Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
myami
(
13/05/2008 14:05)
ordinateur portable
Salama daolo eh,
Ho anareo izay mitady ordinateur portable (occasion), izaho mivarotra karazany maromaro, toy izao ny configuration [b]1 go ny RAM, 80 go ny disque dur[/b], processeur dual core 1.6...
tohiny
novalian'i Do2 ny 20/08/2008 07:14
kalovao
(
13/05/2008 13:35)
Mangataka tononkira
Mba mangataka tonon' ilay hiran' i Firmin "lay Jesôsy Fitiavana, sy Matokia" raha mba misy manana azafady. Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i nini2008 ny 13/05/2008 14:39
stefa1
(
13/05/2008 12:38)
Tso-drano
Hanome tso-drano agnao
Izy koa hande hitady
Irin'olo fa tsy haniry olo...
tohiny
novalian'i milaibe ny 13/05/2008 16:47
Jeankely
(
13/05/2008 12:22)
"Darling of Investors". Efa napetrakareo ho izany ve ?
Rehefa manja ny sipa dia hifandrombahana ary afaka mametraka fepetra amin'izay tia hiditra. Izay tsy maharaka mitsoaka fa izay favy no mijanona sy mahazo ny soa.
Ka naninona no tsy naharese...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/05/2008 23:47
tahirihery
(
13/05/2008 12:09)
fanontaniana
ahoana no fomba fampidirana sary ,dia mba mangataka valiny...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 14/05/2008 10:14
Aino
(
13/05/2008 11:43)
Maty avokoa izay namorina trano teo.
Toerana ampitan’ny tanàna maro amoron’ny arabe nefa tsy misy mipetraka.
Misy toerana iray dia mahavariana tokoa manamorona ny lalana mampitohy an’i Sambava sy Antalaha: eo an-daniny, ny tan...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 13:31
xxx
(
13/05/2008 11:37)
Virtoaly ve izany ?
Raha misy olona fantatro, efa nihaona tamiko ary nifampiresaka, fantatro ny endriny, haiko hoe aiza izy no mipetraka, haiko ny fiakanjony, fantatro ny zavatra tiany sy tsy tiany, misy fantatro ny momb...
tohiny
novalian'i xxxx1 ny 15/05/2008 14:16
Aino
(
13/05/2008 11:35)
tena misy ve ilay izy?
mba lasa ny saiko hoe, ny gasy ve no minomino fahatany sa tena misy izany matohotoa izany? za mantsy mbola tsy nahita tena mivatana fa ny tsaroako de t@ za 10 niarana nivaoka ny trano t@namako ande wc...
tohiny
novalian'i dziana ny 14/05/2008 10:35
kiadi
(
13/05/2008 10:01)
de zay tokoa ve?
de nanahona ihany ny niafarany tao ry rapala an?...
tohiny
novalian'i rapala ny 15/05/2008 18:06
diamondra27
(
13/05/2008 08:43)
in no tsy tianareo
afaka mba manontany ve za we inon ny zavatra tsy tian'ny vehivavy ataon'ny lehilahy aminy, na geste na fiteny , na zavatra hafa samia milaza daholo?
Za tsy miteny hoe ataon'ny lelah aminareo manok...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 20/05/2008 08:04
dziana
(
13/05/2008 07:56)
mba aona tokoa re e?
Raha tsy mahazo miteny miitsy re 1 andro manontolo de otran'ny aoana ny fiainana e? :-$ :-$ :-$
Za pouce kaloungany e!...
tohiny
novalian'i dziana ny 14/05/2008 10:42
zandikely
(
12/05/2008 22:48)
Dia Mba inona iany ny Tombony ho any MALAGASY E?
Gaga iany ny tena mahita ity lahasoratra ity, noheverina fa hoe hanome asa ny Malagasy ilay compagnie mitrandraka Nickel ao Ambatovy, nefa dia ry zareo avy any Philippine indray no hameno ny compagnie...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/07/2008 13:18
simplex
(
12/05/2008 21:31)
sos rvg
sao dia tsy kobon'i sefo fa tena mikorotana ambony ambany mintsy ny rvg. Ny hira alahatra misy voadingana, ary matetika mintsy... pas bien, pas bien du tt :( ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2008 21:32
ni81
(
12/05/2008 19:26)
Mbola tsy hino ihany ve isika?
Maro ny loza niseho ary mbola hiseho koa aza t@ ireo izay voalazan'ny baiboly. Matetika anefa eto @ serasera dia izao no tonga dia famalin'ny sasany hoe: resaky ry zareo sekta io...fampihorohoroana io...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2008 00:36
azamanadino1
(
12/05/2008 18:31)
mampalahelo be ty tantara ity,
mampalahelo be ny fandehany tantara hitako tao aminy gazetiko,ramatoa notsatohany vadiny taminy antsy, avy eo nampisotrony asidra, ka mbola eo ampelatanany hopitaly ramatoa , otrany tena nanaitra ahy ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/06/2008 05:51
ramistiana
(
12/05/2008 15:16)
hebergement
Slt doly,
Mba mitady hebergement gratuit tsara tsy maninona na misy pub kely aza amin'ny net.
Sao dia misy mahalala tsara fa ny hitako dia tena manahirana be daholo eo amin'ny transfert ftp.
olympe...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/09/2008 09:14
tlay
(
12/05/2008 13:08)
COMPETITION SERASERA
sali doly e! za ranga mba nadinika iany hatram'izay fa otrany betsaka ny namana mifakahala ato @serasera ato a! ko maninona ra manao organisation oe, asina ony zany COMPETITION serasera a! de atao COM...
tohiny
novalian'i rajoelina ny 14/05/2008 07:13
badboy
(
12/05/2008 10:20)
Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.
Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.
Na toa ka tsy nisy aza A/tra dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesa...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2008 23:31
tslem
(
12/05/2008 09:54)
fahafolon-karena
Misy mba afaka manazava ve hoe:ahoana marina ny tena momba izany atao hoe [b]"fahafolon-karena"[/b] izany e?
Misaotra....
tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 22:08
lohabe
(
12/05/2008 09:38)
visual studio professionel gratuit ho an'ny mpianatra
Microsoft DreamSpark http://www.microsoft.com/Presspass/press/2008/feb08/02-18GSDPR.mspx
nanomboka tamin'ny volana febroary
mandritra ny 6 volana no afaka hitelechargena azy
Visual Studio 2005...
tohiny
novalian'i Lek ny 29/05/2008 11:11
