pillule
21. Papoose
(
06/06/2008 02:38)
mbola mitady fanaka malemy dadanay zao fa za zanany efa karakarainy tsara ka!
fa le pillule mampaninona no tadiavinao? :°)

23. xxx
(
06/06/2008 14:43)
o ry reto a , tsy hoe conseils medikaly angamba no mba tadiavin'ilay namana fa ilay mba resadresaka entre vehivavy e . Za mino fa ho any @ gynéco izy fa mba mila miresaka @ vehivavy hafa e, mi papote hoy ny olona
izaho tsy nahazaka pillule iray izay, tena somary grave aza t@ izay, dia nasain'ny Dr najanona, mandram-pahitako gynéco dia ilay tsy mamitaka iry no ampiasaiko e (kapoty io), finalement aleoko io fa io angamba no tsy chimique indrindra ...

25. xxx
(
06/06/2008 15:17)
xxx:

oudry! fa angaha hono tsy efa naman' ny atao hoe mi papote izao resa-behivavy atao etoana izao?????
:roll: :roll: :roll:
26. xxx
(
06/06/2008 15:20)
mila:
andray, zany ve? eny ary fa ho any @ gyneco aho e!
fa mila ve izany vao izao vao ho any am gyneco hatrizay fa dia mandnrana izay hatoron'ny namana fotsiny, mba manaonao foana anie ianareo izany e!
:)
raha resaka fihinanana fanafody fahasalamàna dia dokotera natokana ho an'izay ilaina ihany no antonina fa aza mihaino izay lazain'ny olona....
satria samy manana ny toe-batany ny tsirairay avy.
27. fahamarinana
(
06/06/2008 17:12)
:arrow: za anie oah mba gaga e,miandry maheno hoe grave zany vao hihazakazaka ndray.Mitandrema ihany fa tsy resaka fanakanana tsy ho bevohoka fontsiny io fa fitaovam_pananahana ahafahana miteraka koa.Mbola kely angamba ianao ry mila ka tsy tsapanao ny importance_ny.Tsara ny vehivavy manantona gyneco in_1 isan-taona au moins na dia tsy manambady aza fa misy relation s na dia ny hanao frottis fontsiny aza fa tsy resaka contraception fontsiny,eny na hijerevana ny nono sao sanatria misy mivonto ou autres...:avy amin'izany no ahitana ny mety ho aretina mahazo antsika vehivavy dia ahafahana mitsabo azy ihany koa.....Conseils moa izany fa anao ny ambiny. Raha tsy hoe mi_papote araka ny voalazan'ny xxx tery ambony fontsiny angaha :-P (l)
28. xxx
(
08/06/2008 12:19)
Amiko aloha dia tsy ilaina ny mihinana an'ireny e. Raha tsy hoe marary angaha ka tenin'i Dokotera hoe mihinana an'ity. Fa raha hihinana an'ireny fa tsy te hiteraka dia aoka ihany. Sady tsy mahasoa ny tena na ovina na ovina ireny.
29. fahamarinana
(
08/06/2008 13:50)
:arrow: ka io moa samy manana ny choix-ny tsi11,efa fantatra fa zay atelin'ny vava mety hitondra aretin-kafa na tsy fahazakàna ihany koa fa dia anjaran'ny tena no mieritreritra zay mahamety sy mahasoa azy.Samy tompon'ny vatany e,sa ahoana ? (l)
30. rebeccaF
(
09/06/2008 13:26)
Ny zavatra tsy tokony hadino koa dia ny hoe misy fihatraikany amin'ny zaza hateraka ny fihinana pillule.
Ka raha mbola manana ny faniriana ny hiteraka ihany, aleo mampiasa zavatra hafa, sao ho simba ny taranaka.

