Nisy nahavita ny vitan'RA8 ve?

1. tlay ( 21/09/2009 15:57)
Iza no sahy mijoro eto fa efa nisy mpitondra nahavita ny vitan'I ra8 tao dago tao? be lotra le fanaratsina ataony sasany @filoha Ravalomanana. Tsihilaza afa tsy TIKO sy MAGROS zay namelona fianakaviana @narivony maro. Akotranizay ny lalanam-Pirenena Nanamora ny fifamoivozana maro sns...? zany lazainy sasany fa pagalatra rakitra ao ampiangonana sns...? faly zany nareo mpanohana EX DJ zao satria fianakaviana @narivo no very asa? ny EX DJ anareo io ve avita anome asa anireo fianakaviana tsy an-asa reo?
répondu par ntss le 25/09/2009 11:43
2. ntss ( 21/09/2009 16:09)
Tsy nisy nahavita ny vitany lo e!

- Nangatra centaine de milliards tamin'ny magouille resaka hetra
- Monopole ny PPN sy ny Secteur clé rehetra
- Maka ny rakitra ho an'Andriamanitra
- nivarotra ny 1/2 Madagasikara tamin'ny vahiny
- Namono olona
- Nampigadra olona an-jatony tamin'ny halako bika tsy tiko tarehy
- Nanidy Fiangonana pou intérét personnel
- Nanompo sampy sy manao sorona osy mainty avy any Australie
- Nanafatra mercenaire hamonoana ny gasy
------------

tena omeo ahy lesy ny adiresy mail la ry t.ay sy pokatti de sady mbola omeko porofo à l'appui lisany no omeko ny daty sy ny ora nanaovany an'zany a!

Tena mahery lo iny dadanareo iny NAHAVITA BE
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. pikatti ( 21/09/2009 16:11)
Olona efa jamba ry zalahy reny mantsy ,tsisy zavatra hitany raha tsy tendron'orony fotsiny,tsy fantany fa i dj radomelina no mpitondra nahavita nandrava haingana indrindar tao Madagasikara,ny adala ihany hoa no minia tsy mijery :-D :-D
4. xxx ( 21/09/2009 16:18)
zahay mitsy l'ty no namotika ny magro sy ny tiko fa alahelonay reny e!

Manina raha samy mibizana ihany de ela mahazo fa zahay tsy mahazo, zay ko ne mahay manafatra PPN ko ahoana no monopolizen'la ny tsena.
5. pikatti ( 21/09/2009 16:20)
nenlah potika mbakan'ny fitondrana nangalarina :-D :-D :-D
6. tlay ( 21/09/2009 16:48)
Ntss: sao deverilah fa adala sitrana ary za ka anome adresse mailko @olona mitapy. Avoay eo zay tilah lazaina mba oita ny rehetra leti e!. Reo ve porofo etilah andolona olona mba tsiho tia an'Ira8? mba tanisao ndray ary zavatra vitany e? aza mody fanina lesy bainn a! avereno vakio tsara zay lazaiko dia valio arakin'ny tokono hoizy. Fa aza aolakolaka le resaka.
7. ketaka67 ( 21/09/2009 17:18)
ntss:

Tsy nisy nahavita ny vitany lo e!

- Nangatra centaine de milliards tamin'ny magouille resaka hetra
- Monopole ny PPN sy ny Secteur clé rehetra
- Maka ny rakitra ho an'Andriamanitra
- nivarotra ny 1/2 Madagasikara tamin'ny vahiny
- Namono olona
- Nampigadra olona an-jatony tamin'ny halako bika tsy tiko tarehy
- Nanidy Fiangonana pou intérét personnel
- Nanompo sampy sy manao sorona osy mainty avy any Australie
- Nanafatra mercenaire hamonoana ny gasy
------------

tena omeo ahy lesy ny adiresy mail la ry t.ay sy pokatti de sady mbola omeko porofo à l'appui lisany no omeko ny daty sy ny ora nanaovany an'zany a!

