vady atolotra

1. satanarindra ( 05/06/2008 05:09)
ahoana ny hevitrareo ny amin'ny vady atolotra amin'izao vanim-potoana izao?
répondu par mbaliana le 14/06/2008 06:13
2. RATOVOARY ( 05/06/2008 08:31)
Any ambanivohitray mbola vady atolotra no betsaka fa ôtry ny tsy mlay le izy. Ny tanjon'ny rar @le izy koa mba ho tena olom-banona no ho vadinjanany sady eo koa le hoe: LOVA TSY MIFINDRA. Matetika manko , sahala ny any, de somary misy rohimpihavanana kely ihany reo rarn'ny ankizy ampivadiana. Amzay hono de mba olona fanta-pototra tsara no mba vinantony.
Fa raha amiko alou de ny FITIAVANA no fototra iorenan'ny fanambadiana , matoa iantefan'ny fitiavana anefa de SAFIDIn'ny fonao izy ka tsy tokony ho atolotra intsony zany vady zany.
3. ploue ( 05/06/2008 10:21)
ita oa! ko raha ts tiana akory ze atolotr eo da aona!sarotra be zany 8O 8O 8O
4. kiadi ( 05/06/2008 10:37)
ka raha zanaka filoha ohatra atolotra anao? :-D :-D :-D
5. ploue ( 05/06/2008 10:41)
ka na zanaka filoha aza ry kiadi ref ts tiana de ts mahasambatra a! ts marina ndrai aza ve zany e! : :o :o :o
6. kiadi ( 05/06/2008 10:48)
@ zao vaninadro lazainao zao de ny vola no mahasambatra aloha!! ny fitiavana azo andeferana!
alon'ny ol mitia vola toy izay mitia tena fitiavana!!
ary aza manao hypocrite fa marina io!! 99% ny fitiavana par interet doly!
7. ploue ( 05/06/2008 10:54)
shhhshhh!!ho an'ny 99% zany fa mbola mis1% ts zany!! :) :)
ny fitiavana @internet ne ho an'ts mis mpaka vady sy ts mazàka reny e! :°) :°) :°) :°) :°)
8. rastafarai ( 05/06/2008 11:19)
Kiady: Zay zany le we V alou vo F sa F alou vo V? :lol:
9. kiadi ( 05/06/2008 11:44)
ploue> par interet io fa tsy internet!!
rasta>ka ny sipa no lazaiko amin'io!!manome V vô mahazo F sa ahona ozy elah? :lol:
10. xxx ( 05/06/2008 12:05)
kiadi:

ploue> par interet io fa tsy internet!!
rasta>ka ny sipa no lazaiko amin'io!!manome V vô mahazo F sa ahona ozy elah? :lol:

Tafiditra sahady ny sekisôlôgy leànna.

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. rastafarai ( 05/06/2008 12:19)
:^) Vola sy fitiavana le V sy F fa tsy .... :-D :-D :-D
12. sakaizakely ( 05/06/2008 12:36)
kiadi> avoahy aloha ny amex de ho hita eo ze valiny e
sode efa kankana kely nombola tsy ampy sosy ka na atolompotsiny aza aleo ihany aloha amzao :-D :-D :-D :-D
13. melody ( 05/06/2008 12:38)
kiadi:

@ zao vaninadro lazainao zao de ny vola no mahasambatra aloha!! ny fitiavana azo andeferana!
alon'ny ol mitia vola toy izay mitia tena fitiavana!!
ary aza manao hypocrite fa marina io!! 99% ny fitiavana par interet doly!

mampalahelo raha izany no fisainany olona e ... izaho izany anisany voan'io resaka io fa tsy manambola na dia tia aza an.. kiadi ô kiadi :-D :-D :-D :-D
14. Zina ( 05/06/2008 12:39)
Ny vady atolotra dia miafara na tena halany tanteraka ilay bandy, na rehefa zatra ao dia lasa tiany ...
Ratsy aloha io za tena contre mihitsy
15. sakaizakely ( 05/06/2008 12:55)
ntsssssss ny lhl koa tena môla otran'ny lalimanga mahita fivalanana rehefa mahita zay vola zay kou
tamza mbola tany antanana nilaozan'le sipako taloha fa nahita zanaka debabe be saosy izy de nanokafan'ilay rafozany varotra sady nividianany 404 familial de nibitabitaka ery, ouziz we tsy manana avenir za aminao fa tsika afaka miafinafina eny ihany satria ianao no tiako fa tsy izy

tena alikalahy mits wa :-D :-D :-D :-D :-D
16. RATOVOARY ( 05/06/2008 13:12)
De nanaiky niafinafina niaraka taminy ve ianao?
17. sakaizakely ( 05/06/2008 13:15)
ntsssssss
ko raha tsy moola otran'azy kou
un de perdu 10 de retrouvés
18. RATOVOARY ( 05/06/2008 13:24)
Zay ndrindra manko, Lelah mameno tanety ty o!
19. kiadi ( 05/06/2008 14:20)
aza hypocrithe wa fa sipa no mpanao anio !
20. mila ( 05/06/2008 14:55)
atao inona ko zany vady atolotra zany! misafidiana tsara fa refa tonga ao an-tokatrano anie zay vao hanenina e! izay anie ny ilaina ny fanaovana sipa e! ny hisafidianana. (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0898