Virtoaly ve izany ?

1. xxx ( 13/05/2008 11:37)
Raha misy olona fantatro, efa nihaona tamiko ary nifampiresaka, fantatro ny endriny, haiko hoe aiza izy no mipetraka, haiko ny fiakanjony, fantatro ny zavatra tiany sy tsy tiany, misy fantatro ny mombamomba azy manokana,

1- dia andefasako hafatra amin'ny telefona izy. Virtoaly ve izany ?
2- dia andefasako hafatra amin'ny yahoo izy. Virtoaly ve izany ?
3- dia andefasako hafatra amin'ny serasera izy. Virtoaly ve izany ?
4- dia andefasako hafatra amin'ny forum izy. Virtoaly ve izany ?

5- ary izaho mandefa ny hafatra. Virtoaly ve izaho ?

Tsia tsia ry zareo a. TSY VIRTOALY ny eto, na ho an'izay tsy mpamonjy fihaonana aza, na ho an'izay tsy mametraka sary aza.
novalian'i xxxx1 ny 15/05/2008 14:16
2. najah ( 13/05/2008 12:09)
xxx:

miombon-kevitra @ xxx za ra io ! inona mo no maha-virtoaly an'zany ? ts hain'sasany mints angamba ny tena dikan'ny hoe "VIRTOALY" ol efa fantatra sy hita zao v d atao we virtoaly ?

3. kiadi ( 13/05/2008 12:12)
virtoaly zany de zavatra bola tsy reel!! refa nisy ny fifakahitana sy fifandraisana mivantana sy ny azo tsapaintanana de rava ilay virtoaly!!
ny fandefasana hafatra tsy atao oe virtoaly fa fomba fifandraisana (communiquation), hotran'ny ol retra mifanoratra sy mifampiantso an_tarobia ihany!! :wink:
4. rajoelina ( 13/05/2008 12:21)
Tokony havoaka alou i xxx, fa maninn aza toi no miafina ao, kle???

* Efa Virtual wa le eto ;)
5. xxx ( 13/05/2008 12:47)
hahaha ! kobo foana ny fomba firesak'i rajoelina
amboary lesy io tady menamena io fa mifatopatotra faona na dia manao xxx aza ialahy
ba te hiresaka nefa tsy bola ampy tsara =)) =)) =)) =))
6. rajoelina ( 13/05/2008 12:50)
hery: avy aiza alou i xxx e? eto koa anie le sefo tsy mba kôzina ny code sy ny ordinateur sy ny firenena ary ny ps an'le xxx rehefa manamierda =)) =)) =)) =)) Virtual wa le eto ;)
7. hery ( 13/05/2008 13:23)

Ny virtuel tokoa dia tsy reel. Izany hoe tsy tena izy.

Ny olona miresaka ara-dalana eto dia olona tena misy, réel be fa tsy hitanao fotsiny.
8. Koditra ( 13/05/2008 15:52)
Ny fahitako azy dia arakaraky ny fomba fisehon'ilay namana ato @ serasera

Ra mifankafantatra tokoa sy misy resaka marina ifampizaràna dia tsy virtoaly intsony le izy. Vao mametraka sary fotsiny le olona dia efa tsy virtoaly intsony ko izay satri ny fametrahany sary dia efa mampiseho ny personalité-ny, ny zavatra soratany sy ny hevitra rehetra apetrany dia 100% tena @ maha izy azy.

Misy koa anefa, ho an'ireo ps tsisy sary, ny momba2 azy diso daholo, malalaka be izy refa manoratra sy maneho hevitra, afaka miteny2 foana na manompa olona aza satri tsisy mahafantatra, zany retra zany nefa mety tsy hitovy @ tena toetrany akory fa dia miaina sy manalazy @maha virtoaly azy le olona. D ireny xxx itantsika ireny ohatra akaiky.
9. Veloo ( 13/05/2008 16:42)
Za zao virtoaly hihihihih
10. Koditra ( 13/05/2008 19:07)
Veloo: mitovy zao tsika sy Veloo, samy virtoaly, Veloo no fantatro ny momba2 azy, Koditra no fantatry Veloo fa tsy za.
11. Veloo ( 13/05/2008 19:57)
:-D :-D :-D :-D zay mihitsy wa lesy ry Koditra a hihihi
12. orona ( 13/05/2008 20:05)
Dia virtoaly ve izaho?
13. Belami ( 13/05/2008 20:29)
xxx:

efa nihaona tamiko ary nifampiresaka,
fantatro ny endriny,
haiko hoe aiza izy no mipetraka,
haiko ny fiakanjony,
fantatro ny zavatra tiany sy tsy tiany,
misy fantatro ny mombamomba azy manokana,

1- dia andefasako hafatra amin'ny telefona izy. Virtoaly ve izany ?
2- dia andefasako hafatra amin'ny yahoo izy. Virtoaly ve izany ?
3- dia andefasako hafatra amin'ny serasera izy. Virtoaly ve izany ?
4- dia andefasako hafatra amin'ny forum izy. Virtoaly ve izany ?

5- ary izaho mandefa ny hafatra. Virtoaly ve izaho ?

Tsia tsia ry zareo a. TSY VIRTOALY ny eto, na ho an'izay tsy mpamonjy fihaonana aza, na ho an'izay tsy mametraka sary aza.

angamba tsy le virtoaly itsony no tokony hanotaniany xxx fa hoe , iza ary io olona io, "ANKAMANTATRA RY KIADI a!!!"
Sao dia mba io réel ny xxx io aza no yyy dia manome kambana boay kely telo rehefa atambatra ry zareo

=)) =)) =))
14. tess ( 13/05/2008 20:31)
:roll:
15. Belami ( 13/05/2008 20:37)
tess:

:roll:

varina be njy zany
16. tess ( 13/05/2008 21:23)
mbola mieritreirtra ny tena valiny aho ka! :-D
17. kiadi ( 13/05/2008 21:28)
belami> :-D :-D :-D :-D
18. ratonga ( 13/05/2008 21:43)
tess :-D :-D :-D
19. Belami ( 13/05/2008 21:45)
xxx : marina io teninao io ka satria raiso ohatra fotsiny le hoe nihaona, dia mety nifanoroka , sa amizay le atao hoe "mifanoroka virtoaly" nefa tena :* :* :*
20. rajoelina ( 14/05/2008 07:07)
xxx:
hahaha ! kobo foana ny fomba firesak'i rajoelina
amboary lesy io tady menamena io fa mifatopatotra faona na dia manao xxx aza ialahy
ba te hiresaka nefa tsy bola ampy tsara

Tsy zah wa le xxx!!
hody manova firesaka bandy fotsiny ry Inti- , sy mitady hamotika ny sasany kanefa fantatra fa vehivavy ihany le xxx.

Virtual le eto ah :)

xxx: hatsirovako anao ihany koa le we: tady menamena =)) =)) =))

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0948