Tena mahery lo iny dadanareo iny NAHAVITA BE
:-D :-D :-D :-D :-D :-D



efa lasa izany!!!! fa ny mitranga sy ny ho avy jerena sy heverina fa reraka zahay vahoaka! izy efa ary à labrousse ary! k'inona indray! mbola mihisatra izao ny firenena ar ymbola tsy misy mpanao combien ny mpitondra fa ho rendrika eto ihany ny rehetra! kely sisa dia hivarina daholo!!!
8. xxx ( 21/09/2009 17:23)
tlay:
sao deverilah fa adala sitrana ary za ka anome adresse mailko @olona mitapy. Avoay eo zay tilah lazaina mba oita ny rehetra leti e!. Reo ve porofo etilah andolona olona mba tsiho tia an'Ira8? mba tanisao ndray ary zavatra vitany e? aza mody fanina lesy bainn a! avereno vakio tsara zay lazaiko dia valio arakin'ny tokono hoizy. Fa aza aolakolaka le resaka.


Mangina elah ry t.ay a! :) Tsy mahita zavatra tsara nataon'ny zany lty zay. TANISAO eto zay zavatra tsara nataony. TANISAO!! omeko ordre mihitsy elah TANISAO izay zavatra tenen'elah fa tsy mamorina eto fotsiny elah.

Ary rehefa manazava dia mba mieritrereta tsara na dia tsy nandia fianarana avo aza. i Tiko tompoko dia fananany irery fa tsy an'ny vahoaka malagasy. Ary izay fieritreretany fa TIKO land i madagasikara izay dia anisan'ny zavatra mahasoso.... mihitsy. Citoyen manana zo ny gasy fa tsy mpiasan'ny tiko akory.
9. xxx ( 21/09/2009 17:25)
ketaka67:
efa lasa izany!!!! fa ny mitranga sy ny ho avy jerena sy heverina fa reraka zahay vahoaka! izy efa ary à labrousse ary! k'inona indray! mbola mihisatra izao ny firenena ar ymbola tsy misy mpanao combien ny mpitondra fa ho rendrika eto ihany ny rehetra! kely sisa dia hivarina daholo!!!

Marina ny anao fa ireto TIM ireto mbola mitady hitaiza ny sain'ny olona eto indray amin'ity rediredin-dry zareo ity.
10. Noue ( 21/09/2009 17:44)
tlay:

Ntss: sao deverilah fa adala sitrana ary za ka anome adresse mailko @olona mitapy. Avoay eo zay tilah lazaina mba oita ny rehetra leti e!. Reo ve porofo etilah andolona olona mba tsiho tia an'Ira8? mba tanisao ndray ary zavatra vitany e? aza mody fanina lesy bainn a! avereno vakio tsara zay lazaiko dia valio arakin'ny tokono hoizy. Fa aza aolakolaka le resaka.
7 taoana naha teo an'i Ravalomanana, tena marina oe iza no sahy mitanisa ny zava-tsoa nataony, ny sasany manko dia faly manenjika fotsiny fa tsy mba nijery oe inona sy inona avy ny vita nandritry ny 7 taona fotsiny mihoatran'ny firy taona naha-teo an'i ratsiraka, ary ny zavatra potika sy rava vao firy volana naha-teo an'i tgv eee !


11. tlay ( 21/09/2009 18:02)
Milaza NTSS fa nandalo fianarana lé dondrona nefany zvt lazaiko mazava be ao ary tsiazolah maivando elaty. Fa nisy nilaza t@lah anga teo oe fananam-bahoka TIKO? fananan'I ra8 t@ izy mbola tsy filoha io TIKO io. Otrany manazava resaka @zazakely manazava resaka @lety. Ary ny fanotaniko aza averilah aty @ko aty, fa ela milaza fa nianatra io mba valio ramahay. Ary ny zvt nolazaik tery ambony oe TIKO dia namelona fianaviana @narivony maro fa aza zatra manodina resaka. IZA LAZAILAH FA MAMORONA RESAKA. MBA AVERENO ETO LE RESAKA NOFORONIKO?. Ela no efa zatra ny mamorona resaka fa aza avadika aty @ko aty le pasy nôfa be.
12. Noue ( 21/09/2009 18:08)
ary misy tena tsy mahazo resaka koa anie ato zany eee ! fanontaniana no napetraka oe

