zavatra vita gasy

1. tlay ( 29/04/2008 22:03)
hono oa, tsika gasy maninona no manaratsy ny zavatra vita gasy iany e! ohatra oeeee, kiraro vita gasy be tssss, alika gasy be, nefany anie hotrany makafy mofogasy doly e!!!! :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i mangabe ny 09/07/2008 17:07
2. Veloo ( 30/04/2008 02:19)
ilay oe zavatra vita gasy anie tena tsy mba maharitra e mora simba hihihihi
fa za ti mofo gasy a indrindra ilay eo analamahitsy io :-D :-D :-D :-D
3. ainaheri ( 30/04/2008 04:35)
tsy maintsy tsika iany no manaratsy azy satria tsika no mahita ny vodi-kiraro mipitika ery ampovoan'ny arabe ery,patalou tata-jaitra eny ampandeanana,fa lainga² ny parasy gasy manaikitra :-D :-D :-D
4. yonikafopl ( 30/04/2008 07:10)
=)) =)) =)) =))

tena marina io lazain'i ainaheri io an, zahay zany mba nividy kapa sy fehikibo hodi-boay, nefa efa tam le lafo reny no nividy a, le fehikibo wa vo nanaovana tonga de nipitika le vy aminy iny , hihihihihi, de le kapa hoditra vo tam fakomaly no nanaovako an, de io hitako io androany fa tataka le faladihany ,
ka zany ve no zavatra vita gasy kou aiza no tsy hilazana we vita gasy tssssssssssssss mora simba,tsy mateza.
Fa ny egladoro hafa aaa, za manana kapa egladoro fa hatramzao le izy mbola io fona na de efa lemana rano sy anaovana isanandro aza, marina ihany le we
egladoro..... no tsara indrindra
egladoro....no tena mateza
egladoooooooooooorrrooo
5. yonikafopl ( 30/04/2008 07:15)
tlay hihi kay le resaka ato am resaka sakafo, tsy nijery za fa tonga de namaly hihihihihiihihh
Fa ny sakafo gasy kosa tsara raha mahay mny mpahandro ee, de raha madio kounkou :-P
6. kiadi ( 30/04/2008 08:05)
tlay>de lazaivo fa ratsy ko ny sipa gasy :-D :-D :-D :-D
7. pato ( 30/04/2008 09:07)
an an an ts sakafo zan n loaevtra fa zvt VITA GASY reetra
fa tafiditra ao anatinle fantanina kou v n zaza amboarin'ny gasy :?: :-D :-D :-D
8. tess ( 30/04/2008 10:13)
tlay:

hono oa, tsika gasy maninona no manaratsy ny zavatra vita gasy iany e! ohatra oeeee, kiraro vita gasy be tssss, alika gasy be, nefany anie hotrany makafy mofogasy doly e!!!! :-D :-D :-D :-D :-D


ountsssss! toi marina! enao kosa aloha ilay tsy mba hanao sy nanao kiraro vita gasy ireny ry tlay an!
zà de mitsotra fa peta-toko tsy misy otrzany ny kiraro vita gasy otran'ny vita sinoa ihany.....
jereo ity sandale novidiko tany dago farany teo ity, tsara endrika be sady lafo ery no namarotany azy 30euro niadina varotra 20euro...
nanaovana andro vitsivitsy dia mitolatsika be ny voditongony....sady mankarary faladia be ah! manindrona be mitsy eo am lay talon kely eo
ny finition tsy any mitsy....


:?

9. tess ( 30/04/2008 10:20)
hadino lay sary tsy nety
10. booboo ( 30/04/2008 11:11)
Yonika > mbola tadidinao ve lay hira " tranonay, trano gasy ; mofonay, mofo gasy, akohonay, akoho gasy ; kapanay, kapa gasy ; varinay, vary gasy sns " iny ? :-D tondé io hira io no tsaroako vao nahita ity sizé ity. :-D
11. tlay ( 30/04/2008 11:45)
kiady: sipa kosa alo mbola tsy hita zay maharatsy azy hatraminizao e! :-D :-D
12. tlay ( 30/04/2008 11:49)
yonikafopl: tsihitako loatra zay amaritako azy satri ny sakafo ko mantsy tafiditra ao anatiny, zay nahatonga anio misy mosogasy io, :-D :-D
13. tlay ( 30/04/2008 11:52)
marina doly zay volazanareo alo e!
14. ikotoleta ( 30/04/2008 12:28)
resa-kapa tssss :!: :!:
:arrow: ao ny andro hikalina, ao ny andro hikapana
15. yonikafopl ( 30/04/2008 12:34)
booboo ie hihihi faly ery nihira an'iny tany am lasy hihihihihih

tess za kou nividy otran'io andry io maintsomaintso ny lokony fa mbola tsy nanaovako, fa le marron le nanaovako zay de tapaka ny faladiany, sady zay le izy malamalama saika nazerany mintsy za teo am balcon , za kou mou tsy de mahay mande milamina lotra :wink:
16. Jeankely ( 30/04/2008 12:51)
Midika ve izany hoe ny Gasy rehetra mihintsy no tsy halehany sa ny zavatra vita Gasy ratsy nefa ny Gasy fatratra, sady manandoha, no manantsay, no fatratra amin'ny lafiny rehetra. Ny mofo dorizaka ny atidoha ambony dia ambony :-D :-D :-D
17. tlay ( 30/04/2008 18:14)
tess kosa ary sao de gezalotra de tsy zakany :-D :-D :-D :-D
18. ni81 ( 30/04/2008 18:34)
Fa ny egladoro hafa aaa, za manana kapa egladoro fa hatramzao le izy mbola io fona na de efa lemana rano sy anaovana isanandro aza, marina ihany le we
egladoro..... no tsara indrindra
egladoro....no tena mateza
egladoooooooooooorrrooo :-D :-D

Isika gasy raha tena manao ilay asa amim-pitandremana dia mahavita tsara mihitsy, fa ny mahavoa, dia atao maimaika fotsiny! maika ny hanenjika isa.
Ny kiraro egladoro dia misy fanaraha-maso tsara mihitsy mandra-pivoakany eny @ magazay. Raha toa ka tsy mifanaraka @ tokony ho izy dia tsy amidy fa averina @ ozinina.
19. ratonga ( 30/04/2008 20:02)
yonikafopl , tess: mampimé ko nareo roa klé =)) =)) =))
20. tess ( 01/05/2008 17:05)
ratojga: koa resaka kapa no votoaton'ny dinika kou :°) :-D :-D

yonika: njy kounkou ve nividy otran'io :? petatoko matsiravina :-D milantsibody be mitsy zao lay izy nefa tsy nanaovana firy akory...lasa ratsy endrika be 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1719