Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.

1. badboy ( 12/05/2008 10:20)
Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.

Na toa ka tsy nisy aza A/tra dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesapiainana, fijaliana, fahoriana, na koa hitohizan'ny filaminana aratsaina arapanahy arabatana arabola....... ;-) ;-)
novalian'i niryna ny 16/05/2008 23:31
2. rijadolly ( 12/05/2008 11:26)
Na toa ka tsy nisy aza A/tra dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesapiainana, fijaliana, fahoriana, na koa hitohizan'ny filaminana aratsaina arapanahy arabatana arabola.......;-) ;-)
OHTRA ny marina an!Naika anaraka ihany aho ,eny saika resilahatra ihany fa saingy hitako fa fitaka satria
satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesapiainana, fijaliana, fahoriana, na koa hitohizan'ny filaminana aratsaina arapanahy arabatana arabola.......
Hery avy aiza? foronina ve? Nefa misy ilay hery an!
efa fantatray reny fika ireny é,fantatray fa hitarika any ho any amin'Fanabonian-tena,sy firerehana,ary fiheboheboana é!
3. piste ( 12/05/2008 12:18)
Opinion ohatra ny opinion rehetra moa io voalaza io. Ka tsy tokony hatao hahagaga.

Afaka miteny koa ohatra aho, olona faran'izay adala sy vendrana ireo miseho ho mahavita ny fiainany ka manadino an'ilay Mpahary azy.
4. ni81 ( 12/05/2008 12:49)
Afaka miteny koa ohatra aho, olona faran'izay adala sy vendrana ireo miseho ho mahavita ny fiainany ka manadino an'ilay Mpahary azy.

Nanome safidy tokoa ilay mpahary koa dia anjaranao sy izaho ny mandray na koa manipy izany. Satria izy tsy mba manery fa manaja ny safidin'ny tsirairay hatrany.
5. Zina ( 12/05/2008 13:13)
Nanome safidy tokoa ilay mpahary koa dia anjaranao sy izaho ny mandray na koa manipy izany. Satria izy tsy mba manery fa manaja ny safidin'ny tsirairay hatrany.
^:^ ^:^ ^:^
6. Jeankely ( 12/05/2008 13:35)
Ilay izy ity anie ka faly mamprona loha-teny fotsiny ny sasany indraindray e. Ny resaka Andriamanitra na tsy mbola teraka aza Jesosy dia efa nisy ary ninoina. Na tsy Christian aza dia mandala ny hery tsy toa sy namorina izao tontolo izao. Misy ny olona vao mba mianatra ary ao koa no efa manampahaizana no mihevitra fa avy amin'ny heriny no nahatafita azy. Mety ekena ihany saingy tsy adala mihintsy koa fa misy maro dia maro ny farany manampahaizana mivavaka sy mino an'Anandriamanitra. Ny Christian tsy resahako fa saika ao anatiny ny maro fa ny hafa sahalan'ny Muslim, sns dia tena mivavaka. Ireo Indian na ambony sahalan'ny inona dia apetany eny foana ireo loko menamena, na tanifotsy na mavomavo izay mitory fa misy inoany.
Tsy azo idirana io resaka Andriamanitra io Ra-badboy fa sao ahita loza amin'ity miseho milay havia sy havanana ity.
7. Veloo ( 12/05/2008 17:13)
misy dikany ihany ny lazain'i Jeankely ka...Mbola betsaka ny olona mivavaka @ zavatra hafa par ignorance ary mahita fitahina ry zareo...

Tsy azo idirana io resaka Andriamanitra io Ra-badboy fa sao ahita loza amin'ity miseho milay havia sy havanana ity.

eto lety afaka miteny izay ao an-tsain'la ela tsisy olana zany aza matahotra mihitsy... :wink:
8. zaio ( 13/05/2008 06:01)
Afaka miteny ze tiny hotenenina toko ny tsiraray tonga eto; fa ny ahy de tsotra fotsiny: na inona na inona filazan'ny olona momba an'io Andriamanitra io de misy IZY, na minia mikipy ary ny olona de misy IZY, ze lazain'ny olona tsy hahafafa velively izay voalazan'ny Baiboly.Mba nahazo fahalalana sy fahaizana kely ve de mahasahy milaza an'izany teny zany oe ho an'ny tsy matoky tena ny fivavahana?
Tsarovy fa na ny iray segondra ho ary tsy anao mihitsy ka saino kely iany ny vava atao sao lahy hanenenana ndray andro any.
9. xxx ( 13/05/2008 09:05)
Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.
Marina izany!

