mahasoa ho anareo vevavy eto andafy

1. xxx ( 01/06/2008 23:01)
efa ela no nipetrahako teto andafy ankehitriny aho de 31 ans,nationaliter frantsay za ka raha misy interresser de vonona za ny anambady mba azahonao taratasy fa tsy ilaiko intsony ny taratasiko aleoko hanampina olona hafa avelao eo ny adresy msn anao de miresaka isika marihana fa koko no fiantsoina ana misaotra d'eny mialoha
répondu par xxx le 05/06/2008 17:53
2. tess ( 02/06/2008 02:37)
:-P ny soa hatao levenambola
3. rastafarai ( 02/06/2008 04:23)
:/ Iza kou ary tony??!! Frantsay d ho aiza? :-D
4. ni81 ( 02/06/2008 05:17)
Ohatry ny hafahafa :roll: Fa tsy ilainao intsony ahoana ny ttasinao? Fa angaha raha manambady ianao dia lasan'iny olona iny ny ttasinao? :roll:
5. fahamarinana ( 02/06/2008 05:49)
:arrow: ni81: :-D :-D (l)
6. badboy ( 02/06/2008 08:31)
tess:

:-P ny soa hatao levenambola


sao de mba hoe "ny soa atao levenambo.y?????
:^) :^) :^) :^)
7. tess ( 02/06/2008 12:00)
badboy:

tess:

:-P ny soa hatao levenambola


sao de mba hoe "ny soa atao levenambo.y?????
:^) :^) :^) :^)



=)) ary iny no ts ytakatry ny saiko....mety ho izay marina an! :-D
8. euh ( 02/06/2008 12:02)
ny soa atao levenambo.y?????
:-D :-D

ka raha milevina zany ve hipoitra tsony fa de veloma lava
9. ainaheri ( 02/06/2008 12:09)
efa ela no nipetrahako teto andafy ankehitriny aho de 31 ans,nationaliter frantsay


Oudryyyyy aona kou ary zany frantsay tsy mahay ny teniny zany klé :roll:
10. tess ( 02/06/2008 12:10)
:-D :-D :-D :-D
11. vale ( 02/06/2008 13:57)
xxx:

efa ela no nipetrahako teto andafy ankehitriny aho de 31 ans,nationaliter frantsay za ka raha misy interresser de vonona za ny anambady mba azahonao taratasy fa tsy ilaiko intsony ny taratasiko aleoko hanampina olona hafa avelao eo ny adresy msn anao de miresaka isika marihana fa koko no fiantsoina ana misaotra d'eny mialoha

fa raha oul mipetraka aty ivelany angah tsy efa manana ttasy ry koko???

:roll: sa oe vazah ttasy mintsy izany ny tinao tenenina angamba? hummm, intéréssant alou e(an'izay mila) :^)
12. vale ( 02/06/2008 14:02)
ni81:

Ohatry ny hafahafa :roll: Fa tsy ilainao intsony ahoana ny ttasinao? Fa angaha raha manambady ianao dia lasan'iny olona iny ny ttasinao? :roll:
tena miombon-kevitra amin'i ni81 aho, une fois nahazo enao dia efa nahazo, ka oe tsy ilaina intsony??? hody izany ve, sa??? mijanona ho frantsay foana enao une fois nahazo kanohhh, ze vadinao eo njay lasa frantsay ihany koa! sa omenao izy de enao hody any m/car?? tena fanina kely klou zah eto e!


:lol:

bahhhh, intéréssant aloha ilay hoe mizara paps é!!! mersi é! :@
13. melody ( 02/06/2008 14:49)
xxx:

...... miresaka isika marihana fa koko no fiantsoina ana misaotra d'eny mialoha

mitandrema fa vaky eo ny loha raha vô henjeran'io koko io zalahy e,
aza matikiny paps re :-D :-P :°)


14. tess ( 02/06/2008 16:03)
hoy i vale:


fa raha oul mipetraka aty ivelany angah tsy efa manana ttasy ry koko???


tena betsaka ny gasy mipetraka aty ivelany tsy manana tts ka!
15. tess ( 02/06/2008 16:05)
melody:

xxx:

...... miresaka isika marihana fa koko no fiantsoina ana misaotra d'eny mialoha

mitandrema fa vaky eo ny loha raha vô henjeran'io koko io zalahy e,
aza matikiny paps re :-D :-P :°)








:-D :-D :-D he zany izy hoe koko, be atidoha zany lol :-D :-D :-D
16. kiadi ( 02/06/2008 16:12)
de tsy paps ho an'ny lehilah anga any ry bon bon koko? :-D :-D
17. vale ( 02/06/2008 16:45)
tess: marina izany!mmh
kiadi: bonbon coco ve? saink-kanina mintsy oà izy ty re oul! :-D :-D :-D
18. ni81 ( 02/06/2008 16:50)
Oudryyyyy aona kou ary zany frantsay tsy mahay ny teniny zany klé
Aza dia mamely mafy kosa e :)
de tsy paps ho an'ny lehilah anga any ry bon bon koko?
Mety koa raha hisy lehilahy hanambady azy kah (lahy+lahy) :-D :-D
19. xxx ( 02/06/2008 17:18)
misaotra anareo rehetra namaly fa zao no tena fandehany lay izy,mamanay nanambady vazaha de lasa nationaliter vazah zao ka efa mikasa ny hody aho,ny ao antsaiko de asa fanasoavana ,ny antony hoe nisafidianako olona aty andafy de izao no antony, satria enao ry vevavy de sarotra no nahatongavanao taty andafy nefa raha ohatra olona any madagascar no proposeko de tsy mety satria otrany hoe kadeau gratuit nefa enao zay aty andafy de nampiasa hery tsandy rehetra ahatongavana aty andafy nefa lay izy zany de cadeau zay zany ny ahy e fantatro fa tsy mitovy amiko ny olondrehetra
20. kiadi ( 02/06/2008 17:27)
vale:

tess: marina izany!mmh
kiadi: bonbon coco ve? saink-kanina mintsy oà izy ty re oul! :-D :-D :-D



de mody tsy sainkanina eo!!! nefa raha hitondraiko bonbon koko zao milendalenda ery! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0845