de zay tokoa ve?
1. kiadi
(
13/05/2008 10:01)
de nanahona ihany ny niafarany tao ry rapala an?
novalian'i rapala ny 15/05/2008 18:06
3. kiadi
(
13/05/2008 11:30)
ka nisy tantara be zay wa fa de miandry an'i rapala tsika hanao tatitra :-D :-D :-D
4. rapala
(
13/05/2008 12:08)
hoy i Belami::-D
Tsy io hevitry xxx io velively fa sao dia izy aza diso manonjanonja loatra
Fa izao ry zalahy a! Misaotra anareo niara naminavina hoe "Fa dia naninona loatra", na tsy arakareo aza le izy, efa voavaha le blem fa misaotra de @ manaraka ndray!
kiadi: ny niafarany izany dia hoe efa vôva olana ny blem ny ko, tsy nangarom-posy intsony izy izany fa nisy niantra azy angambany, tohizory kiadi a
6. dziana
(
13/05/2008 14:23)
ka inn mo zany le mbola ho ertreretitsika nefa i belami aza efa niteny oe efa voava le blem? sa inn no tohiny ndray fa zay tsy maaraka tsony e!
10. Belami
(
13/05/2008 20:40)
rapala:
fa dia naninona lôtra re no dia toy izao sisa e?
fa inona le blem ato hiaraha tsika mamaha e
:?: :?: :?:
11. rapala
(
13/05/2008 20:43)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m482394df0ad4f
tantara mitohy re io e :-D :-D :-D
tantara mitohy re io e :-D :-D :-D
18. rapala
(
14/05/2008 16:32)
ary tena tian'i kiadi mihintsy ilay sujet an =)) =)) niova toerana indray ilay izy re,,,, FETSY be i belami knou :wink:
19. kiadi
(
14/05/2008 19:09)
tena nofetsin'i belami mintsy tsika ko!! naholany ilay sizé :-D :-D :-D