vady atolotra
41. ari.malala
(
11/06/2008 06:51)
kiadi:
aza hypocrithe wa fa sipa no mpanao anio !
tsy haiko na impiry tratrana sipa otranizany i kiadi fa tena midelira anizany foooooooona ary ataony anaty sobika 1 foooooona ny sipa rehetra! tsy izy rehetra hoa! misy iany ny tena tia! na atolotra na tsia!
tam taloha alou lay hoe atolotra ny vady d mifankahafantatra tsara ny RAD roa tonta e! d misy mirindra tsara ny fiainan'ilay ho mpivady, fa misy tsy mahita vady ny znany fa mpisotro toaka ohatra d itadiavany vady hoe amizay hendry nefa vao maik amampjaly zanak'olona ka loza! hihihi!
