Liste des messages

Liste des messages, inserés par tlay, par ordre de date
tlay ( 01/11/2009 10:38)
TGV milay
http://www.youtube.com/watch?v=I3uV-HrYJks :-D :-D :-D :-D ... suite
répondu par pikatti le 02/11/2009 20:08
tlay ( 21/09/2009 15:57)
Nisy nahavita ny vitan'RA8 ve?
Iza no sahy mijoro eto fa efa nisy mpitondra nahavita ny vitan'I ra8 tao dago tao? be lotra le fanaratsina ataony sasany @filoha Ravalomanana. Tsihilaza afa tsy TIKO sy MAGROS zay namelona fianakavian... suite
répondu par ntss le 25/09/2009 11:43
tlay ( 19/09/2009 06:41)
Fanendrena PM vaovao ao anatin'Ny 48 ka tr@ 72.
Ela ny ela ka ny filoalindahy ndray no mifidy ny PM iaraka iasa @ing DJ Andry. Ô ry malagasy tsivakivolo ahazo PM vaovao tsika ao anatiny 48 katra@72 ora. ... suite
répondu par milamm le 20/09/2009 00:15
tlay ( 12/05/2008 13:08)
COMPETITION SERASERA
sali doly e! za ranga mba nadinika iany hatram'izay fa otrany betsaka ny namana mifakahala ato @serasera ato a! ko maninona ra manao organisation oe, asina ony zany COMPETITION serasera a! de atao COM... suite
répondu par rajoelina le 14/05/2008 07:13
tlay ( 29/04/2008 22:03)
zavatra vita gasy
hono oa, tsika gasy maninona no manaratsy ny zavatra vita gasy iany e! ohatra oeeee, kiraro vita gasy be tssss, alika gasy be, nefany anie hotrany makafy mofogasy doly e!!!! :-D :-D :-D :-D :-D ... suite
répondu par mangabe le 09/07/2008 17:07
tlay ( 05/01/2008 18:16)
tsy tafiditra ny sariko
:cry: nampiditra sary zahako kanefany tsy tafiditra fa misy soratra ao hoe erreur 356. de aona zany ranamana. mba ampio any alo ranga ha!!! ... suite
répondu par lilinivo le 16/01/2008 09:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0482