Fiantsoana fivoriam-be ho an'ny namana serasera Dago

41. ravatorano ( 11/06/2008 05:38)
sasa < ilay-memi-tety ! :-P :-P :-P

tongava maro amin'ny alahady e ! :D
42. ari.malala ( 11/06/2008 06:15)
Ny birao rehetra teo aloha hoa tohananay daolo lol hiezaka hoavy zany e!
43. angotiko ( 11/06/2008 17:08)
manohana ny hevitry ari malala, ny birao teo aloha ihany, i glou ary glou atrany, glou moi ca,
ari malala ary tongava fa tsy we hiezaka izany
glou: ianao ihany wa aaa, vonona ny hifidy anao eh
ravatorano: tandremo ndray sao d tsy tonga eo an
44. ari.malala ( 12/06/2008 06:00)
angotiko, k iezaka satria hainjiko iany fa fetin'ny ray io andro io d mbola hanao bonne fête papa an'ny dadanay alou zay ko hihihi!

Angotiko, refa mody an;) kôpy v ndry?
45. lo ( 12/06/2008 06:57)
misy desantralizasiô sy dekôsantrasiô ko ve ny programan'asa kalongany e, sa MAPme :-P
46. ravatorano ( 12/06/2008 09:46)
lo< =)) =)) =))
tsy maintsy hisy ihany ny decentre less kle fa ny deco-centre no tsary arako fa i raprezy ihany no mahay an iny
Ka tsy maintsy hanao mission ihany zany raprezy less hanentana ny namana serasera dago any amin'ny faritra sy region 21 kle fa defa omanina dieny izao ny programa ary tsy maintsy alefa ho anareo ihany ny daty andalovany any sa ahona raprezy !

angotiko < efa misy solotenako any e
47. sasa ( 12/06/2008 10:33)
lo salut elah za koa otrany mazoto hanao mission any fa hande hanao secretaire an'i raprezy za!
ravatorano :-*
48. tess ( 12/06/2008 11:17)
zà kounkou mitovy hevitra am fijo :°)
49. ANARIM ( 12/06/2008 12:36)
alefako eto ny ahy ny mba tiako ambara satria zà moa efa tsy ho afaka hanatrika ny fivoriana :
1- alefaso ny anjara tapakila tokony amidiko rehefa mipetrapetraka tsara daholo ny fandehany am lay hetsika itedavambola
2- afaka eritreretina koa hoe manao "T-SHIRT" namana serasera dago, dia mba samy mividy, dia ohatra oe iarahamifanaiky fa rehefa tonga ny fotoampambolenkazo dia manao T SHIRT NSD daholo, asiana taille isankarazany, dia tsy limité ny mpividy, fa iza mazoto dia afaka mividy, manao, sns sns, sady fampahafantarana ny NSD no mba misy oe iraisan'ny be sy ny maro ohatra am le fotoana fivoahana mamboly hazo ohatra ...
3- raha mety dia manao rakitra hamonjena ny opération an'i kamba satria talata 17 juin no hatao ny opération ka mba farafahatarany alatsinainy ariva no mamonjy mamangy, raha iarahan'ny be sy ny maro manaiky fa hanome tanana an'io zaza mila fanampiana io ny NSD
4- afaka manisy commission isantsokajiny, mandinika ny isantsokajiny (ankoatry ny birao, ohatra hoe lafiny sosialy, moraly, ofisialy, dia ny ara-bola koa euhhh mampiady rima...) dia tsy voatery hoe sahirana be foana amin'ny fifampiantsoana vao afaka manapakevitra
5- mila aparitaka ny statut (raha efa misy) ka mba anisan'ny voarakitra ao ny fifampitondran'ny NSD (tiako ambara, ohatra, ny resaka base isaky ny misy ankafaliana na ankaratsiana, hatramin'izay manko dia ny tsipaipaikan'ny tsi-1-1 izay tonga eo foana no toa hitako miainga rehefa oe hamangy ohatra ny NSD - ohatra ihany koa, ny fomba fifampitaoman'ny NSD isaky ny misy hetsika) (commission ofisialy zany ohatra mba mikonokonona ny fametrapetrahana io statut io)
6- sns sns... ...

dia mazotoa b avokoa, dia mirary soa hatrany...
d glou_ d glou_ d glou_
50. ari.malala ( 12/06/2008 12:58)
ie, hevitra tsara dool ny naposak'i Anarim k! mendrika dinihina rehefa ary :°)
51. naritsimba ( 12/06/2008 13:14)
Soso-kevitra ho an'ny birao vaovao:
Ny resaka tsipaipaika rehefa @ an-kafaliana sy an-karatsiana no asiako resaka kely.
1-Ho ahy dia aleo ho tsipaipaika ihany satria sarotra ilay manao cotisation satria raha vao misy tsy mahaloa dia manahirana ilay mifampitaky.
2-Ny cotisation matetika dia manimba ny sain'ny sasany izay tsy mahaloa ka mahatonga azy ireo tsy ho hita.

52. ari.malala ( 13/06/2008 06:46)
za manolotra hoe Naritsimba sy anarim atao conseillers :°)
53. ari.malala ( 13/06/2008 06:47)
manampy ireo efa teo aloha an!
54. ravatorano ( 14/06/2008 08:14)
misaotra anareo nanolotra hevitra fa efa ao anatiny avokoa ireo

anarim< efa voadinika tsara na ny tee shirt na ny momba an i kamba fa ny fanatanterahana azy sia
naritsimba =D> =D> =D> =D>
55. holysan ( 19/06/2008 10:56)
tena tsy afaka tamin'n'ilay fivoriana fa mba ilazao vaovao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0903