zavatra vita gasy

21. yonikafopl ( 01/05/2008 17:46)
tess za aky zany mba nitondra zavatra vita gasy mba saika hanaovako bizina aty aminay, fa vao nahita ilay fehikibo tapaka rams de tonga de ozy we ampirimo reo fa mahamenatrolona raha reo no aderadera atao echantillon, saika afa-baraka marina tam le izy.Mody jerena le izy tena tsara endrika ery fa vao anaovana tonga de miseho doly ny maha petatoko azy, tsssssssss tena vita gasy :-P
22. fasaly ( 01/05/2008 20:11)
:-D :-D :-D :-D ampirimo malaky any marina izany fa afa-baraka lazain'i oul mpanao arnak eo ndry :-D :-D :-D
23. rakotomananajocelyne ( 19/05/2008 17:11)
Tsy izay zavatra vita gasy rehetra dia lazaina hoe ratsy . Nandeha nitsagatsangana tany Moscou aho de nahita elo tsara be , novidiako ilay izy mba halefa ho an'i mamanay . Ka rehefa tafaverina tany Pologne aho vao nahita an'ilay izy fa fabrique en Madagascar ka tsy nalefako. Efa efa-taona izao ilay izy dia mbola tsara foana . (l)
24. RAKVOL ( 27/05/2008 23:03)
Aza d atao anizany fa tsara vita gasy saingy maika ny hivarotra fotsiny fa mila fihezaha be dia be e . Fa lainga laing afa milay ny sipa gasy part apport sipa african rehetra . ary ny kaly iza no sahy milaza fa tsy tia sosisy sy anadrano ; trondro gasy sy henakisoa ; gana ritra ; henomby ritra @ sakamalaho , ary ny ramanonaka sy ny menakely .... hafa ihany GASY KA MANJA E
25. haritianah ( 19/06/2008 22:33)
Lé zavtr vita gasy anie tsara ary tian'ny vahiny saingy isika mitsy koa matetika no manimba antsika.Zany oé manao zao isika dé tsarabe de mandé bé lé izy dé refa mandé bé dia atao lasa comerciale be amin'izay refa be ny kil mividy dé lasa very ny hankatony dé lasa @ lé resaka oé zvtr vita gasy.
Vitsina ihany amintsika ny mitazona ny hakantony zvtr hatao refa ita fa mandé lé izy.Na sakafo io na fitafina io na varotra io na fitantanana zvtr io.
Misy ny mitazona fa vitsy.Ka hany lasa zary fitenenana oé zvtr vita gasy.
Tsara ny zvtr vita gasy saingy ts voatazontsika io hakantony io refa miroborobo lé zvtr atao.
Jerevo angehe refa any ivelany isika gasy fa ifanotofana ny mihinana sakafo gasy ary ifampitadiavana ny zvtr vita gasy satria matetika koa isika refa zvtr alefa any ivelany dia kalintsika tsra de mivoaka tsara lé zvtr dia ifanotofan'ny olona.
Na inona na inona ny hatsarany sakafo any ivelany na inona ny karazany sakafo any ivelany fa tsara sy manana ny maha izy azy ny nahandrontsika gasy ka zary sakafo luxe zany any ivelany ary na ny gasy any ivelany aza dia miezaka ny miverina mianatra mahandro sy manao ny zvtr vita gasy.
Tsy izay ve ny ita taratra eto @ forum be dia be eto
26. mangabe ( 09/07/2008 17:07)
yonikafopl:

tlay hihi kay le resaka ato am resaka sakafo, tsy nijery za fa tonga de namaly hihihihihiihihh
Fa ny sakafo gasy kosa tsara raha mahay mny mpahandro ee, de raha madio kounkou :-P

Fa ilay izy maloto mihintsiny anie noho mampatsiro azy e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.139