Nisy nahavita ny vitan'RA8 ve?
41. xxx
(
23/09/2009 11:46)
Ny malagasy dia tsimety miala @ty toetra ty hoe HALAKO BIKA TSY TIKO TAREHY. ny mpanohana any tgv ndray dia mifanohitra @zay oe TIKO TAREHY TSIALAKO BIKA. Efa ita zao fa ampahantra an madagasika mbola milelaka an vodimaibo radomelina iany.
42. Papoose
(
23/09/2009 13:37)
dia anisan'ny tokony esorina @ fisainana gasy voalohany koa zany dia le tia misolelaka n'izan'iza ioo, n'inon'inona io( na yaourt na ronono na kapila mangirana na in :-P )
43. fijo
(
23/09/2009 22:14)
izay mihintsy no ilazako hoe aza fanatika,fa jereo ny tena zavatra misy.
45. milamm
(
24/09/2009 14:15)
efa b ny voalaza,ireo endriky microcosme politiques malagasy2 farany lehibe ireo dia samy namitabahoaka ary lavanify saribakoliny frantsa tafatsofoka ao anaty vovo refa avy nandrora nitsilany(hat miala satria tsy mila mpanongampanjakany frantsay isika...ireo heloka fa tsy ny fitondrana mahomby fotsiny no itsarana azy ireo diso sao mihevitra isika fa ho any Malagasy no tanjony t@ Arema(nanokatra ny procops)sy ny TIM (tiko,magro),tsia...
-niforona ny asa izay avy @ antoko politika nifandimby nanao taingimbozona ny lalana,nanandevo ny heritsandry sy ny heritsainy daholobe,fanjanahana ekonomika vaovao nalahatry ireo mpananarao-pahefana tsotra izao ananganana empira tiko land(oh.izay no nahatonga ireny afera rio tinto ho 80% ho any kanadiana ary,20% no any fanjakana malagasy nefa isika no tompony harena ho trandrahana,helohinana ho faty mpiray tanindrazana mitaky ny fananany natao ankeriny sns...)
asa na voany tamberintsaina otrany jamba i bmarenina ka adinony fa natao hanompo ny tenany sy ny orinasany akory ny malagasy 20 millions ary handevozin'izy ireo indray fa nokaramaina izy hanasoa ny mpiray tanindrazana aminy ka na efa niala tsiny aza izy de tsy ho voafafany tantara ny tetidratsiny nangoronana ny hareny Gasikara...ombay mitady re ol ilay olombaovao hanompo marina ny tanindrazana fa very Madagasikara

46. ntss
(
25/09/2009 11:43)
ombay mitady re ol ilay olombaovao hanompo marina ny tanindrazana fa very Madagasikara
I Andry Rajoelina efa io ko :-D :-D :-D