pillule
41. fahamarinana
(
10/06/2008 10:47)
:arrow: Mba fanontaniana manitikitika ny saiko :maninona no dia isika vehivavy foana no tena mivaky loha amin'ilay contraception ndraindray ,satria ve isika no mety ho bevohoka sa inona.Mijery manko aho fa misy betsaka koa ny anjara andraikitry ny lehilahy ary misy tokoa ny contraception ho an'ny lehilahy.(l)
http://www.doctissimo.fr/html/sante/mag_2000/mag0728/se_2050_mme2.htm

42. sakaizakely
(
10/06/2008 13:17)
fahamarinana>
izay manko
raha izaho no tenenina an'io ka tena manome porofo @ valin'ny analizy le hopitaly de ampiasaiko ho porofo entiko hitorina ilay laboratoara mpamboatra ilay pilluleny resultat azo.
Variana koa aho amin'ilay hoe avy amin'ny pillule no mahatonga ny trisomie spécialement nahazo azy fa za moa tsy dr ka tsy afaka hiditra lalina,soa misy ny aterineto dia mahazo + d'infos.
izay manko
raha izaho no tenenina an'io ka tena manome porofo @ valin'ny analizy le hopitaly de ampiasaiko ho porofo entiko hitorina ilay laboratoara mpamboatra ilay pilluleny resultat azo.
43. xxx
(
10/06/2008 13:45)
fahamarinana:
:arrow: Mba fanontaniana manitikitika ny saiko :maninona no dia isika vehivavy foana no tena mivaky loha amin'ilay contraception ndraindray ,satria ve isika no mety ho bevohoka sa inona.Mijery manko aho fa misy betsaka koa ny anjara andraikitry ny lehilahy ary misy tokoa ny contraception ho an'ny lehilahy.(l)
http://www.doctissimo.fr/html/sante/mag_2000/mag0728/se_2050_mme2.htm
Tsy aleo ity atao ary @ resa-dehilahy hijerena izay mba réaction -dry zalahy isany hoe
44. fahamarinana
(
10/06/2008 13:57)
:arrow: xxx matin-dry zalahy any aho kouh...ry zalahy ao toa masiaka daholo... (l)
46. fahamarinana
(
10/06/2008 14:44)
:arrow: mila :averiko foana,angambany tsy hisy hilaza aminao na tsara na ratsy ny pillule ary tsy nisy niteny koa tao hoe ratsy na tsara ,ivereno vakiana ilay dinika rehetra aloha fa lavalava ihany zay.Anjaranao ny misafidy zay tiatianao sy zay mampandry saina anao.Fanampi-panazavana mihoatra noho izay voalazan'ny namana rehetra zay angambany efa lasa mamorona sy mampiesona fontsiny.Mino aho fa tsy izay no nametrahanao dinika fa mba te ahazo renseignements be be kokoa,sa diso aho amizay ? :-P (l)
47. sakaizakely
(
10/06/2008 15:52)
bonjour! fa ny pillule ve zany tsara sa ratsy e!
tsy nisy hevitra azonao notsoahana mihitsy ve ny resaka nandeha hatr@ 1° ?
mampiesona fontsinymarina
49. tess
(
10/06/2008 16:20)
sakaizakely:
bonjour! fa ny pillule ve zany tsara sa ratsy e!
tsy nisy hevitra azonao notsoahana mihitsy ve ny resaka nandeha hatr@ 1° ?
mampiesona fontsinymarina
sakaizakely:
:-D :-D :-D teny gasy mazava angamba izay hihihihi!
52. arialy
(
14/06/2008 14:59)
:lol:
ny pilule anie miaro ny vehivavy amy cancer de l'uterus sy ny col sns ee!
za alony tsy dia pour amin'ny lay resa-be oe manimba sns ireny , efa voarara
efa ela dia ela ireny raha nanimba olona izany.
raha ny oe te hananjanaka kosa dia manantona gynéco alohan'ny hanajanonana azy, ary arakaraky ny olona , misy vao manajanona na manadino in-1 na in-2 dia bevohoka, misy ny olona sasany miandry 3, 6 mois na 1 an mitsy vao bevohoka.
ny mapatavy na tsia koa arakaraky ny toe-batana, tsy possible kosa oe minana pillule dia mahazo 1kg/mois :roll:
fa arakaraky ny sakafo hanina no mapatavy na tsia .
mazotoa daolo eee!!
ny fanalan-jaza no tokony manimba ( mamono olona, mety hanimba vatana iany koa...)

53. imaitsoanala
(
05/08/2008 23:01)
tandremo fa manimba io ra ts zaka an
misy tache zay mantsy ny silipo am voalohany
rehef tonga amzay d aleo manantona dok iany