Za aloha tsoriko fa tsy matoky ny tenako manoloana karazan-javatra be dia be e. Ary na za aza no spiderman tena mbola tsy ampy hahatokisako tanteraka ny tenako izany.

Ka marina fa ho an'ny olona toa ahy ny fivavahana, ekeko 100%. Tsy midika anefa izany fa noforonin'ny olombelona Andriamanitra. Za aloha tsy namorona e. Hitsy be fahatany fotsiny ataon'izay tsy mahafantatra ny fiavian'Andriamanitra izany.

Fa raha toa kosa ka tena matoky tena tanteraka amin'ny zavatra rehetra moa ny olona, mahazo tsy mivavaka izy ange e.
10. rijadolly ( 13/05/2008 14:52)

zay mihitsy ry sé a!Ny mpino tsy mba manadratena zany,tetavin'sasany hirehareha sy izahozaho indray isika nefa tsy hainy fa ilay Fanahy Masina ao anatitsika no manoro sy mitarika antsika hanao zavatra ho voninahin'Ilay Nahary antsika.Eny fa na dia ny teny avaokantsika aza.
11. niryna ( 13/05/2008 17:55)
piste:

Opinion ohatra ny opinion rehetra moa io voalaza io. Ka tsy tokony hatao hahagaga.

Afaka miteny koa ohatra aho, olona faran'izay adala sy vendrana ireo miseho ho mahavita ny fiainany ka manadino an'ilay Mpahary azy.
marina izany piste
mivavaka ho azy isika fa tsy fantany izay tiany ho tenenina satria mitady porofo toy ny tsy mpino rehetra izy

12. badboy ( 13/05/2008 20:09)
niryna:

Opinion ohatra ny opinion rehetra moa io voalaza io. Ka tsy tokony hatao hahagaga.

Afaka miteny koa ohatra aho, olona faran'izay adala sy vendrana ireo miseho ho mahavita ny fiainany ka manadino an'ilay Mpahary azy.

marina izany piste
mivavaka ho azy isika fa tsy fantany izay tiany ho tenenina satria mitady porofo toy ny tsy mpino rehetra izy

Izay ilay mitsara be fahatany : vitsy ihany no tena nahay namaky ilay voalaza.

Lazaivo fa lainga koa io lazaiko io. 2 no nahita hoe mitombona io. Ary tena mitombon'io voalazako io. De vereno vakina tsara aloha ilay voalazako vao mamaly. Raha tsy takatrao ilay izy dia anotanio f'aza mamaly be fahatany. de vaeriko eto ilay nolazaiko :

Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.

Na toa ka tsy nisy aza A/tra dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesapiainana, fijaliana, fahoriana, na koa hitohizan'ny filaminana aratsaina arapanahy arabatana arabola.......

Dia lazaivo fa tsy ireo no hivavahanao MATETIKA, mba tsy hilazako hoe ISANANDRO.

Dia za mivavaka ho ahy akory fa za mahay mangataka @ A/tra raha hitako fa ilaiko zany. Tsy mila anao hampita izany akory. Ny tenanao sy ny fiainanao no ivavaho de ampy.

Farany : natomboko @ ilay hoe "na toa ka tsy nisy aza A/tra", dia dinoho manokana any ny tiako ho lazaina eto de rehefa nisokatra tsara ilay saina, satria mino aho fa ianao ko lalitsaina fa tsy toy ireo manao toriteny tsisy fandalinana fotsiny, dia ho azonao ny dikany.
13. xxx ( 13/05/2008 21:18)
badboy:

Na toa ka tsy nisy aza A/tra dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesapiainana, fijaliana, fahoriana, na koa hitohizan'ny filaminana aratsaina arapanahy arabatana arabola.......

