Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.

41. cutie ( 16/05/2008 21:31)
efa mahalala ve zao :-D
42. fijo ( 16/05/2008 21:34)
manahy
43. cutie ( 16/05/2008 21:38)
fa ahona ndray
44. fijo ( 16/05/2008 21:41)
sao mba ndry ko
45. cutie ( 16/05/2008 21:44)
ka we tsy za koa :-D
46. fijo ( 16/05/2008 21:49)
hummm
47. cutie ( 16/05/2008 21:53)
hummm
48. fijo ( 16/05/2008 21:55)
hum hum
49. cutie ( 16/05/2008 21:56)
hum hum
50. fijo ( 16/05/2008 22:05)
soa zay
51. niryna ( 16/05/2008 23:31)
badboy:

Na toa ka tsy nisy aza A/tra dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesapiainana, fijaliana, fahoriana, na koa hitohizan'ny filaminana aratsaina arapanahy arabatana arabola.......

Dia lazaivo fa tsy ireo no hivavahanao MATETIKA, mba tsy hilazako hoe ISANANDRO.
tsy ho voatery . Raha tsy ao aminy ny fanahy ,ataony ahoana no hipetraka ao amin'ilay tsy manana azy na tsy mino Azy? tsy ho takatrao ny heriny raha mbola tsy nandray azy hianao
xxx:

Matevina ilay soratra dia misintona ny maso, ka lasa hamaly ihany indray aho :)
mivavaha ho azy xxx a,mbola vao santionany ireo ary izay ihany no azony atao fa voafetra ataony ahoana no hitory raha tsy nomena azy ny teny ?
xxx:

Misy fahamarinany mihitsy koa io lazain'i badboy io. Tsy ela fa vao omaly no nandeha tamin'ny fahitalavitra ilay antokon'olona mivavaka eny amin'ny paompy mba "hanomezan'Andriamanitra hery an-dry zareo hahafahany mampidina ny vidin'ny lasantsy" hono.
ka efa feno daholo anie ny finoanoam-poana e ary raha tsy mitandrina isika dia isika koa no voafingana ka mila miambina isan'andro.
Hoy ity rangahy hoe nino an'i ... ity vadiny hay tsy namaly vavaka io nivavahany nandritra ny 20 taona io dia hoy izy hoe niantso an'i satana izy ka nanao voady fa raha sitran'i satana hono dia hiankohoka aminy ,kanjo tsy namaly azy satana,tsy niantso an'i kristy izy fa satana indray ary dia maty moa ilay ramatoa taty aoriana ,satana no nantsoiny farany

Mampalahelo tokoa aloha rehefa mifantoka loatra amin'ny fiainana ara-nofo ny olona, fa matetika hadino ny ara-panahy.
izany no antony hazavaina ny rehetra fa katsaho aloha ny fanjakan'ny lanitra dia hanampy anao izao rehetra izao,tsy mora kanefa raha tsy miezaka isika dia voafitak'i satana ,kely sisa ny androny ka mitady izay arapany izy, eny fa na dia ireo efa voafidy azy hoy ny soratra masina
Kanefa dia marina fa MATETIKA mba tsy hilazana hoe ISAN'ANDRO no zavatra ara-nofo foana no tadiavina amin'Andriamanitra, ary indraindray aza dia ohatra ny hoe Andriamanitra indray no handeha hanao ny sitrapon'ny olona fa tsy ny olona no hanao ny sitrapon'Andriamanitra.
mora atao no sady tsy misy fandavantena fa hoe aleo aloha anao fiainana ,dia manandrana dia roboka ao anaty arato voafandrika tsy afa miala intsony fa nandaitra ny vovo
[/quote]marina izany ary maro no manatona fa vitsy no tena hanaraka Azy.

xxx tsy itanao angaha ireo kristiana tany inde .Tonga ny misionera mitory teny sy mizara fanampiana ny rehetra 1 million tany, in-telo no navoakan'ny TV ny fandaharana ,in-telo olona samihafa avokoa ,izaho no misaotsaotra an'Atra fa tena tanteraka tokoa ny teniny hoe ny lanitra no ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona,any amin'ny tany feno silamo no feno kristiana nifoha maroooobe ,tsy takatry ny saina eritreretina.


=D> =D> ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076