Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.

21. pissoa ( 14/05/2008 19:59)
Sao dia tsisy ambara no tena marina !

Sa nieritreritra kely ny dikan'ny hoe mahatoky tena ianao dia niova hevitra tampoka

:-D :-D :-D :-D :-D
22. fijo ( 14/05/2008 21:35)
".....dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina"
io no tena izy amin'ity resaka finoan aity.foronina ilay izy,mba hanmpiana ny tena
23. lizabeth ( 15/05/2008 12:01)
badboy:

Matoa ianao tsy mahatsapa ilay izy dia mbola tsy namaky tsara satria tsisy zavatra diso ny ambarako eo na 1 aza. Mila mahay mamaky fotsiny, tsy mila mandalina be akory.
:^) :^)



ka raha marina tsy misy azo kianina aza ny lazainao dia inona no andrasanao nanokatra ilay lohahevitra ? doka ?
24. xxx ( 15/05/2008 12:10)
badboy [ Valio ] 12-05-2008 12:20:41
Lohateny : Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.
Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.

Na toa ka tsy nisy aza A/tra dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina rehefa hanatateraka hevitra, na antontanasa iray, na izakana ny vesapiainana, fijaliana, fahoriana, na koa hitohizan'ny filaminana aratsaina arapanahy arabatana arabola.......

misy fahamarinany fa misy tsy marina koa :wink:
25. cutie ( 15/05/2008 12:36)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-05-2008 23:35:33
Lohateny : Re : Ho an'ny tsy mahatoky tena ny fivavahana.
".....dia tsy maintsy foronina satria ilaina hanome heritsaina"
io no tena izy amin'ity resaka finoan aity.foronina ilay izy,mba hanmpiana ny tena

tsy mety zany sady mampa koa :-D
26. badboy ( 15/05/2008 14:44)
lizabeth >> ianao mahatsapa tafitoahan'ilay hevitra marina no afaka mamaly ny tenanao. Aza tenenina eto akory fa valio mangina any amponao any ilay fanotaniana hoe "fa maninona ireo no marina dia maninona anefa no manafitohana anahy"!! :^) :^)
27. lizabeth ( 16/05/2008 11:40)
badboy:

lizabeth >> ianao mahatsapa tafitoahan'ilay hevitra marina no afaka mamaly ny tenanao. Aza tenenina eto akory fa valio mangina any amponao any ilay fanotaniana hoe "fa maninona ireo no marina dia maninona anefa no manafitohana anahy"!! :^) :^)



tsy mahatafintohina ahy mihitsy ny "hevitrao" fa ilay hoe "tsy misy diso na iray aza ny zavatra teneninao" no mahatonga ahy mieritreritra hoe tsy ady hevitra no tadiavinao izany !!!misy part de vérité ny lazainao hoe "Atra manohana amin'ny fahoriana sns", afaka mamorona andriamanitra hafa be dia be koa ao anatin'izany fa Ilay Andriamanitra nahary, amiko, tsy noforoniko; ahy manokana dia relation mpahary sy nohariana no eo amiko sy Atra ary noho izany dia tsy resaka tsy fahatokisan-tena mihitsy amiko ny fivavahana satria ny fiainako iray manontolo no ankiniko Aminy fa tsy ny hitady ahazo soa fotsiny !
Ka ianao ve aloha ao anatin'ilay mahatoky tena sa tsia ? raha tsy ao anatiny ianao ka mbola manitrikitrika ianao fa tsy misy diso na iray aza ny lazainao dia hoy aho hoe ahoana no ahafantaranao izay hivavahan'ny olona kanefa tsy hiainanao akory izany mivavaka ?
28. fijo ( 16/05/2008 21:04)
tsy mety ahoana ary ry cutie???
29. cutie ( 16/05/2008 21:07)
ilay izy foronina ka
lasa marina le we tsy mahatoky tena @ zay :-D
30. fijo ( 16/05/2008 21:09)
ka izany mino zavatra tsy hita sy tsy tsap aizany anie ,mamorona ny fisian'ilay zavatra e.
31. cutie ( 16/05/2008 21:12)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
ke efa we tsy mety zany
32. fijo ( 16/05/2008 21:14)
porofoy ny tsy mampety azy
33. cutie ( 16/05/2008 21:14)
efa io mamorona io ka :-D
34. fijo ( 16/05/2008 21:16)
ka ita fa mamorona nareo ko
35. cutie ( 16/05/2008 21:18)
za ve?
36. fijo ( 16/05/2008 21:23)
ngamba
37. cutie ( 16/05/2008 21:25)
:-D :-D :-D :-D
tsy za ngamba
38. fijo ( 16/05/2008 21:26)
asa ko
39. cutie ( 16/05/2008 21:27)
:-D
40. fijo ( 16/05/2008 21:28)
za ve nahalala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1389