Iza no sahy mijoro eto fa efa nisy mpitondra nahavita ny vitan'I ra8 tao dago tao? sa sao dia tokony hadika @ teny frantsay ee ,?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. tlay ( 21/09/2009 18:41)
Noue. Nandra be anie reo e! milaza fa naita fianarana nefa fisainana abany be. Aleo iany dondrona tsy naita fianarana klé :-D
14. xxx ( 21/09/2009 18:57)
tlay:

Noue. Nandra be anie reo e! milaza fa naita fianarana nefa fisainana abany be. Aleo iany dondrona tsy naita fianarana klé :-D


Huh huh huh f' aôna é ??
=)) =))
Zé taimbakona kely ary ve dé atao mahatezitra ôtr' izao??? mateza ny saina !!
15. xxx ( 21/09/2009 20:32)
Tlay, misaotra anao R'Ise a! betsaka mody jamba ka tsimahita ny soa vitany filoha MARC RAVALOMANANA. Mahereza daholo ry GTT SY TIM. fa zay dia tsihitsahatra ivavaka oanareo.
16. patrick2002 ( 22/09/2009 01:46)
Izaho aloha tsy AREMA fa raha ,AREMA izaho dia izao no navaliko
Ratsiraka nahavita
- EPP isaky ny fokotany
- université isaky ny faritany .
-namoaka Officier militaire anarivony tao @ Academie militaire .
- Namoaka dokotera aman`alina tao Ankatso ,injeniera aman`alina tao vontovorona .
Ka io ry zalahy ra zava-bita samy mahay mitanisa ah! fa mba ampiakaro ny ady hevitra ,
Ohatrinona ny PNB ny gasy niakatra teo Ravalo ary ohatrinona izy niala teo !
Firy ny taux de pauvreté tonga teo Ravalo ary firy niala teo izy .
Izay ihany dia misy hisainanareo GTT fa tsy nahavita azy Ravalo ,
Aza ampandrina adrisa ny vahoaka @ hoe vita ny lalana , manana portable ny mpitari-posy
BEURK hozy bazylou izay :-@ :-@ :-@
17. Noue ( 22/09/2009 04:52)
tena pahana sy tsy ao mahintsiny ko rapa zany eee ! inona no hidiran'AREMA-nao sy ny GTT @ ity dinika ity eee ??? zay anie ny mahavoa anareo rapa eee ! maninona nefa no tsy manontany rehefa tsy mahatakatra sy tsy mahazo izay nolazaina fa dia rediredy fotsiny no mba havaly ny fanontaniana !!
18. mihitsy ( 22/09/2009 06:50)
Noue:

ary misy tena tsy mahazo resaka koa anie ato zany eee ! fanontaniana no napetraka oe

Iza no sahy mijoro eto fa efa nisy mpitondra nahavita ny vitan'I ra8 tao dago tao? sa sao dia tokony hadika @ teny frantsay ee ,?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D


Miseho milay ndray fa mipetraka any andafy de mba mahay miteny frs ny olona de oe hadika teny frantsay!!!!!!!!!!
TSY MISY nahavita ny toetra ratsy vitandra8 ny mpitondra teto M/sakara hatram'zay!
zà sahy mijoro!
Aza ny zavatra tsara vitany ihany no ireharehana fa ny zava-dratsy vitany mbola be lavitra kokoa noho ny tsara!
Ny zavatra ratsy tonga de misongadina!
Eritrereto oe ohatry ny ranomadio iray sinibe, nasiana poizina eran'ny sotrokely, inona no vokany? Kely fotsiny ary zany, fa ny an'lery? zava-doza araka ny fiteniny!
19. xxx ( 22/09/2009 07:01)
O ry t.ay a! :)
Omeko ordre mihitsy hoa indry hoe TANISAO eto izay mba zavatra tsara nataon'i Marc. Izay mantsy ity loha-hevitra nosokafanao. Lazainao fa be dia be ny zavatra tsara nataony,TANISAO eto zany ahitan'ny be sy ny maro azy eto. Ordre io a! :)
20. rhina ( 22/09/2009 07:12)
tlay:

