Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i boutinou, milahatra araka ny daty
boutinou
(
20/05/2008 23:55)
vavaka ho an'i neny
miangavy an'izay mahay ny tonony sy ny tsindrim-peo an'ilay hira hoe ;
ho tahiana anie ineny
izay nitrotro folo volana
nahitako ny masoandro
sy ny kintana amam-bolana ..... dia tsy aoko intsony
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 28/05/2008 19:20
