Filoham-pirenena sy voan-dalana avy any Japon
1. ronaldo09
(
02/06/2008 09:12)
Omaly maraina no tafaverina an-tanindazana ny Filoham-pirenena sy ny delegasiona niaraka taminy rehefa avy nanatrika ny fivorian’ny TICAD faha-IV, tany Yokohama (Japon).
Voan-dalana nentin’ny Filoham-pirenena ny hanaovana manara-penitra ny seranam-piaramanidina eny Ivato ka hampitoviana amin’ny any Japon sy Afrika Atsimo ary ny any Bangkok. Araka ny nambaran’ny Filoha teo am-pahatongavana dia mitentina 1056 miliara Ariary any ho any ny vola holaniana, mba hahatonga ny seranam-piaramanidina Ivato hifanaraka amin’ny fenitra iraisam-pirenena. Hatomboka amin’ny 5 tapitrisa ka hatramin’ny 10 tapitrisa Ariary eo ny asa, hoy izy. Mbola tsy voafaritra ny mpamatsy vola hanampy antsika amin’izany. Saingy efa nasehon’ny Filoham-pirenena teny Ivato kosa ny sarin’ilay seranam-piaramanidina vaovao hanatsarana ny an’i Ivato.
Fampanantenana nataony ihany koa ny hanitarana ny seranam-piaramanidina any Toamasina, izay tsy azo hadinoina fa kendrena hatao renivohitra ara-toe-karena. Mikasika io asa io aloha dia efa nandrenesam-peo fa anisan’ny hanampy antsika ny Japoney.
Efa naseho teny Ivato ihany koa ireo radio nentina avy any Japon homena ny kaominina. Roanjato aloha no efa tonga. Nampanantena ny Filoha fa hahazo ny anjarany avokoa ny kaominina 1546 eto Madagasikara.
Inona moa zany fa atsy ho atsy dia ho Japon ' i Afrika i Madagasikara !! aleo zay hanakiana hanakiana fa ny anay asa fa tsy kabary!!!

novalian'i Jeankely ny 10/06/2008 06:02
2. ravatorano
(
02/06/2008 09:38)
Tsara ny manamarika fa nalaina tao amin'ny gazety "gazetiko" nivoaka anio maraiana 02/06/2008 io lahatsoratra io ary i A.R. no nanoratra azy.
Izay zany ny amin'iny fa tongotra mby andakana ny fanamboarana ny seranam-piaramanidina eny Ivato ary dia iandrasana fatratra ny fanombohan'ny asa.

3. ronaldo09
(
02/06/2008 09:47)
Ka rehefa ny filoha no miteny dia inona izany fa andro sisa no isaina de hanomboka ny asa ,ary ho las toerana mahaliana ny mpitsangatsangana ange izany ity Ivato tananay ity (satria teny ny tenanay no nipetrka t@ mbola tany Dago) satria tsy ho ela intsony ilay hotely kintana 5 dia izao indray ny seranana hampitoviana amin'i Japon sy Afique du Sud !!!Zay le miasa fa tsy mikabary mba hangina ny mpanakiana!!!
4. natiora
(
02/06/2008 10:28)
ronaldo09:
Omaly maraina no tafaverina an-tanindazana ny Filoham-pirenena sy ny delegasiona niaraka taminy rehefa avy nanatrika ny fivorian’ny TICAD faha-IV, tany Yokohama (Japon).
Voan-dalana nentin’ny Filoham-pirenena ny hanaovana manara-penitra ny seranam-piaramanidina eny Ivato ka hampitoviana amin’ny any Japon sy Afrika Atsimo ary ny any Bangkok. Araka ny nambaran’ny Filoha teo am-pahatongavana dia mitentina 1056 miliara Ariary any ho any ny vola holaniana, mba hahatonga ny seranam-piaramanidina Ivato hifanaraka amin’ny fenitra iraisam-pirenena. Hatomboka amin’ny 5 tapitrisa ka hatramin’ny 10 tapitrisa Ariary eo ny asa, hoy izy. Mbola tsy voafaritra ny mpamatsy vola hanampy antsika amin’izany. Saingy efa nasehon’ny Filoham-pirenena teny Ivato kosa ny sarin’ilay seranam-piaramanidina vaovao hanatsarana ny an’i Ivato.
