Liste des messages
Liste des messages, inserés par dadane, par ordre de date
dadane
(
19/05/2008 13:12)
ianareo mianatra ao universite ireo
Misy zavatra mba azoko anampiana anareo ireo izay mianatra ao akatso ao ireo manao ny maths sy physique francais ary ny anglais ary ny HG Malagasysns ka mieritseritra ny hampianatra any amin'ny colleg...
suite
répondu par joace91 le 05/06/2008 07:01
dadane
(
19/05/2008 13:11)
ianareo mianatra ao universite ireo
Misy zavatra mba azoko anampiana anareo ireo izay mianatra ao akatso ao ireo manao ny maths sy physique francais ary ny anglais ary ny HG Malagasysns ka mieritseritra ny hampianatra any amin'ny colleg...
suite
dadane
(
24/04/2008 12:32)
Mitady mpampianatra BAC+2
college any Tanjombato mitady mpampianatra Anglais sy Francais ary Maths sy physique ary EPS mpampianatra efa nampianatra manana AE 2ans handray ny classe faha 6(6eme)mba manorata aty amiko raha mety ...
suite
répondu par ikotoleta le 27/04/2008 15:19
dadane
(
26/12/2007 12:02)
maty i joellas ilay zaza nivonto ny lohany
faly miarahaba tratry ny krisimasy anareo daholo ny vaovao dia maty i jellas tamin'ny herin'andro teo koa maneho fisaorana anareo ny ray aman-dreniny tamin'ny nitondranareo vavaka tamin'ny fahasalaman...
suite
répondu par tsiambaratelo le 13/01/2008 13:00
dadane
(
06/12/2007 02:50)
fikambanana RAYONS DE SOLEIL miahy ny insuffisance renal
ny association RAYONS DE SOLEIL dia miahy ny olona voan'ny insuffisance renal sy miahy ny be antitra izay arian'ny zanany ary ireo zaza kamboty ary zaza mahantra koa mba miangavy izahay raha mba mahaf...
suite
répondu par dadane le 07/01/2008 08:05
dadane
(
02/11/2007 15:31)
mila vonjy i joellas
i joellas dia zaza 9 taona marary voan'ny hydrosifalie nandritra ny 5 taona izay efa natao opération in-3 izay nasiana valve gauche sy droite herin'andro lasa izay tsy nahatsiaro tena izy fa 2 andro ...
suite
répondu par RyAnona le 12/11/2007 13:14
dadane
(
29/08/2007 15:11)
Mila vonjy
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ forum fahasalamana ny tenako. Izaho izay miresaka aminareo eto dia manambady ary mananjanaka mirahavavy. T@ volana janoary teo no nahafantarana fa voan'ny " insuff...
suite
répondu par fanomezanarasoa le 18/10/2017 06:40
