Nisy nahavita ny vitan'RA8 ve?

21. Noue ( 22/09/2009 07:49)
mihitsy:
Miseho milay ndray fa mipetraka any andafy de mba mahay miteny frs ny olona de oe hadika teny frantsay!!!!!!!!!!
very tadidy indray nga zany mihitsy zany ee ?? iza moa ilay mpiteny frantsay voapoka teto eee ??

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. mihitsy ( 22/09/2009 08:17)
iza tokoa re fa very tadidy za, ts hita moa fa mafy loatra ny fiainanay eto Mada
23. pit ( 22/09/2009 10:11)
tgv naavita lavitra no r8 ka, 7mois nitondrana zao de efa 15 000f ny euro,ny vary ny menaka 500Ar ny kilô ary 2500ariary ny litatra ny lafarinina tsy tenenina,tgv nanao ny lalana vatomandry atrany mahanoro,fianarantsoa mananjary atrany manakara, tonga hatrany farafangana sy vangaindrano, tgvkou nanao ny lalana tampon'i horombe, RN4 ankazobe-manerinerina hatrany mahatsinjo tonga hatrany janga,mbola izy iany kou no nanao ny lalana RN6 ambondromamy-bekoratsaka-mampikomy-port berger-antsohihy-ambanja-ambilobenaavitaalou raha TGV kay saika adinoko mbola izy iany kou no nanao ny lalana vohemar-sambava_antalaha de sambava-andapa ôkzay fa tsy ho voatanisa tsony ny zavabitany e amaranako azy tsy misy ny fandrosoana ra tsy misy ny investissement public ou privé ary ny investissement nataon'ny tiko de tsy ho voavidy vola na ôvina na ôvina
24. tlay ( 22/09/2009 10:27)
XXX io efa novalin RHINA io oe be ny zvt vita kinonandray. Saleo ve ki minana kely toi zay tsis mihitsy. Biz be RHINA. nizaniza no mitondra eo mangalatra dôly. Fa ra8 kosa mba nanao be tao dago tao e! nareo ko anie vao nofehezin lalána kely de tsimazaka e! MISAOTRA NIRESADRESAKA NA DE NISY AZA NY FIFANDIRANA KELY SY NY TENY MANAFOTOANA NY SASANY.
25. ndotofetsy ( 22/09/2009 11:26)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
26. xxx ( 22/09/2009 11:36)
Mba very sy marary saina KOA tony PIT tony ,NY ZAVATRA VITAN'i RA8 LE tsisy SAINA TY NO NOTOKANANY I TGVORIKA fa inona ny an'tony no MISAINA ,pisoleka tgVORIKA iray KOA TY RY ZAREO A?zao tgvorika NAPANATENA VOLA SY SAKAFO NY VAHOAKA lasa nanokatra COMPTE AO PARIS ?VOLA BE AZONY ta@fanana'ny MALAGASY gisement-na fer voLa risoriso nomen'ny sinoa ,ny vola azony a@fanondranana bois de rose moa tsy lazaina intsony ,ao anaty 7 mois fongana ny harena'ambanin'ny tany tsiaka ry MALAGASY fa MIFOHAZA ?TENA GRAVE ange nyzava-miseho a@reto jilahimboto tgVORIKA TY MANARAROTRA DAOLO NY VAHINY mangalatra fa VEDRANA tsisy cerveau no magala pouvoir dia ny Malagasy LANY ANDRO MIADY ETO ?REO OLONA MAMONDROGONY IREO TOY I monja sy radomelina ra ba nisy sain afa mazava hoazy fa lohana'alika tsy manaiky zao fanabakana hataon'ny vahiny izao,RA ZAO NO MITOHY DANS 2ans lany fongana ny harena abAnin'ny tany.jEREO NY VOALAZAN4NY GAZTY MIDI ANDROANY RY PILELAKA JD ?MPAMARINA ANKADY NY FIRENENA A!
27. xxx ( 22/09/2009 11:44)
tlay:
XXX io efa novalin RHINA io oe be ny zvt vita kinonandray. Saleo ve ki minana kely toi zay tsis mihitsy. Biz be RHINA. nizaniza no mitondra eo mangalatra dôly. Fa ra8 kosa mba nanao be tao dago tao e! nareo ko anie vao nofehezin lalána kely de tsimazaka e! MISAOTRA NIRESADRESAKA NA DE NISY AZA NY FIFANDIRANA KELY SY NY TENY MANAFOTOANA NY SASANY.
:)
Manokatra loha-hevitra indry dia avy dia manao affirmation gratuite hoe maro tsy ho hay tanisana intsony ny zavatra tsara vitan'i Marc. Ka mba tsy halasa finonoa-poana na fanompoana olona be fahatany fotsiny amin'izao an'ilé izy, dia tsy rariny sy hitsiny ve raha toa ka mba TANISANAO aminay eto ilay izy. Ary aza miala bala raha tena vhv, ianao no nanokatra ity resaka ity dia valio.
INONA NY ZAVATRA TSARA NATAONY????? ny zavatra nisy marina no resahintsika amin'izay fa tsy ohatrin'ny osy mainty voan'ny ody fotsiny.
Miandry ilay vali-teninao aho Mme tlay dia ho hiadintsika hevitra ampanajana eto ilay izy hoe tsara ve sa ratsy. Amin'izay koa ange mety mba lasa miova hevitra aho hoe tena marina na tsia izany zavatra lazainao izany e.

