mahasoa ho anareo vevavy eto andafy
44. diamondra27
(
04/06/2008 08:17)
xxx: hay de nalefa aty mihintsy ity antso ity an
zany hono rankizy a , ten serie nge i coco hono e fa te hanasoa gasy zany no tanjony e, ze mila paps sy fitiavana de mankanesa any aminy, bandy serie zay izy io refa ilaina
de aza adino manasa ahy hanao temoin

45. xxx
(
04/06/2008 10:46)
diamondra O! za no nandefa anio message io fa tsy ho lazaiko ny anarako ,tsy
maintsy hovaiko ny fomba firesako sao de demaskenao fantomas lol
maintsy hovaiko ny fomba firesako sao de demaskenao fantomas lol
47. sakaizakely
(
04/06/2008 13:15)
aminy zay ny trano tsy tapaka fa refa tonga aty misy hivantanana
de iza no tadiavinao andoa ny hofantrano ? sa izay no tambin'ilay fanomezana taratasy vazaha ? raha efa manana sipa izy de mahazo mipetraka amin'ilay tranonao sa ? ary raha mifampiteraka izy roa, mbola mahazo mipetraka ao amin'ilay trano ihany sa ...
Saintsaino sy dinidiniho ihany sao dia ianao ihany no ifoterany ka ho wainn eo. Ianao any aorina tsy ilaozan'izay mba vhv irin'ny fonao koa. Dia atao ahoana ilay vady baoritra ? ho divorser-na ve ? Vonona ny handoa pension alimentaire am ireo zaza tsy naterakao ve hianao. Sa hitono tena am fanjakana we tsy tena zanako ireo satria izahay tsy tena mpivady fa antaratasy fotsiny ?
sns sns...
sa misy tombontsoa hafa heverinao fa ho azonao tahaka ny droit de cuissage :roll: :roll:
48. diamondra27
(
04/06/2008 13:28)
xxx: aza matahotra fa tsy misy midemaske anao eo fa tsika ndray akama milay e, na le morse sasany aza tsy alefako eto fa tonga de misy mahakobo eo we enao io hiiii :-D
matokisa razandry fa tsy mivoaka itan olona zany fantomas a!
otrany vao zao koa nareo vao nahalala an i diamondra
lasa zorro tampoka ndray ange nareo zany e
xxx : tena raha mbola tsy nanambady za de niditra taminao
:-D :-D tena be fitiavana ange we enao sady tena te hanasoa ny mpiray tanindrazana aminao e, tsy zay moa le izy? aleo assiana tosika ihany fa sao de raikitra ho an zay mazoto
bonne chance letsy a

49. Koditra
(
04/06/2008 18:11)
Tsotra fotsiny letsy io Ra-xxx an. Asa fanasoavana izany tsy misy mahamenatra, mipotraha elah ao ambadik'io xxx io d apetraho ny contacten'lah. Ao anatin'ny ora vitsy2 elah d ahazo valiny bobaka be, na h@ efa manana paps eritaona ireny aza mety mbola hanoratra hoan 'elah. Andramo d zé manoratra pré no maazo papier :-D :-D
50. vale
(
04/06/2008 22:01)
kiadi:
vale:
tess: marina izany!mmh
kiadi: bonbon coco ve? saink-kanina mintsy oà izy ty re oul! :-D :-D :-D
de mody tsy sainkanina eo!!! nefa raha hitondraiko bonbon koko zao milendalenda ery! :-D :-D :-D :-D
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsy ankizara ve? :lol: :-D :-D ;-)
51. kiadi
(
04/06/2008 22:23)
vale>ntssss! vale tendakanina io!! lany eo ny bonbon coco-ko :-D :-D :-D
52. Papoose
(
05/06/2008 02:52)
efa nahazo permissio t@ dadanay za ry xxx fa papoose@zazakely.org ny email-ko de mandefasa sary mba hijereko ny tena koko aminy an! za tsy manana msn fa email anoratana fotsiny!de aza mandiso fanantenana fa za mbola vao erotrerony @ eritreritra te hanambady madio, manantena anao! :°)
53. ari.malala
(
05/06/2008 06:37)
nationaliter, mariaze, interesser, :-D :-D:-D :-D :-D :-Dza kalou zany naika interesser iany fa saingy za aty Dago ko! nefa za kou mbô te inana cerise sur gateau! de aona zany ny amiko ry xxx? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
56. sakaizakely
(
05/06/2008 12:34)
hatram zao aloha de tsy azoko ze tena motivasio an'i xxx
fahitako anazy otran'ny manantena izy fa ho tara amin le vhv na manantena fa ho voatazony ho azy ilay izy.
tsy maintsy misy tambiny andrasany ao
efa mailo ny prefektira am reny mariazy boritra ireny kanou, haindry zareo tsara ny manao ankety ahafantarana raha tena miray trano tokoa ny mpivady na tsia, satria mila porofoana ny firaisamonina, raha vao misy valinteny mibolilla kely na hoe miahiahy kely ry zareo de veloma lava ny papss
za mba miteny fotsiny moukou
tsy aleo de mitsotra we za mitady vady sady afaka manome papss

57. diamondra27
(
05/06/2008 12:56)
arimalala hiii eo fa lazaiko izy de mba manana atout kely ndry zany
xxx: tonga de raiso rdv ao io akamantsika io e
aona mila mandefa sary izy sa tsia/ de manao survet sa tsia de bikini koa hiii
de robe de soiree
xxx elah ty less tena maita atao foana an , ndana any rome ndray tonde ento any venise ny heureuse elue

58. xxx
(
05/06/2008 17:53)
zao e! henoko daholo ny resakareo,ny ahy tsy misy fanambakana fa raha mahazoto ianao de ty ny msn ako de miresaka tsara fa ny resaka eto manko be mpahita ka mba aleo ho confidentiel ny resaka ty ny adresy msn ako
ma_dagasikara@hotmail.fr ny anarako dia erik zay de raha lina ianao de aza misalasala miresaka amiko ary ny resaka mba ho confidentiel satria nahatsapa za hoe mety ho sarotra ny miresaka ato satria be mpahita zay e io ny adresiko de miandry aho