Fampanantenana nataony ihany koa ny hanitarana ny seranam-piaramanidina any Toamasina, izay tsy azo hadinoina fa kendrena hatao renivohitra ara-toe-karena. Mikasika io asa io aloha dia efa nandrenesam-peo fa anisan’ny hanampy antsika ny Japoney.
Efa naseho teny Ivato ihany koa ireo radio nentina avy any Japon homena ny kaominina. Roanjato aloha no efa tonga. Nampanantena ny Filoha fa hahazo ny anjarany avokoa ny kaominina 1546 eto Madagasikara.
Inona moa zany fa atsy ho atsy dia ho Japon ' i Afrika i Madagasikara !! aleo zay hanakiana hanakiana fa ny anay asa fa tsy kabary!!!
inona no takalony ilay zavatra atao
5. tlay
(
02/06/2008 10:40)
NATIORA: aza eritreretine alo zay takolony any, zara aza vita ie serananana io, mahamenatra anie io antsika io e! hihihih tena ratsy mihitsy fa tsara raha misy fanamboarana alo e! aza mivakilo @zay takalony any alo toi ok!!!!! :-*
6. Annie2006
(
02/06/2008 10:47)
Inona no takalony? tsy maintsy hapetraka io fanontaniana io fa tsy dia mifaly jamba amin'izay vola aroso eo foana.
Manino no 200 fotsiny ny radio hoan'ireo ben'ny tanana miisa 1500 mahery?
Naninona no tany japana no nividianana azy?
Ity volampanjakana ity moa tsy mba misy lalànany fa izay tiana hanaovana azy ihany? Efa voasoratra ao amin'ny tetibolam-panjakana 2008 ve ireo rehetra ireo sa mbola asina fanitsiana? Iza no handoa ireo vola hindramina ireo?
Cofidis, Mediatis, Franfinance, cetelem, sofinco....bobokin'ny trosa izany ity dago ity? Mivelona amin'ny trosa ary velomina amin,'ny trosa.
Tsy misy loza mihoatr'ireo izay mahantra ka mihevitena fa mpanana hoa.
Moramora ihany fa tena ny taranaka faha 4 generation mihitsy no handoa an'ireto trosa be tsy toko tsy forohina ity.

7. badboy
(
02/06/2008 11:17)
tlay:
NATIORA: aza eritreretine alo zay takolony any, zara aza vita ie serananana io, mahamenatra anie io antsika io e! hihihih tena ratsy mihitsy fa tsara raha misy fanamboarana alo e! aza mivakilo @zay takalony any alo toi ok!!!!! :-*
Mahafinaritra hoe ho vita ny seranana, hitombo ny fiaramanidina ho raisina, ho tsaratsara kokoa ilay seranana.
Dia hirariana koa hitombo ny gasy hiakatra ilay seranana fa tsy hitsangatsangana mijery ireo izay afamanidina fotsiny.
Dia inona no tokony hirarahiana izay tambiny hoe hotrandrahan'ny vahiny ny harena ambonin'ny tany (hazo lafovidy sns), na ny ambanin'ny tany (pétrole, fer, pierre précieuse, uranium...) na ny anaty ranomasina. Tsy manelingelina ny fiainan'ny gasy zany f'efa zatra miafy izy, ka tsy ny fahazahoana seranampiaramanidina mahafatifaty akory no ndeha hahakely ny sakafony satria io ny hampitombo ny isan'ny hazandrano hojonoiny, hampitombo ny vokatra sy hampihena ny dorotanety sy ny frais.....
Sa ahoana tlay???
:evil: :evil: :evil:
8. Jeankely
(
02/06/2008 13:06)
Mba asehoy izay tena marina fa aza mijapy "train". Tena anisany mampalahelo ny seranampiaramanidina ao Ivato io. Efa nanamarika izany aho tany alohabe tany. Tsy fanakianana fa filazana ny zava-misy. Dia gaga sy talanjona aho tamin'ny herintaona raha nahita Malagasy avy ao Frantsa nanakiana hoe atao inona indray ity fividiana Fiaramanidina. Dia mba nanao valiboribory aho tamin'izay hoe raha ampiana 40 aza mbola tsy ampy fa aleo hividy. Izay hatomboka sy heverina rehetra dia fanakianana no tonga aloha. Raha hanatsara an'io dia tsarovy fa hitarina ny haben'io satria kely io noho izany misy tanin'olona ho voakasika dia ho avy indray koa ny famoronana olana vaovao. Nametraka aho teto hoe: fa ireto Malagasy sasany be resaka ao Frantsa ireto fa mpametraka olana sa hitondra vahaolana ho an'ny Malagasy any Madagasikara ? Vao hanao zavatra dia ny olana no resahiny aloha hanakiviana sy hanimbana saimbahoaka. Fa inona ary ity ?