31. fahamarinana
(
09/06/2008 14:36)
:arrow: rebeccaF :azonao azavaina misimisy ve ilay atao hoe fiatraikany amin'ny zaza teraka sy ilay hoe raha mbola manana fanirina ny hiteraka aleo mampiasa zvtr hafa ? Somary manitikitika ny atidohako manko ilay valim-panontaniana dia izay no hametrahako azy rahatoa azo valiana ihany koa.Misaotra mialoha. (l)
32. xxx
(
09/06/2008 14:51)
rebeccaF:
Ny zavatra tsy tokony hadino koa dia ny hoe misy fihatraikany amin'ny zaza hateraka ny fihinana pillule.
Ka raha mbola manana ny faniriana ny hiteraka ihany, aleo mampiasa zavatra hafa, sao ho simba ny taranaka.
METY hisy fiatraikany angamba fa tsy hoe voatery kosa e
33. Gie
(
10/06/2008 06:08)
rebeccaF:marina io ! ny pillule se ohatran'fanafody rehetra ! raha à la longueur ny fihinana azy de misy fihatraikany marina !
Ny zavatra tsy tokony hadino koa dia ny hoe misy fihatraikany amin'ny zaza hateraka ny fihinana pillule.
Ka raha mbola manana ny faniriana ny hiteraka ihany, aleo mampiasa zavatra hafa, sao ho simba ny taranaka.
ny zavatra tsara fantarina de zao !
-alohan'hanaovana na we faniriana hanan-janaka de mila mitandrina au moins 3 volana
-hajanona 3 volana aloha ny fihinana pillule am zay lasa na voadio ny tena tam residus-n'io pillule io !
-zay no nahatonga an'ity vhv nahazo zaza trizomika satria 3 taona nihinana pillule izy ary vao najanony tonga bevohoka izy !
-tsy voatery we ny vhv rehetra kosa aloha no tonga am-zany fa mieux vaut prévenir que guérir !
34. fahamarinana
(
10/06/2008 07:17)
:arrow: gie :trisomie tsy hoe avy amin'ny pillule kosa ,olona tsy nihinana pillule mety hanan-janaka trisomique ihany koa,na ny efa lehibe taona dia misy pourcentage be be kokoa koa hanana zaza toy izany ary mety mbola tanora kely koa dia hanana satria izay no efa zvtr miseho.Izany no hanaovana test sns ho an'ireo efa lehibe sy amniocenthese koa.
D'accord aho hoe tsara raha ajanona volana maro alohaloha hanadiovana ny ao anaty vatatena fa na izany aza dia tokony tsy asiana polémique loatra fa lasa mampihorohoro ny olona satria isan'ny contraception fiable io RAHA TSY MANADINO MIHINANA azy ihany koa.Matoa mbola tsy nalana ny pillule fa vao amika aza nasiana karazany mba ahafahana mi s'adapte aminy selon ny vehivavy tsi 11 dia ao raha.
Jereo ity rohy ity ho an'ireo te ahalala be be kokoa ny trisomie21:
http://fr.wikipedia.org/wiki/Syndrome_de_Down#.C3.89valuation_ant.C3.A9natale_du_risque_de_trisomie_21
Jereo ity rohy ity raha te ahalala be be kokoa ny pillule.Voalaza ao aza fa tsy misy risque na bevohoka tout de suite aza fa amiko aloha ,mitovy hevitra amin'ny Gie aho hoe tsara raha miandry kely,raha mbola azo atao....fa choix-ny tsi11 koa io e...:(l)
http://www.contraceptions.org/pilule/pilule.htm