28. tlay ( 22/09/2009 14:16)
Ôry XXX A! efa resaka nazavaik maly io? ary efa resaka novaliko. Avereno vakina oa fa aza maika mamaly. zahy iany mahavoanareo tgv tony maika lotra de lasa rendrika na tonga aloha lôtra. Ary io fanotaninao io efa napetrako t@nao dia averinao aty @ko. Iza zany tsika no manodina resaka? enao anotanina tsy mamaly sa za amerenanao ny fanotaniana nataoko t@nao. Fa naizany aza apiko ndray raizay no ilainao. Firy ny TETEZANA simba t@ 2002? de iza nanarina anire tetezana reo? aza valina ndray fa modio fanina. Firy ny HOPITALY sy EPP? vita tao anatin 7 taona. mila mivoka ao tana enao raha te hahalala ny zvt vita tao dago tao. Fanomezana TRANO sy TANY ho any 4am. Sns... Fa kamo za anoratra eto fa mety tsioazonao ndray ary zay voalazako eto. Ary tgv firy volana zay no teo? dia manaôna sahady ny vidipihainana? firy ny zvt simba? tokatrano firy tsy an'ASA? MBOLA ILAHABARY KO ATOATO FA MBA TIAHY ETO. AZA VALINA NDRAY REO.
29. xxx ( 22/09/2009 14:39)

Aza dia marary fo be ohatrin'io ranona fa mankarary io a!

Ny zavatra hitsikerako anao dia ny fanaovanao affirmation gratuite hoe: nahavita zavatra tsara ho an'ny firenena i ravalo, aiza amin'ireo zavatra nosoratanao eo ambony eo no misy an'izany, AIZA, avereno adika eto ahitako azy.
Ary rehefa manazava zavatra dia POROFOY fa tsy hoe minomino fahatany fotsiny. Manao comparaison enao dia tokony teneninao aloha ny nataon'ny ankilany sy ny ankilany izay enao vao milaza hoe ity no tsara na ity no ratsy.

Ary tsy TGV akory za, fa tsy tiako enao ilay mamoro-porona eto fotsiny, porofoy izay zavatra lazainao ranona. Atoroko anao mantsy fa mba rehefa manao argument zany dia mila porofoina fa tsy tenenina amin'izao fotsiny. Aza tezitra fa fianarana ny fiainana. :) Ohatra zao enao milaza hoe nanao EPP izy, EPP taiza zany?? Inona ny zavatra tsara nataon'ny tao amin'ilay EPP??? sns...