10. tlay
(
02/06/2008 13:30)
Marina volazanao ry JEANKELY
BADBOY: zao no teneniko anao ry badboy, io vola io na havaiza na havaiza tsisy olana fa zara aza mba amboarina ny seranana, fa tsy nareo ndray be fanotanina hoe INONA NO TAKALONY IO VOLA IO, io ranga ty na nomeny vola na tsy nomeny vola , tsy maintsy misy takalony fona a! tsika anie ry badboy mbola vozanaka aran-tsainy e! ary io filohantsika io anarany fotsiny io no eo fa vao miteny vaza tsy afaka manda zany io a!, rehefa mila vola de tsy maintsy zany, manaraka ambokony iany alo rehefa mahanitra, NY GASY ANIE KA TSY NAHAY NANDOVA E! aizako vao misy fanomezana kely na misy projet kely dia any @lafiratsiny iany no sainareo, aleo alo ataony zay vitany e!

11. Annie2006
(
02/06/2008 13:35)
Tsy lafy ratsiny fa lojika, zo ary adidin'ny tsirairay ny mahalala ny fampiasana ny volambahoaka. Inona no takalony? Raha mazava io tsy misy mitabataba.
Tsara ny paoma fa fantatra ny nampiasan'ny menarana azy.
Inona ny takalmony é?

12. Koditra
(
02/06/2008 14:21)
badboy - Annie2006 : Haute politique io takalony io, tsy natao ho fantatry ny madinika. Mifalia fotsiny ry vahoaka madinika fa ho amboarina ny seranana, aza eritreretina ilay vola be mitentina 1056 miliara Ariary sy izay fanodinkodinana mety ho hisy ao indray.
Tsy misy idiran'ny 1056 miliara Ariary ity fa fanontaniana fotsiny a, asa hoe inona indray ny orinasa hovidian'ny Filoha atsy ho atsy.
Mifalia fotsiny refa vita ny seranana eh!

13. natiora
(
02/06/2008 15:13)
Milaza aminareo za fa tsy maintsy misy tombotsoa ho an dra8 ao matoa izy manao an'io
14. badboy
(
02/06/2008 15:51)
tlay:
Marina volazanao ry JEANKELY
BADBOY: zao no teneniko anao ry badboy, io vola io na havaiza na havaiza tsisy olana fa zara aza mba amboarina ny seranana, fa tsy nareo ndray be fanotanina hoe INONA NO TAKALONY IO VOLA IO, io ranga ty na nomeny vola na tsy nomeny vola , tsy maintsy misy takalony fona a! tsika anie ry badboy mbola vozanaka aran-tsainy e! ary io filohantsika io anarany fotsiny io no eo fa vao miteny vaza tsy afaka manda zany io a!, rehefa mila vola de tsy maintsy zany, manaraka ambokony iany alo rehefa mahanitra, NY GASY ANIE KA TSY NAHAY NANDOVA E! aizako vao misy fanomezana kely na misy projet kely dia any @lafiratsiny iany no sainareo, aleo alo ataony zay vitany e!
Mampatahotra be ilay lazainao, aza adino fa :
1°- Filohampirenena io fa tsy saribakoly. Dikany : LOHANY harahan'ny rehetra fa tsy MPANARAKA AMBOKONY.
2°- Rehefa manao investissement dia tsy maintsy jerena ilay "rapport entre l'avantage et le coût" ary koa ny "retour sur investissement". Eto ny hatsarana ihany no miisongadina nefa ny trosa hitombo. Dia inona ndray no ho trandrahan'ilay mpamatsy vola??
