tandremo ihany sao tratrany

1. fijo ( 21/05/2008 21:04)
http://www.dailymotion.com/related/x5had8_un-journaliste-a-cannes_news/video/xi1uv_islam-question-a-la-une-22_news?from=rss
novalian'i fijo ny 28/05/2008 20:08
2. kiadi ( 21/05/2008 21:51)
ho avy zao pissoa! :-D :-D :-D
3. ainaheri ( 22/05/2008 17:32)
Ary lerony tena sahy miteny an,d le tompontany @ zany mangina fotsiny klé!!
Ny tsy azoko aminy,maninn ry lerony no any antanin'oul avy no tady ampihatra ny lalàna misy any aminy?
4. Aino ( 22/05/2008 18:36)
za efa nianatra anio teny io fa mazana be klé!!

de mianatra ny manoratra ko de mba nianatra ny islam fa tsy nety niditra mouske fotsiny.
5. fijo ( 22/05/2008 20:58)
ainahery,ka ny vazaha letsy malemy loha an.vao ibetrohan adia mifitsaka.any aminy anie ny pretra no asaivo mba mitory teny tsy mipitika ery ny loha e
6. ikaretsaka ( 22/05/2008 21:03)
ka samihafa le fomba letsy ry fijo..
fa raha misy pretra miaraka amina mercenaires mitondra kalach sy bazooka ao ambadikany no mandeha mitory teny any mety mifitsaka ihany ry lerony :-D :-D

saingy tsy fanaon'ny pretra izay
7. fijo ( 22/05/2008 21:10)
izay mantsy.aiza ko ,any arabia saodita ,tsy azo hitondrana baiboly akory,nefa izy mamatsy vola hananganana moske iran'izao tany kristianina izao.

fa ny ahy dia ilay tany kristianina no homeko tsiny.
8. ikaretsaka ( 22/05/2008 21:13)
saple sy miambozona lakroa aza any manahirana an!
indrindra raha iambozonana ka ahanjakanjaka...
9. fijo ( 22/05/2008 21:16)
ka izay no tsy azoko,rehefa manao toa izay izy dia tokony mba havaly aminy koa izany aty,fa tsy aty izy de avela hanao izay tiany eo
10. cutie ( 23/05/2008 22:01)
.any aminy anie ny pretra no asaivo mba mitory teny tsy mipitika ery ny loha e
=))
11. ainaheri ( 24/05/2008 07:10)
fijo,io tô efa vôsasa zany lohan'ny retra² @dry lerony,anaovany tsindry aloka @ ty kamikazy ty d tsy sahy miteny fa mifitsaka!! Fandinihako azy tô manenjika retard zany ry lerony ra eo @ lafiny finoana raha mihoatra @ katolika,d refa mihanaka sy miroborobo @ zay izy d hanao otran'ny talou(ny eglise no nitondra zao tontolo zao)
12. rakapy ( 25/05/2008 01:44)
Raha ny tantaran'ny kristianisma sy Islam no jerena dia tantara lava sady mahatsiravina no ilazana azy. Amiko dia samy tsy mahay miana izy roa tonta satria samy mihevitra ny azy ho masina sy ambony nohon'ny hafa izy ireo. Ny mampalahelo dia tsy mety mifandefitra fa dia mifamaly faty hatrany. Omeko tsiny ny Islam raha ny fihetsika ataony @zao fotona izao no jerena.Omeko tsiny koa anefa ny xana raha ny fihetsika efa vitany teto @ izao tontolo izao nojerena.
13. fijo ( 28/05/2008 20:08)
izay aloha dia marina tanteraka,fa ny ahy ny tsy tiako dia za miaina aty amin'ny tany kristianina,ka tsy te hizaka ny ramatahora lava misy aty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1969