fanontaniana
1. tahirihery
(
13/05/2008 12:09)
ahoana no fomba fampidirana sary ,dia mba mangataka valiny
novalian'i ainaheri ny 14/05/2008 10:14
2. tlay
(
13/05/2008 14:50)
aiza nareo zany, jereo eo @lay oe NY SARINAO dia mahita soratra ao enao hoe SFOGLIA dia cliikeo io dia oitanao ao zay sary tinao alefa
4. Koditra
(
13/05/2008 16:07)
Tlay: matoa izy nanontany d tsy hainy, iza no mahafantatra na hijery diksionera aza fa SFOGLIA = ampidiro ny sarinao
5. ainaheri
(
13/05/2008 18:04)
tahirihery>>Alefaso aty amiko alou jerena we na azo apetraka eo na tsia :-D :-D :-D :-D
