Filoham-pirenena sy voan-dalana avy any Japon

61. Jeankely ( 10/06/2008 00:18)
Ka ny priorité amin'ny sainao sy takatrao tsy midika fa priorité ho an'ny vahoaka. F'angah ianao no voatendry ho solontenan'ny vahoaka ka hiteny @'ny anaran'ny vahoaka. Efa misy ny voafidy ary ny soniany no ilana fa tsy ny anao :-D :-D :-D
62. Koditra ( 10/06/2008 05:01)
Efa mazava be ilay izy, matoa ireo trosa efa misavovona be ireo mbola tsy nitondra fandrosoana na dia farafaharatsiny "stabilité" dia na ny vola voaodina nankan'ny ampaosin'ny hafa toy ny fanaon'ny mpitondra teo aloha, na ny tsy fahaizana nijery an'io priorité io. Ny fantatra aloha h@ zao dia ny firenena mihamihemotra sy mihamahantra andro amanalina. Sa efa tena mandroso be sy efa asa lavitra be Madagasikara no fahitan'ny jeankely azy? :-D :-D
63. Jeankely ( 10/06/2008 06:02)
Angah mpahana sa tsy mahay mamaky teny. Efa nanoratra aho hoe vakio ny "Madagascar Country Report - IMF" fa tsy misy milaza fa lasa alavitra i Madagasikara koa angah ny fonay no miasa ? Ny mpanenjika no betsaka ary izay atao fitsongolohana no hanimbana saimbahoaka koa atao ahoana rehefa manaraka izany adalana izany ny sasany. Ny hafa miasa ary mahitra vokatra saingy tsy ampy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0516