Averiko ihany aza tezitra rehefa miresaka amiko, izaho ary no bado tsy mahalala ny zavatra tsara nataon'i Marc ka mba reseo lahatra aho.
30. Djhamhal ( 22/09/2009 14:53)
ny olom-belona dia mora manadino indrndra isika malagasy ! ary zany no isian'reny ohabolana malagasy be dia be reny oh oe: ny ririnin-dasa tsy tsaroana sns... ary ny tena maha variana dia ny ratsy fôna matetika no ahatsiarovana ny olona iray ! fa ny sisa dia hadino ! tsy hoe resaka ravalo akory fa eny na dia hatrany amin'ny 1er republique aza ka mandrak'izao! mahereza daholo é!
31. reeves ( 22/09/2009 14:55)
Matoa mbola betsaka ny tia an-dRa8 na dia teo aza ny fanaratsiana sy fanenjehana samihafa izay ekena fa misy marina ny sasany ( fa misy koa ny lainga afafy sy fankahalàna bontolo tsotra izao ) , dia porofo fa nisy ny zava-bitany , ary tsy misy afaka ny mandà izany . Amin`ny saina tsy miangatra eritrereto anie hoe efa taiza isika ohatr`izay raha toa ka tanteraka teto hatramin`ireo Sommet afrikana ? Tadidio tsara fa na ny Infrastructure hoteliere aza nahazo detaxation , efa mby ho aiza ny Tourisme malagasy ? Hatraiza ny famokaram-bary raha ny programa efa napetrany momba ny fampitomboana ny vokatra eto an-toerana , ( fa tsy hoe atao 500Ar ny kg entina hanjonoana fotsiny ireo foza kanefa ny vokatra tsy mitombo akory ) . Andeha atao hoe nangalatra izy nanorenany ny TIKO sy MAGRO manerana ny Nosy : Fa iza tamin`ireo mpanao politika moa no nahavita nanorina Orinasa marobe hahafahan`ny gasy toa azy miasa ? ( Aleony manangana Villa sy fiara tsara tarehy ho fisehoana ivelany ) . Jereo fa na ireo Karàna ( izay nanohana ny Coup d`Etat ary nationalité Frantsay toa an-dry TGV ) izay azo lazaina fa mpanefoefo indrindra eto Mada aza , tsy misy manorina orinasa hiasan`ny Malagasy marobe ( industrie ) fa saika any amin`ny Quincaillerie , voiture de luxe , pierre precieuse , trafique devises , immobilier sy ireo afera malotoloto rehetra izay zara fa mampiasa gasy vitsivitsy ihany . Ny tena marina , matahotra ny mpanao politika ( ireo izay tsy nety lany tamin`ny fifidianana mihitsy ) sy ny fanjakana Frantsay fa sao dia ho lany indray Ra-8 amin`ny fifidianana manaraka eo raha toa ka tafavoaka soamantsara ny Sommet ka anisan`ny hitondra effet d`entrainement ho an`ny toe-karena izany manampy ny Petrole . Maika izany amin`ireo olona ireo ny handrodanana ny Fitondrana Ra-8 haingana ary tsy mampaninona an-dry zareo na dia hifafa ny kihony aza ny vahoaka manontolo sy ny toe-karena izay tena lasa fahirano ankehitriny . Hatao mihitsy izay hampandohalika ity firenena ity ankehitriny ary efa izay ny programan`i TGV miaraka amin`ny Frantsay ! Betsaka ny zavatra tokony ho hatsaraina fa izany tsy manazava ny Coup d`Etat mihitsy .Ary ireo maty tamin`ny 7 fevrier dia ialana tsiny amin`ireo havany fa nataon`ny fitondrana HAT tohatra fiakarana ireny olona ireny fa tsy hoe Mpitolona maritiora araka ny ilazany azy akory . Ny fifidianana ihany no mamaritra hoe iza no tiam-bahoaka fa ny ankoatran`izay blabla fotsiny ka ho hitantsika eo fa izao aloha dia samy miaina ao anaty fahoriana tanteraka ny malagasy , avo dimy heny nohon`ny tamin`ny andron-dRa8 aza !!! Ny zavatra tsapako amintsika gasy dia ny tsy fisian`ny réaction amin`ny olona mihitsy na dia efa hita izao aza fa tena efa latsaka an-katerena ny firenena ( Io tsy mifidy hoe Pro-TGV , na anti-TGV fa tena ny rehetra mihitsy ) . Midika izany fa na isika malagasy aza toa mbola tsy mahafantatra marina hoe inona no zavatra tadiavintsika .
32. reeves ( 22/09/2009 14:56)

33. tsimatimanota ( 22/09/2009 15:10)
ALEO HAMPILOLOAVINDRA8 FAKO TOY IZAY HAMPINANAN TGV THAY
34. pikatti ( 22/09/2009 15:27)
aoka lesy bainn a :-D :-D :-D
35. tlay ( 22/09/2009 15:43)
XXX FA inona tokony azavaina ao anatiny EPP? mila atao analyse ve zany. Tetezaza ko ve mila azavaina? ita iany enao oe tsinivoka tany anala tany ka tsimahita zay any oe inona no vita. Sa mila atoro anao daholo zay nanaovany anireo? ary enao fa manin ts mba valinao ny fanotaniko e! merci alo fa fianarana marina ny fiainana.
36. xxx ( 22/09/2009 15:49)
FA inona fona no tian'le pikatti lazaina a@le hoe AOKA LESY BAININA a!to refa manisy an'i tgvendrana ny resak eto dia io foana no havalinao!!!
Tena marina mihintsy ny voalazanao ry reeves ,ny ahy dia tsotra hatao izay hisaborana an'i tgvendrana sy monja fany hafa tsy mankaiza !na ireo miaramila vatatay voakarama hamono gasy ireo no encercler-na dia halaina nybasy eny antanany TSY MAINTSY MIPASSER @ACTION @izay fa pire noho ny any SOMALIE ny ho avy eto MADAGASCAR raha tsy mihetsika @izao ny vahoaka be noho ny vitsy ange ireo tsy makaiza é! fa MITAKY FIRAISANKINA BE aloha ny fanaovana an'izay ,jereo ange le monja tsy vanona é,efa tsy mahita lazaina intsony fa miodikodina fotsiny.
Izy no voky letra a@ny HALATRA DIA LAZAINA fa tsy mapihorokoditra ny toekarena !DAHALO PANGALATRA OMBY tsy mahita lazaina afatsy ny hoe za praiministra ,PRAIMINISTRY NY ALIKA MIWAWWA? refa avy nivarotra tanindrazana !!!!!sy nagalapahefana !!!
37. xxx ( 22/09/2009 17:23)
tlay:
XXX FA inona tokony azavaina ao anatiny EPP? mila atao analyse ve zany. Tetezaza ko ve mila azavaina? ita iany enao oe tsinivoka tany anala tany ka tsimahita zay any oe inona no vita. Sa mila atoro anao daholo zay nanaovany anireo? ary enao fa manin ts mba valinao ny fanotaniko e! merci alo fa fianarana marina ny fiainana.

