Ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika.
1. niryna
(
20/05/2008 16:38)
Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra. Salamo 73:25
Ny zavatra tsampako indray andro izay dia toa tsy nandeha tamin'iny laoniny daholo ny zavatra rehetra,ny ao tsy tapitra,ny etsy tonga indray ny olana,ny aretina dia toa tonga daholo izao rehetra izao.
Toa tsy mety tapitra e,mandrapahatsiarovako fa hay izaho ity tsy mandeha irery ,manana an'ilay Atra aho izay manampy ahy na inona olana na inona mitranga amin'ny fiainanako,toy ny mpino rehetra ao anaty ny baiboly,kivy ketraka, kanefa rehefa nivavaka dia nahazo hery (salamo 62) dia nahatsapa fa ao aminAtra irery ihany no misy ny fiadanana,fandriampahalemana,
fanasitranana,fahatokisana .
Ka na inona olana misy raha manatona Azy aho dia ataony tsy ho kivy na hiambahamba na ho ketraka fa ahazo hery tokoa
Ny fiantsoka an'Atra tamin'ny fiainako rehetra dia mampahatsiahy ahy fa eo ambanin'ny tanany ny fahefana rehetra ary omeny antsika izany raha miantso Azy isika.
Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fahoriantsika
ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=53&andininy=1-5&dika=
Ahoana no fampiharanao izany dian-kapok'i Kristy no nanasitranana anao izany?
Arakaraky ny fahoriana mianjady amintsika matetika noho vao maika mifikitra sy mitombo ny finoantsika Azy,mino an'izany ve hianao.? Matetika hoy aho a,fa tsy ho voatery ...
misaotra mialoha
Andriamanitra mahery,ampio izahay mba hitombo ny finoanay Anao isan'andro.Ampahafantaro anay fa ny diakan-kapoka taminao no nanasitranana anay. Amena

répondu par niryna le 29/05/2008 05:12
4. bor2lais
(
24/05/2008 13:10)
Izay izany ilay hoe manaraka ny làlan\'ny hazo fijaliana ! Làlana izay narahin\'i Kristy.
Ny zava-dehibe angamba dia ny tohiny : nandresy ny fahafatesana Izy.
Ny fampiharana izany @ fiainana Kristiana angamba araka ny fiheverako azy dia izao : n\'inona n\'inona zava-tsarotra lalovana, rehefa ankinina @ Kristy ny fiainana dia misy vahaolana foana !

6. bor2lais
(
25/05/2008 20:10)
cutie:
zany we minoa fotsiny ihany zany de vita?
Tandremo anefa fa ny finoana tsy arahina asa dia foana : tsy fanao ny miandry toloram-potsiny saingy ny zavatra atao rehetra no ankinina Aminy ...
7. niryna
(
25/05/2008 20:21)
bor2lais:
Izay izany ilay hoe manaraka ny làlan\'ny hazo fijaliana ! Làlana izay narahin\'i Kristy.
Ny zava-dehibe angamba dia ny tohiny : nandresy ny fahafatesana Izy.
Ny fampiharana izany @ fiainana Kristiana angamba araka ny fiheverako azy dia izao : n\'inona n\'inona zava-tsarotra lalovana, rehefa ankinina @ Kristy ny fiainana dia misy vahaolana foana !
marina tokoa izany,na ny voromanidina,ny zava manan'aina rehetra,ny voninkazo na inona na inona nokarakarainy avokoa,koa maika fa isika.
Im-piry izy no niteny hoe aza manahy na dia kely akory aza.
Matio 6:25-27-28-31-34
Nataony tamin'Israely izany ary dia nomeny mana nandritra ny efa-polotaona ny Israely ary nomeny sakafo isan'andro,mbola notanterahany izany ka tsy tokony hatahotra intsony koa izay miaraka aminy sa ahoana ?
8. niryna
(
25/05/2008 20:26)
cutie:
zany we minoa fotsiny ihany zany de vita?
marina ny tenin'i cutie:mino fa Atra Izy,mino fa nitsanga tamin'ny maty izy,mino fa namela ny fahotantsika izy,mino ihany koa fa Mpamonjy sy Tompontsika Izy.Finoana ao anaty fo io daholo ireo ka na inona tendrombohitra (olana misy amin'ny fiainana ka mametraka izany aminy,miantso ny anarany)dia efa valiana sahidy ny olana,mety tsy azontsika tsapaintanana ilay izy eo aloha saingy ny fo efa manantena fa ho voavaha na ho sitraniny na ho azoko izay nangatahiko aminy rehefa tiany omena ahy iny,rehefa mifanaraka ny sitrapony iny,io no mbola tsy takatry ny saintsika ny fitiavany antsika.Ataovy foana ny fanandramana dia ho hitanao
9. prime
(
26/05/2008 10:34)
Misaotra niryna mampatsiahy...
Ahoana no fampiharanao izany dian-kapok'i Kristy no nanasitranana anao izany?... zava-mahagaga mihitsy io fa tena isanandro no iainana azy... tena fanasitranana ho an'ny fanahy sy ny nofo tanteraka ny nahazo an'i Kristy ka raha ohatra ahy izao dia tsy indray mandeha no efa nizohy tamin'ny lalan'ny fahafatesana nefa dia noraisin'i Kristy ho Azy izany ka amonjeny ahy isanandro na amin'ny lehibe na amin'ny kely indrindra...
Arakaraky ny fahoriana mianjady amintsika matetika noho vao maika mifikitra sy mitombo ny finoantsika Azy,mino an'izany ve hianao.? Matetika hoy aho a,fa tsy ho voatery ...misaotra mialohatena marina ihany koa izany fa ny tranga rehetra miseho na ny ratsy na ny tsara dia anehoan'Andriamanitra foana ny voninahiny ary tena mampitombo finoana indrindra rehefa tonga amin'ilay fetra tsy takatry ny saina intsony izay tokony atao... eo indrindra Izy no maneho ny voninahiny... tena mampitombo finoana mihitsy...
10. niryna
(
29/05/2008 05:12)
prime:
Misaotra niryna mampatsiahy...Ahoana no fampiharanao izany dian-kapok'i Kristy no nanasitranana anao izany?... zava-mahagaga mihitsy io fa tena isanandro no iainana azy... tena fanasitranana ho an'ny fanahy sy ny nofo tanteraka ny nahazo an'i Kristy ka raha ohatra ahy izao dia tsy indray mandeha no efa nizohy tamin'ny lalan'ny fahafatesana nefa dia noraisin'i Kristy ho Azy izany ka amonjeny ahy isanandro na amin'ny lehibe na amin'ny kely indrindra...
Arakaraky ny fahoriana mianjady amintsika matetika noho vao maika mifikitra sy mitombo ny finoantsika Azy,mino an'izany ve hianao.? Matetika hoy aho a,fa tsy ho voatery ...misaotra mialohatena marina ihany koa izany fa ny tranga rehetra miseho na ny ratsy na ny tsara dia anehoan'Andriamanitra foana ny voninahiny ary tena mampitombo finoana indrindra rehefa tonga amin'ilay fetra tsy takatry ny saina intsony izay tokony atao... eo indrindra Izy no maneho ny voninahiny... tena mampitombo finoana mihitsy...
----------------------------------------------------
misaotra anao koa aho prime nizaran' ny tenin'Atra taminay hatrany
:-*