pillule

1. mila ( 04/06/2008 13:47)
bonjour nareo e! aona kay ny fandehan'ireny pillule reny e! tsizany mantsy fa efa norplan aho de tsy zakako le izy de novaiko pil ndray de aona?
2. tess ( 04/06/2008 13:53)
in zany pil! maro ny pillule azo hanina refa tsy zàka ny raika de mandrana hafa izay zàka e!
3. sakaizakely ( 04/06/2008 14:26)
tsy ny zinékôlôgy ve no tokony hametrahana ilay fanontaniana ? samy manana ny azy mantsy ny vhv rehetra, fa arakarak'izay mifanaraka aminy fahasalamany ihany, tsy voatery hoe itsy na itsy no mety

misy mahazaka, misy mila mini dosée, misy manao implants sns...

manatona dokotera
4. mila ( 04/06/2008 14:33)
mahafanina ve izy reny? ary mahangeza an?
5. fahamarinana ( 04/06/2008 14:38)
:arrow: fa maninona no tsy manantona gyneco fa fanontaniana ohatrizany ve ho andrasana valiny am forum sa be dr ato ? (l)
6. mila ( 04/06/2008 14:45)
enao ko to kizitina be tsss!! ny an'ny dokotera de ny hoe tsy maninona io zay foana no asesiny.
7. Gie ( 04/06/2008 15:27)
mila:

ny an'ny dokotera de ny hoe tsy maninona io zay foana no asesiny.
samy manana ny metabolisme ny vhv tsirairay ary ny pillule mety @ nao tsy voatery mety amiko na am i anona na anona...

misy ny pillule mety we lasa matavy enao mihinana azy....nefa zah mhininana an'io tsy mahazo na de 1g aza...

donc: tsy misy vhv afaka manoro hevitra anao eto @ forum afatsy ny gynéco ihany !

alohan'ny hinanana pillule de ny gynéco no mametraka fanontaniana maro be anao ary miankina am valin-teninao sy ny toe-batanao no hanomezany we zao no tokony mety am-nao ..

raha ohatra moa ka nisy olana tam io pillule nohaninao io de miverena aingana any aminy de lazao azy daholo we zao sy zao no zavatra niseho !


8. tess ( 04/06/2008 15:29)
ka raha tsy manandrana zay tenen'ni dokotera ve ho hita hoe mety sa tsy mety.....refa tsy mety de miverina ndray hoe tsy mety amiko ity
rehefa tsy mety dool moa izany dia atovy am fomba gasy e! manisa andro, mba manao fady kely ny tsy miray raha eo am manodidina ny fotoana maha lonaka
misy mankatavy ny pillule ho an'i sasany arakakraka ny vehivavy io fa tsy ho voatery hisy effet-ny am vevavy retra.
9. Gie ( 04/06/2008 15:30)
fahamarinana:

:arrow: fa maninona no tsy manantona gyneco fa fanontaniana ohatrizany ve ho andrasana valiny am forum sa be dr ato ? (l)
tsy aleo kosa ve manontanitany foana toy zay manaonao foana ?


10. xxx ( 04/06/2008 16:38)
fangah manotany any am gynéco manotanintany foana ry gie
marina ny voalazan'i fahamarinana fa ianao koa toa mila vaniny????
11. Gie ( 04/06/2008 18:07)
xxx:

fangah manotany any am gynéco manotanintany foana ry gie
marina ny voalazan'i fahamarinana fa ianao koa toa mila vaniny????
tsy misy resaka we mila vaniny io ry xxx an ! fa tsy aleo ve izy wa manontanitany foana toy zay manaonao foana ?

zao izy nahazo valiny avy @ tsika ! ka filam-baniny @ inona ?

zao izy nahazo valiny avy @ tsika we tsy aleo ve miverina mijery ny gynéco ary enao koa aza io namaly io we: raha tsy manandrana ahoana no ahafantarana we tsy mety na mety @ nao ilay izy ?


12. ni81 ( 04/06/2008 19:53)
mahafanina ve izy reny? ary mahangeza an?

