizakely :
Ny fahitako azy dia mbola tia lery t@ fotoana niresahanay, fa le vehivavy no niala taminy.
marina ny voalazanao.
Efa nampitaina ny hevitra nalefanareo fa dia ho hita eo izay fandraisan'ilay olona azy, ny hitako aloha dia tena nalahelo lery t@ zavatra izay niainany, voatantara daholo ny fiainana nolalovan'lery hatramin'ny nanambadiany ka hatramin'izao fotoana izao, olona niezaka teo @ fiainany, tia ny zanany, fa tia ny hafa ihany koa, fantatro ny fototry ny olana teo @ tokantranony rehefa nolazainy satria samy namako na izy na ny vadiny renin-janany, ary ilay renin-janany dia efa nampody azy fa niaiky ny hadisoana nataony saingy tsy mety miverina izy hatramin'izao satria efa in-droa nandao azy ihany koa io vadiny tany aloha tany(ny antony tsy fantatro mazava), fa t@ ity vao nandroaka azy.
hoy sakaizakely :
ho fanampiako azy
ny fitiavana dia mety tapitra fa tsy voatery ho mandrakizay akory
mahaiza manaiky hoe tsy misy intsony ilay fitiavana, dia avelao handeha ilay tsy tia fa vao mainka fahoriana raha terena hijanona izy
ny tena fihatsarambelatsihy dia ny mbola fiarahana amin'olona iray efa tsy tiana intsony
Ny fahitako azy dia mbola tia lery t@ fotoana niresahanay, fa le vehivavy no niala taminy.
marina ny voalazanao.
16. endrika01
(
09/06/2008 16:14)
Akory atao zany,fa mety lay lhl mints no malchance!Na lay vhv no maivan-doha,na mbola zaza fisainana avy fa ny vatana fotsiny no ngezabe!Mahereza e,de aza mitady viavy tsony aloha mandritra ny dimy taona!Mahomby io:D:D:D
17. naritsimba
(
10/06/2008 05:21)
hoy endrika01
Asa angamba, ilay hoe zaza fisainana dia mety tsy hitombina loatra satria efa 35 taona daholo na mety mihoatra aza na ilay lhl na ilay vadiny taloha, na ilay vehivavy niaraka taminy.
Mety vehivavy mitady traikefa koa angamba fa dia tsy hay intsony ireo niaraka taminy.
Tena hevitra mety ny anao ilay hoe aleo tsy mitady viavy intsony. hihihihi!
Akory atao zany,fa mety lay lhl mints no malchance!Na lay vhv no maivan-doha,na mbola zaza fisainana avy fa ny vatana fotsiny no ngezabe!Mahereza e,de aza mitady viavy tsony aloha mandritra ny dimy taona!Mahomby io
Asa angamba, ilay hoe zaza fisainana dia mety tsy hitombina loatra satria efa 35 taona daholo na mety mihoatra aza na ilay lhl na ilay vadiny taloha, na ilay vehivavy niaraka taminy.
Mety vehivavy mitady traikefa koa angamba fa dia tsy hay intsony ireo niaraka taminy.
Tena hevitra mety ny anao ilay hoe aleo tsy mitady viavy intsony. hihihihi!
18. naritsimba
(
10/06/2008 05:24)
sakaizakely> ilay hoe malchance, dia tena hoe efa anjarany tokoa ve?
moa ve raha misy ny fisarahana dia tena anjara ???
Ny anjara ve dia avy @ Andriamanitra? izany hoe ny fisarahana toy ireo mitranga ireo dia avy @ Andriamanitra ?

19. endrika01
(
10/06/2008 10:54)
Raha izaho manokana aloha dia mba velom-panotaniana we:efa voahozona ny hampirafy ve ny nahoritokan-trano rehetra?Asaivo mikarakara tsara ny zaza ilay namanao,rehefa tsy miakina aminy tsony ireo,efa samy manana ny asany avy,dia afaka mitia vhv hafa ndray izy fa tsy hakarina ho vady mariazy,satria efa nanao voady t@le volou be,ny voady mantsy dia tsy azo tononina be fahatany fotsiny,ary tsy kilalao!
20. endrika01
(
10/06/2008 10:55)