:)
Aza omena tsiny retsy fa zanak'ambany volo e! ilay 4l sy frigidera nampanantenaina mbola tsy tonga aty hatramin'izao, mbola antananarivo (azafady fa diso ilay hoe antananarivo, mbola i madagasikara) ihany no nokarakarain'i Marc hatreto.

Ary tena prezida mahavita tokoa i Marc raha araka ny finonoa-poananao, aiza ve 7 taona fotsiny izy dia efa nahavita tetezana tsara be.:)

AIZA EO AMBONY EO IANAO NO MANAZAVA NY ZAVATRA TSARA NATAON'I MARC ZANY??? :)
ARY EPP TAIZA NO NATAONY ZANY????
38. ntss ( 22/09/2009 17:47)
Averiko ndray e
Tsy nisy nahavita ny vitany lo e!

- Nangatra centaine de milliards tamin'ny magouille resaka hetra
- Monopole ny PPN sy ny Secteur clé rehetra
- Maka ny rakitra ho an'Andriamanitra
- nivarotra ny 1/2 Madagasikara tamin'ny vahiny
- Namono olona
- Nampigadra olona an-jatony tamin'ny halako bika tsy tiko tarehy
- Nanidy Fiangonana pou intérét personnel
- Nanompo sampy sy manao sorona osy mainty avy any Australie
- Nanafatra mercenaire hamonoana ny gasy
------------

tena omeo ahy lesy ny adiresy mail la ry t.ay sy pokatti de sady mbola omeko porofo à l'appui lisany no omeko ny daty sy ny ora nanaovany an'zany a!

Tena mahery lo iny dadanareo iny NAHAVITA BE
39. fijo ( 22/09/2009 22:15)
aza fanatika rehefa miresaka politika,zavatra tsapako mantsy eto,dia misy minia mikipy,ny andaniny roa io fa tsy ny mpomba ny TGV ihany.
nisy tokao ny fahadisoan'ni ravalo tamin'ny fomba nitondrany,izany tsy azo hodian atsy hita,fa izao koa,dia aza manakipy maso,fa tena efa milentika any amin'ny tsy hita intsony isika,ary tamin'ny andron'i levalo na dia nobedainy aza ny resaka tsena,aza hodiana tsy hita koa,fa nandroso ny ekonomia,saingy tsy mbola tonga tany amin'ny vahoaka,ary sahiko ny milaza eto,fa rah ambola toa izao no ataon'ny gays,izany hoe isaky ny miakatra ny ekonomia dia misy roataka,di amiverina (haotra)tsy hotonga na ovian ana oviana any aminn'y valala be matory ny vokatr'ilay fandrosoana.ka antsika gasy ny misafidy
40. pikatti ( 22/09/2009 23:41)
xxx36 toa gaga be elah refa mba mimé ny tary klé,n'iza n'iza leity mampmé na mora avy fofona de ny ahy lazaiko anelah hoe "alay mora fotsiny "="aoka lesy bainn a"
azon'elah ve le kôzy é,f'aza malahelohelo foana 'lah :-D

Fa raha le kôzy tgvendrana aty aloha de tsotra be, nanao répetition ibitrovoalavo de io no narosony any @ youtube any, fa nedala voahantso de nanaiky ny ho tenenina any ambadika any hoe "inona marina no tena problema ndragah "de natao mifanitsy @ io ONU io le resaka fa hoainnn be lery raha samy Afrikanina no hifandahatra
Ataovy ihany io be zesta io fa hinana elah,zao ny hisy ndray ny MaputoIII(Antananarivo io) ary tsisy makao ntsony ny lehiben'ny 4mouvances
TSY MAINTSY MIALA ELAH RY TGVENDRANA SY NY FORONGINY :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4473