HATSIKANA

1. endrika01 ( 01/06/2008 14:41)
Mpitsabo iray tena mba nikoizana taminy fahaizany.
zany anefa tsy nahasakana ny tsy hisian'ny olana tao amin'ny trano fitsaboana.

indray maraina!

nanontany ny mpiandry marary izy (interne de service)

====firy ny maty alina?

mpiandry marary======Telo zao no maty tao!

mpitsabo=======raha tsy diso aho dia 4 ny marary nanaovako ordonnances,
sa tsy izany?

mpiandry marary =======iiiiéé,tena marina ,fa ilay marary iray mbola ao izao,
ilay tsy nety nihinana ny fanafody nomena azy
mintsy!!!!!
=)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i endrika01 ny 04/06/2008 19:18
2. Koditra ( 01/06/2008 18:16)
:lol: :lol: :lol:

Mpitsabo iray tena mba nikoizana taminy fahaizany.
zany anefa tsy nahasakana ny tsy hisian'ny olana tao amin'ny trano fitsaboana.

indray maraina, marary iray efa tena vizaky ny aretina !

marary: manaona dokotera, marary a dokotera, tsy ho avotra tsony ngamba.
dokotera : fa inona no mahazo anao
marary: misy manindrona be ato @foko ato dokotera.
dokotera: dray dray dray! marary fo enao zany, enao ve sempotra indray2
marary: eny dokotera
dokotera: tsy maintsy hodidiana enao zany ra tsizany dia tsy ho ela
velona.
marary: tsy maninona dokotera ra izay no hahasitrana ahy.
dokotera: sady aza matahotra enao fa 1% an'ny olona didina fo ihany hono no
velona aorianan'ny fandidiana atao aminy. Efa 99 izay no nodidiako,
maty daholo, enao zany ilay 1% !!!!

Tonga dia torana le marary naheno an'izay. :-D :-D :-D
3. endrika01 ( 04/06/2008 11:29)
Koditra:

4. endrika01 ( 04/06/2008 11:31)
koditra>mody mba we dokotera nefa zah njay zao no saika
hampangovitina an,hi hi hi,zah kounkou marary fo! :-P =)) =)) =)) =)) =))
5. Koditra ( 04/06/2008 17:22)
Endrika01> Aza misaraka @ gourda misy rano mangatsiaka ozizy dokotera :-D :-D
6. endrika01 ( 04/06/2008 19:17)
Koditra>tsy atonona ato anaty cartable-ko!Mibahan-toerana be le gourde!Mbô antanio le dokotera le tsy mamé fanafody mahafaty we misy zvt hafa azo hasolo azy ve le conseil voalohany:-P
7. endrika01 ( 04/06/2008 19:18)
Koditra>tsy atonona ato anaty cartable-ko!Mibahan-toerana be le gourde!Mbô antanio le dokotera le tsy mamé fanafody mahafaty we misy zvt hafa azo hasolo azy ve le conseil voalohany:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1251