35. sakaizakely
(
10/06/2008 07:34)
-zay no nahatonga an'ity vhv nahazo zaza trizomika satria 3 taona nihinana pillule izy ary vao najanony tonga bevohoka izy !
8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
aoka mba ho zavatra marina voaporofo aratsiansa no ambara fa tsy mamoaka fihevitra manokana
ny trisomie21 dia anomalie chromosomique mbola tsy fantatra marina izay tena antony, fa fantatra hoe mandritry ny division cellulaire voalohany (meioses) no mitranga ilay anomalie. Misy koa ny ray na/sy reny no mitondra chromosome misy fahasembanany (translocation chromosomique) dia mihatra amin'ilay zaza ilay tena fahasembanana
Fa ny tena lazain'ny mpitsabo dia raha mbola tanora loatra na rehefa be taona ny reny dia misy riska, saingy tsy sistematika koa anefa. Tsy misy fanafodiny izy io fa azo depister-na fotsiny, na izany koa aza nefa tsy azo antoka à 100% fa ho hita ilay aretina.
Mety marina fa misy fiantraikany ny fihinanana pillule fa tsy io velively no mahatonga ny fisian'ny trisomie. Raha marina mantsy izany dia efa ela no feno trizomika izao tontolo izao satria ny pillule no contraceptif voalohany indrindra, indrindra ho an'ny tandrefana
36. sakaizakely
(
10/06/2008 07:43)
fahamarinana> dakodak tanteraka
firifiry ny vhv fantako efa nihinana pilules ampolo taonany mahery otranahako vao miteraka nefa tsy maninontsimaninona ny zaza, tsy ny fanajanonana azy mialoha no mampaninona, satria ny ahy isaky ny vao mijanona fotsiny ny plakety dia tonga mitsaika tsy mila miandry cycle vaovao akory, ary tsy izaho irery fa betsaka ny toa izany, nefa ny zaza salama be daholo.
ny hoe tsara ajanona volana maro dia tsy hitako loatra ny intérêt-ny. Indrindra raha dinihina ny fiainan'ny zanak'oulmbel efa infesté produit simika na ny rivotra iainana fotsiny aza, zany hoe tsy hadio mandrakizay koa ny ao anatintsika ao. Misy tena vré fanafody no mila andraisana précaution otran'zany, ohatra cas-ko manokana, raha manao vaksiny rubéole dia mila miandry 3-4 volana vao mahazo mitondra vohoka. Fa ny dokotera ihany no afaka manazava aminao ny effets-n'izay fanafody haninao, fa raha pillule dia tsy ilaina ny hoe miandry ela, mety ilay zaza no tonga aloha akory aza
trisomie tsy hoe avy amin'ny pillule kosa ,olona tsy nihinana pillule mety hanan-janaka trisomique ihany koa,na ny efa lehibe taona dia misy pourcentage be be kokoa koa hanana zaza toy izany ary mety mbola tanora kely koa dia hanana satria izay no efa zvtr miseho.Izany no hanaovana test sns ho an'ireo efa lehibe sy amniocenthese koa.
firifiry ny vhv fantako efa nihinana pilules ampolo taonany mahery otranahako vao miteraka nefa tsy maninontsimaninona ny zaza, tsy ny fanajanonana azy mialoha no mampaninona, satria ny ahy isaky ny vao mijanona fotsiny ny plakety dia tonga mitsaika tsy mila miandry cycle vaovao akory, ary tsy izaho irery fa betsaka ny toa izany, nefa ny zaza salama be daholo.
ny hoe tsara ajanona volana maro dia tsy hitako loatra ny intérêt-ny. Indrindra raha dinihina ny fiainan'ny zanak'oulmbel efa infesté produit simika na ny rivotra iainana fotsiny aza, zany hoe tsy hadio mandrakizay koa ny ao anatintsika ao. Misy tena vré fanafody no mila andraisana précaution otran'zany, ohatra cas-ko manokana, raha manao vaksiny rubéole dia mila miandry 3-4 volana vao mahazo mitondra vohoka. Fa ny dokotera ihany no afaka manazava aminao ny effets-n'izay fanafody haninao, fa raha pillule dia tsy ilaina ny hoe miandry ela, mety ilay zaza no tonga aloha akory aza
37. Gie
(
10/06/2008 07:54)
sakaizakely:tsy we hevitro manokana io ry sakaizakely fa tena nisy tokoa !
aoka mba ho zavatra marina voaporofo aratsiansa no ambara fa tsy mamoaka fihevitra manokana
zoabaviko no voan'io ary tena lazaiko anao fa io no nolazain'tao am hopital rehefa natao ny analyse rehetra !
mbola averiko ihany fa tsy ny vhv rehetra no mety voan'io ! fa ozy aho we : mieux vaut prévenir que guérir !
38. sakaizakely
(
10/06/2008 08:23)
Gie>
madame,
Votre enfant est trisomique parce que vous avez pris la pillule pendant 10 ans
voasoratra antaratasy otr'izao ve izany résultat izany ?
mahavariana ihany

39. fahamarinana
(
10/06/2008 08:45)
:arrow: o ry reto a aleo miteny olona hoe betsaka ny karazana contraceptions amin'izao fotoana,azontsika vehivavy anontaniana ny Dr tsara daholo fa mahazo valiny foana isika avy eo raha ny effets secondaires sns sns ,manana choix isika.Ary raha tsy mahazaka na tsy te ihinana ny vehivavy dia mbola misy koa anie contraception ho an'ny lehilahy e,ankoatran'ny preservatif sy ny abstinence koa.
Araka io volazan'ny sakaizakely io hoe na vao mijanona ny pillule,na vao avy alàna ny implant (efa nahita cas toy io koa aho ),misy aza vao miala ny stérilet dia bevohoka fa tsy nisy olana.Ny tiako tenenina hoe tsy voatery miankina amin'ilay contraception akory fa mety ny toe-ten'ilay vehivavy koa no olana,ary mety tsy ilay vehivavy fa ilay lehilahy koa matoa nisy ilay trisomie.Soyons réalistes,pas de panique fa lasa mivaona be.
Variana koa aho amin'ilay hoe avy amin'ny pillule no mahatonga ny trisomie spécialement nahazo azy fa za moa tsy dr ka tsy afaka hiditra lalina,soa misy ny aterineto dia mahazo + d'infos. (l)

40. booboo
(
10/06/2008 09:06)

hihihihihihihi