Fiantsoana fivoriam-be ho an'ny namana serasera Dago

1. ravatorano ( 02/06/2008 05:32)
Ry namana hajaina isany !

Fifaliana hatrany ho an'ny birao sy ny mpiketrika ao amin'ny fikambanana Namana Serasera Dago ny manasa antsika rehetra mba ho tonga hanatrika ny fivorian-dehibe izay hatao amin'ny Alahady 15 Jiona 2008 ho avy izao ao amin'ny EPP Antsahabe (ampitan'ny Mascote) manomboka amin'ny 02 ora sasany tolak'andro.
Araky ny efa fantary ny besinimaro dia efa ela no nitsangana ara-panjakana ny Fikambanana Namana Serasera Dago izay fehezin'ny lalana 60.133 tamin'ny 03/10/1960,ary ny laharana mitondra izany fankatoavana izany dia ny la-1445

Ny olona antsoina ao dia ireo izay mpikambana rehetra taloha sy izay vonona ny hiditra amin'izany ihany koa,na mpifanserasera eo amin'ny "hafatra" eo amin'ny "forum-dinika serasera" na eo amin'ny "tchat-karajia".

Ireto avy ny zava dehibe ho dinihina amin'io fotoana io :
1 ° - Fanovana ny birao satria efa lany ny fe potoana nitondran ireo birao teo aloha , hisy fifidianana izany amin'io ka mahazo milatsaka avokoa izay namana te hanao izany na lahy na vavy rehefa monina eto Madagasikara.
2 ° - Fampahafantarana ny hetsika efa vitan'ny namana serasera Dago sy ny mbola izay ho hatao toy ny hetsika fitadiavam-bola mba hamatsiana ny asa ara sosialy izay hatao tsy ho ela.
3 ° - Ny fitadiavana "sponsoring" .
4 ° - Samihafa : momba ny loka voarain'ny namana serasera Dago tamin'ny fifaninanana nokarakarain'ny Foko blog club izay nandraisan'ny mpikambana maro fandraisana anjara ary koa momba ny fçete de l'internet izay handraisan'ny namana serasera dago anjara ihany koa mba entina hampahafantarana bebe kokoa ny tranokala naùana serasera.org.

Koa manainga mavesatra antsika rehetra izany e
Tongava maro !

Namana Serasera Dago
Siège Social lot III T 7A Anosibe
(261)320416886
novalian'i holysan ny 19/06/2008 10:56
2. tsiafoi1 ( 02/06/2008 06:41)
Voaray ny antso fa misaotra Razoky a!
De @'io fotoana io zany mihaona e!
3. sasa ( 02/06/2008 10:23)
Misaotra betsaka an'i zoky ravatorano d amin'io zany mihaona indray raha tsy misy ny sampona
4. naritsimba ( 02/06/2008 10:56)
raha eto tana dia tsy maintsy tonga @ io.
5. glou ( 02/06/2008 13:49)
sasa> fa sampona inona foana ehhhhh :roll:
naritsimba > fa ho aiza indray koa :?: :?:
dia manasa sy manentana antsika namana efa nifankahita sy ireo izay te hihaona sy hifankahita fa occasion halalana ireo mpikarajia aminao isan' andro io na ao @ forum na ao @ tchat na hafa koa , tokony mba hisy tanjona na zavatra concret ny firesahana isan' andro ato anatin' itony site tony ka tsy aleo ve mba miditra ao anatin' ny fikambanana dia miaraka manao zavatra hiarahana ?
miandry antsika zany ehhhhhh
mankalaza
glou_
6. glou ( 02/06/2008 13:54)

7. glou ( 02/06/2008 14:05)

8. ravatorano ( 02/06/2008 15:13)
glou_< tena naverinao indroa mihitsy amin izay tafiditra tsara mihit-sy an

ekena fa dia isika sisa zany no enjasana amin\' io fotoana io e !

:D
9. ari.malala ( 03/06/2008 06:04)
ouffff! tafiditr aiany ndray i ari.malala miarahaba ny rehetra.

Ô ry zareo a! feti'ny Ray nge zany andro zany e! sa atoa maimaika ny fety any antrano d mamonjy fivoriana refaveo? :P hiezaka ny hoavy e!
10. sasa ( 03/06/2008 11:17)
Glou manaja anao Mr le President, hi hi hihi izay d naverina in-3 mintsy an! za tena sahirana am asa aloha voalohany njinja d amin'io 15 io izao efa misy zavatra prévu ny anah fa tsy haiko na ho raikitra na tsia, d izay le sampona e!
11. MCZ ( 03/06/2008 11:29)
sasa héhéhé die efa mipetrapetraka mihintsy anie ny pro andrajandry avavy izany é héhéhé
glou holasa ihany i sasa raha izao no mitohy héhéhé.
dia @ io indray zany no mihaona ééé
:D
12. naritsimba ( 03/06/2008 13:36)
MCZ>>> elà koa ange efa tokony andeha eh!hihihihihihihihihi :D
13. naritsimba ( 03/06/2008 13:37)
glou_>> hain'là ihany fa be adidy @ ato ampiasana eh, rahampitso izao dia efa misy mandeha Manakara fa ny ahy tsy haiko hoe rahoviana fa mbola miandry fandaminana e!
14. ravatorano ( 03/06/2008 14:02)
ravatorano < present
glou_
15. angotiko ( 03/06/2008 17:00)
ravato za sy sharelle ko ho avy ko tsy soratanao eo ny hanarako, hihihi, ho avy hanohana anareo fa tena nafinaritra foana ny zavatra nataonareo eh
16. fijo ( 03/06/2008 20:09)
glou ihany ny ahy fa avy dia ataoko ny latsabato e.
17. simply ( 04/06/2008 06:30)
Voaray ny afatra Razoky an!
18. MCZ ( 04/06/2008 08:40)
Naritsimba> ande hoa aiza moa io alony hihihihiiiii sa ande hody hihihih :D :-D :-D :-D
Ravatorano> present ny ekipa zany ko da mbola misy adino
19. ravatorano ( 04/06/2008 09:12)
eny ary fa d miandry anareo zany tsika an !
20. sasa ( 04/06/2008 10:22)
za koa aloha d hifidy an'i glou e! hi hi hihi
kiss fijo :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1453