mahasoa ho anareo vevavy eto andafy
21. xxx
(
02/06/2008 18:06)
xxx: resabe fotsiny zany fa enao ity kou mba ampiresahana dia iny ery dia mino....sady ianao koa mampiresaka rahateo
raha ianao manana papiers ka te hi proposer papier vazà ho an'i sipa aty ivelany, mazava ho azy tsy maitsy manambady azy ianao, fa angaha izy ity ary folo sy mofogasy ka donant donant...
hody enao hoy enao....mazava ho azy fa tsy hijanona aty miaraka am lay vevavy zany, donc mariazy fotsy, anisan'ny hoe risoriso ihany :°)
tsy mety tsy manankery....

22. ni81
(
02/06/2008 18:23)
misaotra anareo rehetra namaly fa zao no tena fandehany lay izy,mamanay nanambady vazaha de lasa nationaliter vazah zao ka efa mikasa ny hody aho,ny ao antsaiko de asa fanasoavana ,ny antony hoe nisafidianako olona aty andafy de izao no antony, satria enao ry vevavy de sarotra no nahatongavanao taty andafy nefa raha ohatra olona any madagascar no proposeko de tsy mety satria otrany hoe kadeau gratuit nefa enao zay aty andafy de nampiasa hery tsandy rehetra ahatongavana aty andafy nefa lay izy zany de cadeau zay zany ny ahy e fantatro fa tsy mitovy amiko ny olondrehetraTsy hitombina mihitsy izao resaka lazainao izao raha ny tena marina. Ary vao tery am-boalohany aho dia nanoratra hoe:HAFAHAFA, satria lazainao fa tsy ilainao intsony ny ttasinao fa aleonao hanampiana olona hafa. :roll: Mitady hametsifetsy ireo tsy manana ttasy ianao dia haka vola avy @ ttasinao? dia mody hoe ho alainao vady izy, dia avy eo ianao hody any dago, dia ilay volan'olona lasanao, ary ilay vehivavy very vola avy eo satria tsy ahazo carte de séjour intsony izy rehefa misara-toerana ianareo? Aza manambaka o! Soa ianao fa nanao xxx...
23. melody
(
02/06/2008 19:14)
izaho saika hanoratra any @ koko saingy niafina izy dia tena tsy hitako ny hiresahanay satria izaho tena lina tokoa, ahazo paps izany ange ka toy ny volamena e! :wink:
26. melody
(
02/06/2008 21:02)
ka izaho ange akia ry sakaizakely mila paps, ka raha homena fotsiny ve tsy aleo ekena :-D :-D :-D :-D
27. xxx
(
02/06/2008 22:37)
ni81:
misaotra anareo rehetra namaly fa zao no tena fandehany lay izy,mamanay nanambady vazaha de lasa nationaliter vazah zao ka efa mikasa ny hody aho,ny ao antsaiko de asa fanasoavana ,ny antony hoe nisafidianako olona aty andafy de izao no antony, satria enao ry vevavy de sarotra no nahatongavanao taty andafy nefa raha ohatra olona any madagascar no proposeko de tsy mety satria otrany hoe kadeau gratuit nefa enao zay aty andafy de nampiasa hery tsandy rehetra ahatongavana aty andafy nefa lay izy zany de cadeau zay zany ny ahy e fantatro fa tsy mitovy amiko ny olondrehetraTsy hitombina mihitsy izao resaka lazainao izao raha ny tena marina. Ary vao tery am-boalohany aho dia nanoratra hoe:HAFAHAFA, satria lazainao fa tsy ilainao intsony ny ttasinao fa aleonao hanampiana olona hafa. :roll: Mitady hametsifetsy ireo tsy manana ttasy ianao dia haka vola avy @ ttasinao? dia mody hoe ho alainao vady izy, dia avy eo ianao hody any dago, dia ilay volan'olona lasanao, ary ilay vehivavy very vola avy eo satria tsy ahazo carte de séjour intsony izy rehefa misara-toerana ianareo? Aza manambaka o! Soa ianao fa nanao xxx...
tena miala tsiny ranamana fa tsy mila vola zany za matoa aho andeha hody d'efa manana projet
28. xxx
(
02/06/2008 22:46)
tena otrany tsy azonareo rehetra ny tiko lazaina ,aleo asina fanamarinana, tsy
mila vola za na ny ariary za , fa za mantsy hody any dago misy projet ataoko ka de zany hoe mivezyvezy za ,mazava anie zany ry reto e, fa mariaze blancs e na zaza kely T1 aza matakatra any zany, marihana fa tsy mila vola za ,marihana fa bandy aho ka tsy mety aminy bandy ny proposition ako, lay izy zany resaka fanampina sy fanasoavana ny olona aty no proposeko satria tsy maintsy niady mafy vao tonga taty raha olona any dago no proposeko de otrany hoe ceRISE SUR GATEAU ka tsy mety alaeoko olona aty france olona hoe tena dans le besoin zay eeeeeeee anareo ndray no mamaly tsy ho ela de avelako ny adresy msn ako fa aleo aloha zao

