Fiantsoana fivoriam-be ho an'ny namana serasera Dago

21. ravatorano ( 04/06/2008 10:43)
azo atao ny manao propangady eto kah
za ihany koa dia tsy miala amin' i glou
glou glou glou ihany no aditsika rehetra eo
tsy afaka miala enao rastà an ! :-D :-D :-D
22. Papoose ( 05/06/2008 03:15)
sao de mba tokony asiana fifidianana online atao ato?
23. naritsimba ( 05/06/2008 05:03)
vao maraina vao mifoha E!GLOU E!GLOU E!GLOU.
24. ari.malala ( 05/06/2008 08:36)
za manohana an'ireo birao teo aloha rehetra e!:°)
25. blanche07 ( 05/06/2008 18:51)
slt nareo an!

zoky fa ga tsy nalefa hafatra ilay AG? Fa oh tena vitsy kely ny namana miditra forum so @ ora farany vao taitra an!
26. fijo ( 05/06/2008 19:46)
omany ny fika ra glou,fa defa higlou izany ny namana avy eo e.

maninona tokoa tsy alefa hantsoity,sao misy tsy mahita.
27. akamatiana ( 06/06/2008 06:15)
ho tonga hifidy an'i zoky glou kou zany zahay kle , sady te ihaona am zoky ravato kou :-*
28. ANARIM ( 06/06/2008 07:52)
:cry: :cry: :oops: 8O (l)
anarim absente (tsssss ho any ambodifahitra ny maraina, dia any ilafy ny hariva dia any avaradoha ny alina, 3 be izao no ataoko bonne fete papa amin\'io 15 juin io!!)
mahavita be re rankizy dia glou_ d glou_ d glou_ d glace!!!
(afaka manome procuration ve am le vote???)
29. ravatorano ( 06/06/2008 10:45)
akamatiana < ela izay niandrasako anao izay an ! efa ho tonga ihany ny vahiny izay enao vao tazana :-D :-D :-D

anarim< izay ndray enao zandry tena tsy misy procuraton io kle fa na izany na tsia aloha d tsy maintsy lany amin ny isam bato 100 tsy latsaka i raprezy e

tandremo fa tsy azo ta ny mangala bato an

:-D
:-P :-P :-P
30. glou ( 06/06/2008 11:52)
tsy aleo ve mba hafa ndray no president nareo fa efa be ny vita dia kely ny sisa ehhhhh :roll:
31. fijo ( 06/06/2008 20:41)
ka iza no alefan'i glou eo nefa?
32. lo ( 09/06/2008 04:34)
possible v ny manao vote par tél eee
33. ravatorano ( 09/06/2008 04:57)
betsaka mlihitsy ange za mangataka vote par tel sy vote par procuration zany e dia ahona zany m'sé glou ah :?:
lo_ :idea:
mtady hiala pitsika indray raprrr zany an ho aiza eo ianao e ! efa miainga any ange ny propany e ! efa tsara sy vita omana avokoa ny momba an 'izay fa innn aza ty ! eo ihany e !

tongava maro ry namana isany sady andro iray mba hifankahitana indray io no koa ahafahanareo mihaino sy hahita ny dingana vitan 'io fikambanana io atramin'izay nitsanganany sy nitodran'i glou azy !
34. akamatiana ( 09/06/2008 09:58)
ravato > zoky a, ka le vahiny ary efa tonga knou :wink: fa tena dsl be mitsy fa tena tsy afaka njay zahay amn'io kle, masosotra mitsy le pro . fa am fihaonana manaraka tsy mentsy tonga
^:^
35. Ralay ( 09/06/2008 10:23)
22. Mpandefa : naritsimba [ Valio ] 05-06-2008 07:03:49
Lohateny : Re : Fiantsoana fivoriam-be ho an'ny namana serasera Dago
vao maraina vao mifoha E!GLOU E!GLOU E!GLOU.
:-P
Raha io de tena pour ny tenanay fa ho mandina ny tenda sady ampiana kely :@
36. sasa ( 09/06/2008 10:41)
Glou_ enao ihany no fidinay fa aza manipy bol izany an! hi hi hi hi hi d i ravatorano koa mbola izy fa aza mody miala bala eo, d avylavitra ihany koa mabola izy za aloha tena manao propangandy mintsy e!
tohizo ny foana fa manantena anareo izahay e!
37. glou ( 09/06/2008 13:36)
manantena ny fahatongavanareo maro fa maro ny zavatra ho dinihina sy ilaina hevitra avy aminareo mba hampiroborobona ny fikambanana
manasa manokana an' i thiel ho avy fa misy ilaina azy
mankalaza ehh
glou_
38. thiel ( 09/06/2008 14:24)
Asa na voarainareo ihany fa tena tsy afaka aho @ io fotoana io ka tsy mety ve raha ahemotra kely na dia alohan' ity faran'ny volana ity fotsiny aza.Atomotra be ny filazana ka izao vao au courant nefa efa misy prôgany tsy azo hialana.Tena liana @ io fivoriana io mihintsy ny bandy ka dia mba mila valiny @ ilay fanemorana ê!Tsy misy quoi raha tsy misy hevitra fa izaho indray ve moa no hanova izay efa raikitra.Mifanao fotoana fotsiny @ manaraka,ireny vendredi magnifique ireny oh na 25 hariva ho avy izao.
39. ravatorano ( 10/06/2008 05:28)
thiel < efa novaliako any ilay izy e !
fa d fisaorana feno fankatelemana no atolotra anao

aza adino izany amin'ny alahady izao ah
tongava maro e indrindra ho antsika namana vaovao tia serasera
:D
40. sasa ( 10/06/2008 10:18)
ravatorano za namana vaovao fa ho avy za amin'io kan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6092