ordinateur portable

1. myami ( 13/05/2008 14:05)
Salama daolo eh,

Ho anareo izay mitady ordinateur portable (occasion), izaho mivarotra karazany maromaro, toy izao ny configuration 1 go ny RAM, 80 go ny disque dur, processeur dual core 1.6 ghz. prix : 1.900.000 Ar ny iray.
Raha mila fanazavana fanapiny dia antsoy izaho @ tel : 032 04 211 42
novalian'i Do2 ny 20/08/2008 07:14
2. simplex ( 13/05/2008 15:14)

adino ireto:

* in ny marques
* firy taona niasana
* Services Apres Ventes/garanties (mbola misy ve?)...
3. xxx ( 13/05/2008 16:03)
Jereo ity post ity :

http://kdaombaramita.blaogy.com/post/861/4763
4. lemenakely ( 13/05/2008 16:24)
sao dia zavatra efa brocanteur tokoa no amidy e
5. myami ( 14/05/2008 08:15)
lemenakely:

sao dia zavatra efa brocanteur tokoa no amidy e

Aza matahotra fa tsy zavatra broncanteur zany no amidy fa entane mobla mandeha tsara sady mbola amle "oui" eh. Tsy anenena ny mividy izany raha toha ianao ka mila. Na ny poziny ety ivelany ary mbola otrany vaovao mintsy.
6. myami ( 14/05/2008 08:23)
Salama daolo, ho valiny ny hetaheta anareo tsirairay.
Mobma ny arika dia lazaiko eto fa misy karazany maromaro toy ny Acer, Toshiba ... ordinateur mbola mandeha tsara, tsy misy indray aloha ny service après vente eh.
Zay aloha fa raha mbola misy ilainareo dia anstoy aho.
7. Do2 ( 20/08/2008 07:14)
Zà ndray mtad batterie na ordi portable Acer travelmate2500 so mb maita nareo fa vao2 no ilaik ra mis?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1739