Ny tena mahazo ny vehivavy maro rehefa mihinana pilule dia
- maloiloy na koa marary an-doha (mety ho fanina indraindray)
- misy mihangeza fa misy tsy miontsona fa ny lanjany ihany no lanjany.
Tokony ho fotoana mitovy hatrany no hihinana ny pilule raha azo atao
Tsy tsara @ vehivavy mihinana pilule ny fifohana sigara.
13. fahamarinana ( 05/06/2008 06:49)
:arrow: ka zay anie ry reto no lazaiko hoe amiko tonga dia gyneco no hantonina fa izy ihany koa no manam-baliny am fanontaniana sy afaka manova ny pillule sa ny any vidina any an-tsena dia vita ? tsy paracetamol anie ka hoe ovaiko dafalgan na ovaiko efferalgan,sns...
Gie :hoy ianao hoe 'tsy aleo ve manontanitany foana toy izay manaonao foana.
Ka isan'ny ilay valiny nomeko anie io ,valin'ny fanontaniany,fa tsy niteny aho hoe aza mankany dia hoano ny tel fanafody.

mila :tsy fahakizitinana ny famaliko anao fa izay no marina sy tokony atao.Ny dr-nao zany no hafahafa fa raha ny aty aloha dia mahazo valiny rahatoa voazavanao tsara ny symptome entin'ilay pillule ao am vatanao.Araka ny voalaza tery ambony hoe misy karazany betsaka ary ny toe-tenan'ny tsi11 koa samy manana ny azy.Izay no mahatonga ny fahabetsahan'ny contraceptions fa rehefa tsy zaka ny pillule dia mbola misy hafa maro koa :implant,stérilet,preservatif,ovule,ABSTINENCE koa anisany...Ny manao dr tenany aloha amiko misy danger,hoe tsy nety tamiko ilay norplan dia novaiko pil,miova dr ndray rahatoa hitanao hafahafa ilay teo e,rehefa tsy nahafapo... (l)
14. Gie ( 05/06/2008 07:23)
fahamarinana:

:arrow: ka zay anie ry reto no lazaiko hoe amiko tonga dia gyneco no hantonina fa izy ihany koa no manam-baliny am fanontaniana sy afaka manova ny pillule sa ny any vidina any an-tsena dia vita ? tsy paracetamol anie ka hoe ovaiko dafalgan na ovaiko efferalgan,sns...
Gie :hoy ianao hoe 'tsy aleo ve manontanitany foana toy izay manaonao foana.
Ka isan'ny ilay valiny nomeko anie io ,valin'ny fanontaniany,fa tsy niteny aho hoe aza mankany dia hoano ny tel fanafody.
fahamarinana: eny wa akia an ! ary tena marina mihintsy io nolazainao io ! ary zay no nataoko we: tsy aleo ve izy manontanitany foana toy zay manaonao foana ?

jereo anié fa nahazo valiny mafatrapo ery izy zao ! sa ahoana ozy enao ?

fa ny tsy azoko fotsiny de ny an'i xxx lazaina fa filam-baniny ny nolazaiko !

ié ! tsy nilaza aloha enao we aza makany de hoano ny tel fanafody fa nanoro hevitra azy enao ! nanoro hevitra azy isika... ka tsy hitako zay hidiran'we mila vaniny ry xxxxxxxxxxxxxxxxx aaaaaaaaaaa!

fanamarinana: aleo tohizana ny fanomezan-kevitra zay haintsika ho an'zay mila fanampiana fa mahafinaritra zao !


15. fahamarinana ( 05/06/2008 07:45)
:arrow: Gie :merci,mazava be,reste à savoir raha hi-appliquer ilay torohevitra i mila fa dia any aminy ny suite-ny resaka sisa.
Aza mora tohina Gie fa samy manana ny fomba fiteniny sy filazany azy anie, :wink: (l)
16. Gie ( 05/06/2008 11:21)
fahamarinana: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0032.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/za_thanx.gif[/IMG] :) :-* :-*
17. fahamarinana ( 05/06/2008 11:26)
:arrow:Gie : De rien !!!!,zà koa manko somary direct zay koa dia tonga dia miala tsiny aho raha misy tafitohina.Direct fa tsara fanahy.. :) (l)
18. kiadi ( 05/06/2008 11:37)
rsaka tsy hinana-kanina ny anireto
:-D :-D
19. vale ( 05/06/2008 12:20)
mila:

bonjour nareo e! aona kay ny fandehan'ireny pillule reny e! tsizany mantsy fa efa norplan aho de tsy zakako le izy de novaiko pil ndray de aona?
Tokony tsy hisy olana alou e, na miova aza! zà indray de pillulle à norplan! hihi (nifamadika)!
misy tsy mahazaka pillulle, volo mintsana, prise de poids kely, rehefa izany dia manova contraceptif fotsiny! ny pillulle alou tsy de no-tiko e, fa zà nahazaka tsara fa rehefa misy "oubli", hummmm, mandram-piverina ny cycle manaraka.....euuhhh


:-w :-w :-w be mintsy alou e! :lol: :-D :-D :-D mazoto ,zà teo niala! :wink: :wink:
20. mila ( 05/06/2008 14:47)
merci beaucoup mes amies, fa tsy kiadi an, aza misy mihaino anio nareo....inona ko moa no hidiran'le kiadi aty e! tsy ny vadinao no karakaraina tsara fa hanao kamba-3 eo :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0654