vady atolotra

21. mbaliana ( 05/06/2008 16:13)
kiadi> amin'izao fotoana izao kosa aloha dia samy manao an'izany daholo na lahy na vavy.. fa kosa amin'ny voalohany fotsiny io ho an'ny vhv fa rehefa avy eo ny ankabeazany vhv lasa tena tia . .. fa ny an'ny lhl miova2 foana izy raha vao mahita mpanana kokoa... :cry:

fa raha mba ni-remarker-nareo le vady atolotra taloha ohatry ny naharitra ny fanambadian-dry zareo tena mandrapahafaty marina... tena tsy azo atao koa moa ny divorce tamin'izany...


22. kiadi ( 05/06/2008 16:14)
zah mila vady ohhhhhhh!! iza no hanolotra anah!! :-D :-D :-D :-D
23. mbaliana ( 05/06/2008 16:16)
ovay aloha ny profil hahahhahahahahahhahaa =)) =)) =)) =)) =))
24. tess ( 05/06/2008 16:58)
satanarindra:

ahoana ny hevitrareo ny amin'ny vady atolotra amin'izao vanim-potoana izao?



mbola misy izany ihany ve, raha tsy hoe any ambanivohitra araka ny filazan'ny namana etsy ambony...
tsy mety intsony io amin'izao fotoana izao e!



25. kiadi ( 05/06/2008 20:37)
tsisy hanolotravady ho anah zany?
26. tess ( 05/06/2008 21:07)
belami: tsy aleo ve toi no manolotra ny fonao ho azy :°)
27. Belami ( 05/06/2008 21:15)
tess:

belami: tsy aleo ve toi no manolotra ny fonao ho azy :°)



za aza tsy niteny akory fa tess ve ahoana e =)) =)) =)) =)) =))
28. Belami ( 05/06/2008 21:17)
tess:

belami: tsy aleo ve toi no manolotra ny fonao ho azy :°)



raha misy manolotra zany aloha de aleo mifampizaha toetra tsara, mi fampi decouvrir aloha jerena raha miady ny bôl na ahoana
29. tess ( 05/06/2008 21:20)
ka raha coup de foudre anie tsy mahavita mifampijery ny mety sy ny tsy mety zany fa dobodoboka à 200/mn lay fo e! 8)
mbola tsy tratranzany mantsy enao fa de lover why be mitsy :-D
30. Belami ( 05/06/2008 21:22)
tess:

ka raha coup de foudre anie tsy mahavita mifampijery ny mety sy ny tsy mety zany fa dobodoboka à 200/mn lay fo e! 8)
mbola tsy tratranzany mantsy enao fa de lover why be mitsy :-D



200/mn zany ve tsy hivoaka any @ sofina ny atidoha ? =)) =)) =))
31. tess ( 05/06/2008 21:30)
ka enjana zany wa! hihihih manjary lasa tekno ve lay fitobony :-D :{
32. Belami ( 05/06/2008 21:34)
tess : fa le coup de foudre koa nge milay be e, mieponepona be ny tratra @ fidoboky le fo :wink:
33. kiadi ( 05/06/2008 21:38)
zah wa mitady vadyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy
34. Belami ( 05/06/2008 21:40)
kiadi : mihinana letsy coup de foudre a! eny @ pharmacie sady mora fa 2 ariary dimy =)) =)) =))
35. kiadi ( 05/06/2008 21:53)
anga tsy ilay satroka fiharo aretina zany coup de foudre lety?
36. Belami ( 05/06/2008 21:55)
hahaha reny ka, fa rehefa misatroka anireny elà de tsy maitsy mihira le hira hoe "Kotrobaratra" =)) =)) =))
37. kiadi ( 05/06/2008 22:08)
harahinoran'ando ohhhh=))=))=))
38. Belami ( 05/06/2008 22:10)
ôtrany tsy tantiny fokô, aminao foana ny eritreritre =)) =)) =))
39. kiadi ( 05/06/2008 22:15)
connaisseur ange ny akama zany eh!!
40. mbaliana ( 10/06/2008 18:36)
tara rakiadi fa hira io an'i belami io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1232