29. ni81
(
03/06/2008 05:19)
tena otrany tsy azonareo rehetra ny tiko lazaina ,aleo asina fanamarinana, tsyMbola mamerina ihany aho hoe: HAFAHAFA. Ny fomba firesakao ange manao hoe:
mila vola za na ny ariary za , fa za mantsy hody any dago misy projet ataoko ka de zany hoe mivezyvezy za ,mazava anie zany ry reto e, fa mariaze blancs e na zaza kely T1 aza matakatra any zany, marihana fa tsy mila vola za ,marihana fa bandy aho ka tsy mety aminy bandy ny proposition ako, lay izy zany resaka fanampina sy fanasoavana ny olona aty no proposeko satria tsy maintsy niady mafy vao tonga taty raha olona any dago no proposeko de otrany hoe ceRISE SUR GATEAU ka tsy mety alaeoko olona aty france olona hoe tena dans le besoin zay eeeeeeee anareo ndray no mamaly tsy ho ela de avelako ny adresy msn ako fa aleo aloha zao
ka raha misy interresser de vonona za ny anambady mba azahonao taratasy fa tsy ilaiko intsony ny taratasiko aleoko hanampina olona hafaFa ahoana no tsy ilainao intsony e! Miorina @ iny ttasy iny ny maha-vazà anao, io lazainao fa hanasoavana olona io, ka dia ilainao foana iny izany fa sao dia ianao ary no zazakely T1:roll: Tsy maintsy miaraka mipetraka ianao sy io ho vadinao io satria mila ny pièces justificatives rehetra momba izany ny préfécture rehefa hoe MPIVADY ilay olona, ary indrindra eto dia atao hoe couple mixte izany ianareo. Misy mihitsy aza aty @ faritra sasany eto Frantsa polisy tonga manadihady ny momba izany, ary rehefa vita ny tatitra isan-karazany vao mahazo ilay carte de séjour ilay ramatoa na ilay rangahy. Hafa ny taloha fa zao izy efa mailo.
30. yonikafopl
(
03/06/2008 05:28)
za zao tena mila anzany taratasy vozah be frantsay zany fa aleo tsika mifampiresaka , ty ny adiresy mailamailakako yonikafoplatosymilataratasyvozah@yahoo.francmalagasy :-P
31. xxx
(
03/06/2008 05:38)
xxx: ka tsy mety izany e! mila fanaraha-maso anie ireny olona vita mariazy ireny e! izy tavela aty enao lasa any defa eo ianareo no riaisina....
evitra tsy mitombina no peta-toko.....
na mila vola na tsy mila vola enao vao mariazy fotsy dia mandika lalàna izany...ny mpamosavy mande alina aza misy mahatratra koa....
be koko marina ianao

32. xxx
(
03/06/2008 06:25)
ny tiko lazaina aminy lay hoe tsy ilaiko intsony zany de tsy te hiasa aty france intsony aho ny zavatra ilaivako azy de ny ahafahako mivezyvezy fotsiny lay izy anie tiko anampina olona e ,
33. ni81
(
03/06/2008 06:30)
za zao tena mila anzany taratasy vozah be frantsay zany fa aleo tsika mifampiresaka , ty ny adiresy mailamailakako yonikafoplatosymilataratasyvozah@yahoo.francmalagasyTena tsy ratsy ilay courriel e! :-D :-D
34. yonikafopl
(
03/06/2008 06:59)
ni81 tsy mandefa maila akory nge le xxx nefa io adiresiko io tena mailamailaka be mintsy aaaaaaa :-D :-D
35. xxx
(
03/06/2008 10:33)
mazava anie zany ry reto e, tsy maintsy manao mariage blancs zany, fa anjaranao no mieritreritra hoe hitsoraka anaty lalina ve za sa hijanona petit bain, fa zao lay izy e, za tsy te hiasa intsony , nahita afera atao any dago za fa ny zavatra ray fotsiny ilaivako ny taratasiko de afahako mivezyvezy , fa manana trano za de tsy maintsy mipetraka ao amiko lay olona , ca m'arrange et ca t'arrange satria aminy zay ny trano tsy tapaka fa refa tonga aty misy hivantanana fa marihana fa mivezyvezy fotsiny za fa ny trano tsy tiko ho tapahana ,mazava ve reto zany sa tsy mazava , je miriska gagne zay tsy mirisika oainina zay lay fiteny
36. ni81
(
03/06/2008 11:11)
Ka dia izay izany ry vehivavy isany eto andafy sao dia mahasoa o! (Efa azoko dieny mialoha fa blanc io, ary izay no nilazako hoe hafahafa) . Mety ho be "candidate" ianao izany Atoa XXX an! Ka raha sendra olona tojo ny fitiavanao ve ianao dia mbola ho blanc :lol: ihany no ataonao fa tsy hiova loko? Be fanontaniana aho fa mety maro ireo izay tsy sahy manadihady satria tsy mba afaka manao xxx, ao koa ny tsy mahalala ny zavatra hanjo raha miroboka ao. Ao koa ireo menatra hoe fantatry ny namana hafa fa nanadihady ny ttasin'i M. Koko.
Tsy ny rehetra mantsy no mahafantatra ny momba io atao hoe mariage blanc io.

37. badboy
(
03/06/2008 11:40)
Ze miriska gagne ary ze tsy mirika ouainina
Ze mitsofoka goaka, izay goaka mivoaka :-D :-D :-D :-D :-D

38. Belami
(
03/06/2008 21:42)
melody:
ka izaho ange akia ry sakaizakely mila paps, ka raha homena fotsiny ve tsy aleo ekena :-D :-D :-D :-D
sao de mifanena @ be kôkô ao aza ka midona @ poteau :-D :-D :-D
39. melody
(
03/06/2008 21:59)
ilay hidona @ pôtô tsy dia maninona lôtra fa ilay vaky loha henjerany kôkô no ho gravy koa :)