Iza no sahy mijoro eto fa efa nisy mpitondra nahavita ny vitan'I ra8 tao dago tao? be lotra le fanaratsina ataony sasany @filoha Ravalomanana. Tsihilaza afa tsy TIKO sy MAGROS zay namelona fianakaviana @narivony maro. Akotranizay ny lalanam-Pirenena Nanamora ny fifamoivozana maro sns...? zany lazainy sasany fa pagalatra rakitra ao ampiangonana sns...? faly zany nareo mpanohana EX DJ zao satria fianakaviana @narivo no very asa? ny EX DJ anareo io ve avita anome asa anireo fianakaviana tsy an-asa reo?


efa betsaka no namaly ao ambony ao
marina dia marina tokoa ny voalaza rehetra oe betsaka ny zavabita sns
saingy miaraka @ zavabita dia betsaka ihany koa ny zavatra tsy hita .
izaho dia manana fianakaviana maro very asa na ny tenako aza fa mba misotra an'A/tra lo za zao fa efa manana asa

Izany dia midika fa isika malagasy dia tsy tokony ho variana fotsiny @ oe oh:
ity ny vary tsy miasa saina oe taiza inona no natakalo nahatonga izy sy ity sns
mino aho fa samy mahay mierirtreritra sy mandnjalanja isika
oh: iray koa tonga ny mpamatsy vola ity ny vola sns fa aona ny fandehan'ny vola makaiza sy makaiza ahona ny fomba amerenana azy sns .

ra ohatra kosa ve arena tokony mbola haharitra ny taranaka mandritra ny 20 na 30 taona dia ho levona sy hanjavona ao anati'ny 7 na izay toana mbola mety hitondrany eo dia hanaiky izany ny rehetra.

izany dia tokony hipetraka foana ho an'ny fitondrana mifandiby fa tsy fitondrana mpanjaka kosa lo ko oe sezako ito d ana irery ihany e!!!

Tsotra aleo tonga dia miezaka manatratra ny fifidianana dia ho ita eo fa efa betsaka ny alininy ka tokony hando ny vidiny izy.

fanamarihana kely fotsiny:
aiza teto ambonin'ny tany no nisy olona nanakarena sy tena niandrianina ohatran'ireny no very sy potika tao anaty ora vitsy ny arenanay.
mapametraka fanontaniana ihany na dia ita aza oe fandrobana ilay izy?
efa nanainky izy fa nisy tsy nety nataony saingy tsy mijoro @ maha izy azy izy fa mivadibadika hevitra loatra ka dia azo lazaina hoe tsara ho azy angaha izay.
sady raha jerena sy dinihana dia izy ihany no nametraka fandrika ho an'ny tenany.'mpijoko vojoko izy zao' ka izy ihany no afaka manala azy zao.


Ny manarina ny tsy mety vitany no tokony hataony hananan'ny vahoaka malagasy rehetra ( fa tsy ny tim ihany ) fahatokisana azy indray fa tsy ny mamotika sy miantsy ady lava izao. Za kosa lo tena tsy d'accord e!!!!
na tia anisany mba mankasitraka ny zavatra vitany aza aho

NISY NY TSY NETY NATAONY : NY ANDRASAN'NY VAHOAKA DIA NY FANETRETENA ANANANY E! NA DIA NY NAHA VICE PRESIDENT NY FJKM AZY FOTSINY AZA. SA VE DIA TENA POLITIKA FOTSINY IRENY ?

Aleo tsy asina resaka betsaka fa azy sy ny ao ambony ny ambony





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2141