Dia lazaivo fa tsy ireo no hivavahanao MATETIKA, mba tsy hilazako hoe ISANANDRO.

Matevina ilay soratra dia misintona ny maso, ka lasa hamaly ihany indray aho :)

Misy fahamarinany mihitsy koa io lazain'i badboy io. Tsy ela fa vao omaly no nandeha tamin'ny fahitalavitra ilay antokon'olona mivavaka eny amin'ny paompy mba "hanomezan'Andriamanitra hery an-dry zareo hahafahany mampidina ny vidin'ny lasantsy" hono.

Mampalahelo tokoa aloha rehefa mifantoka loatra amin'ny fiainana ara-nofo ny olona, fa matetika hadino ny ara-panahy. Kanefa dia marina fa MATETIKA mba tsy hilazana hoe ISAN'ANDRO no zavatra ara-nofo foana no tadiavina amin'Andriamanitra, ary indraindray aza dia ohatra ny hoe Andriamanitra indray no handeha hanao ny sitrapon'ny olona fa tsy ny olona no hanao ny sitrapon'Andriamanitra.

Soa fa mbola misy ihany ny olona no mivavaka ho an'ny fandrosoan'ny asan'Andriamanitra, ny fitoriana any amin'ireo izay tsy mbola nandre, ny mba hamelombelona ny fanahin'ireo izay karankaina. Soa fa misy ny olona izay tena miasa ho amin'izany ... na dia vitsy aza.
14. prime ( 14/05/2008 12:07)
badboy:
Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.
... miankina amin'ilay tiana ambara hoe "fivavahana"...
badboy:
Na toa ka tsy nisy aza A/tra dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesapiainana, fijaliana, fahoriana, na koa hitohizan'ny filaminana aratsaina arapanahy arabatana arabola.......
... raha ny finoana kristiana dia tsy izany velively no fototra...
15. pissoa ( 14/05/2008 16:13)
xxx > Marina.

Fa toa tsy midika ireo lazainao ireo hoe tsy mahatoky tena ilay olona. :-D :-D :-D
16. xxx ( 14/05/2008 16:40)
pissoa:

Fa toa tsy midika ireo lazainao ireo hoe tsy mahatoky tena ilay olona. :-D :-D :-D

Araho manaraka ny raisonnement an'i badboy, ilay novaliako eo amin'ny toerana misy an'ilay nataoko quote, dia tsy very ianao. 8)
17. pissoa ( 14/05/2008 17:03)
Hitako le hoe hivavahana matetika na isan'andro ka ! Ary nolazaiko hoe marina io lazainao io.

Fa toa mbola tsy midika ireo hoe tsy mahatoky tena ilay olona. (Cf titre !) Mety tsy i xxx angamba no tokony resahiko ve fa i Badboy ? :-D :-D :-D
18. badboy ( 14/05/2008 19:32)
pissoa:

Hitako le hoe hivavahana matetika na isan'andro ka ! Ary nolazaiko hoe marina io lazainao io.

Fa toa mbola tsy midika ireo hoe tsy mahatoky tena ilay olona. (Cf titre !) Mety tsy i xxx angamba no tokony resahiko ve fa i Badboy ? :-D :-D :-D

Ampifandraiso tsara daholo ireo voalazako ireo dia ho hitanao fa hazava ho azy aminao ilay tiako ambara. Matoa ianao tsy mahatsapa ilay izy dia mbola tsy namaky tsara satria tsisy zavatra diso ny ambarako eo na 1 aza. Mila mahay mamaky fotsiny, tsy mila mandalina be akory.
:^) :^)
19. pissoa ( 14/05/2008 19:35)
"Farito" ary ilay atao hoe matoky tena dia ho hitantsika eo !
:-D :-D :-D :-D :-D
20. badboy ( 14/05/2008 19:52)
pissoa >> tsy afaka ny hanao fanambarana mihoatra io efa tsotra indrindra io ny tenako. Raha toa ianao ka tsy dia mahay mamaky loatra dia ialako tsiny, ny latsak'io tsotra indrindra io tsy haiko tsony!!! :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4356