3°- Tsy ny malagasy izay hijery ny fiaramanidina hisidina sy hipetraka (ankoatry ny manambola) no hahazo tombony @ io satria tsy hampitombo ny vary hidina ao ankibony akory io na hampihena ny vidinjavatra.
Tsy manda a hoe tokony asiana ny fanavaozana ilay seranampiaramanidina fa "pas à n'importe quel prix".
Ary ataoko angamba fa misy ny "piorité" kokoa noho io fanamboarana io.
15. kiadi
(
02/06/2008 16:35)
mba matsapa tena vei jk miteny io sa de mihevitra anazy ho bôby be :-D :-D :-D
16. tlay
(
02/06/2008 16:43)
diso be ny fijerinao :cry: :cry: :cry: tsisy ambara tsony fa tsy mitovy lay fomba fijery e!
17. Jeankely
(
02/06/2008 17:59)
Kiady ary amin'ny resaka tain'orona manazava fa tsss :-D :-D :-D . Vitao aloha ilay fianarana ry Badboy fa aza ny Filoha no kitihana a. Dia tongava fa ataonay filoha rehefa vita ity bosy. Tandremo fa misy mbola mahay ny bandy kely avy any Jamerika ry lay an. Ilay fitsarana Silamo rava mariazy hazavaina sy amoahana adininy. :-D :-D :-D :-D
18. badboy
(
02/06/2008 20:13)
Jeankely:
Kiady ary amin'ny resaka tain'orona manazava fa tsss :-D :-D :-D . Vitao aloha ilay fianarana ry Badboy fa aza ny Filoha no kitihana a. Dia tongava fa ataonay filoha rehefa vita ity bosy. Tandremo fa misy mbola mahay ny bandy kely avy any Jamerika ry lay an. Ilay fitsarana Silamo rava mariazy hazavaina sy amoahana adininy. :-D :-D :-D :-D
Jean : misaotra mirary soa! Ary hifaliana hoe misy boay kely mahay any jamerika fa izany no ho avin'ny firenena! Enga anie hitombo isa ny manampahaizana gasy fa izay no tanjona avo indrindra mba hampandroso an'i gasikara malalantsika mianakavy!
;-) ;-)
19. Jeankely
(
03/06/2008 01:32)
Madagasikara malala ngah midika hoe SARITAHANA NY SAIMBAHOAKA TSY HIATRIKA NY HAZAKAZAKY NY FIAINANA. Ampidirina daholo izao olana rehetra izao hanakiviana ny olona miady @ fiainana. Raha tianao ny firenenao, ampiakarinao hatrany ny "moral" fa tsy izao olana rehetra izao no tanisaina. Ny President tsy ho eo mandrakizay izany na tiany izany na tsy tiany. Ny saimbahoaka hampikarina fa tsy halefitra.
20. badboy
(
03/06/2008 06:09)
Jean >> Fa sao de mba nindramina t@ deba zany fika "manepotra trondro anaty rano zany" (confuse the issue deriberatly). Ny arema no mpanao an'io fika hoe "mety daholo ny rehetra, mandeha tsara ny fiainana, any ka tsy zany va marina any zany" na dia feno mpangataka, 4'mi sy mpatory andalambe aza ny araben'i Tanà. Sa kianina ny arema na ny ireo mpanohitra tsy nahavita n'inoninona izay teo no niala fa ny ataony ihany aveo no tohizana?
Tsisy faly @ fahorian'ny mponina ary tsisy tezitra @ fanamboarana, fa ilay fanamboarana ve aloha hampihena ny vidin'entana sa ny mifanohitr@ zay hoe hidangana ndray satria tsy maintsy mandoa trosa nefa ny eo aza efa tsy hita izay hanaovana azy. Sa koa raha tsy amboarina @ zao io seranampiaramanidina io dia hirodana tanteraka ka tsy hisy seranana tsony Tanà???
Sa kosa hoe rehefa mamirapiratry ny seranana vao² ny maso dia ho fongana avokoa ny fahoriana? Misy "efffet psychologique et économique bénéfique" zany ilay "projet". Izay angamba no tsy takatro, fa raha izay no ho vokany dia tokony hiazakazahana haingana be ny fanamboarana ilay seranana ary izaho no hanohana voalohany azy io!!! :^) :^) :^) :^) :^)