Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
08/05/2008 23:07)
anti-mitapitapy
Ny akamaroany tanora indray no tsy antimitapitapy eto @ sera.
TENA MAHAGAGA! :^) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2008 18:50
enric
(
08/05/2008 18:56)
rajou & xxx
xxx> handray!!! de ho hilazanao zany za? ok ary e!!
rajou> http://es.youtube.com/watch?v=eye8IUsrrXU
:^) ...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 09/05/2008 12:00
lohabe
(
08/05/2008 18:04)
iis 7
Nanandrana nampiasa IIS7 tamin'ny Vista SP1 aho. Efa nasiako Apache ilay izy talohan'ny nanaovako upgrade SP1. Talohan'ny nametrahako [b]Apache[/b] dia efa no-installe-ko ny IIS 7, fa [b]FastCGI[/b] f...
tohiny
novalian'i lohabe ny 09/05/2008 15:13
extraman
(
08/05/2008 15:59)
Mitady élément surtout mpihira hanangana groupe rock
salut daholo e
manana projet ny tenako, hanao groupe, mila chanteur na chanteuse aho fa efa vita daholo ny instrum rehetra , simulation t@ ordi aloha no nanaovako azy satria mbola maquette ihany, tia...
tohiny
novalian'i extraman ny 14/05/2008 12:08
nofy74
(
08/05/2008 14:37)
AMBONDROMBE
:arrow: Ahoana ireny fanafahana teny Ambondrombe ireny?
:?: :?: :?: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2008 21:17
majesty
(
08/05/2008 13:59)
Fitoriana goavana tsy ilaina micro
Nampianatra Jesoa;olona tsy omby dimy arivo lahy no nanodidina azy,ny vehivavy sy ny ankizy tsy tao anatin'io isa io;vahoaka betsaka izany,kanefa dia tsy nampiasa micro izy tamin'ny fampianarany,kanef...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2008 21:18
kakofonik
(
08/05/2008 11:48)
Izy mianaka (Tarika Rémi)
Mba mangataka io hiran'i Rémi io ry zareo a! Mahafinaritra izay ny tonony sady mpiseho an-davanandro (mba tsy itenenako hoe niseho tamiko)...
Misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i lazounet ny 09/05/2008 11:35
johatica
(
08/05/2008 11:17)
tonokira
manaona daolo!
izaho dia mitady hira izay tsy aiko ny lohateniny f'ilay tonony misy hoe:Tadidio kely ange f'indray takariva izay,notantaraiko tamise fa tsy niaraka iazhay...
hira efa elaela ihany iz...
tohiny
novalian'i Veloo ny 08/05/2008 16:03
rajoelina
(
08/05/2008 08:50)
Terminal
Rehefa hande Voyage zay ny bandy, de zatra an'le we tsy maintsy misy olona mitsena any Aeropuerto. De rehefa tonga tsara iny, na mbola any anaty fiaranamanidina de efa mieritreritra anzao: ¿ahoana az...
tohiny
novalian'i ftlozy ny 11/05/2008 21:34
ronaldo09
(
08/05/2008 07:42)
Ny tsara ho fantatra momba ny fitadidiana!!!
Ny fivoaran’ny fitadidiana eo amin’ny olombelona
Fahazazana
-Vao hanomboka hiteny ny zaza dia ny fitadidiana no ahafahany manao an’izany voalohany ary mitombo arakaraka ny taonany sy ny fitomb...
tohiny
novalian'i EssaMattou ny 05/08/2024 03:17
razamble
(
08/05/2008 07:10)
Bebe Razanatompo ela velona 118 taona
Mba te ho ela velona ôtran'i bebe koa zà. http://www.madagascar-tribune.com/Bebe-Razanatompo-118-taona,6417.html...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2008 07:12
ronaldo09
(
08/05/2008 06:49)
Nomontsanin'i Real madrid i Barca!!!!
Montsana ary tena montsana tanteraka ny FC Barcelone ,ekipan'i rajoelina ,razouzou ,salmo ary anabavin-dry zareo i aino ......4 no ho 1 no isa nisarahana tao Bernabeu ,araka ny efa nambaran'ingahy ...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 15/05/2008 11:59
ainaheri
(
08/05/2008 06:49)
Fiverenan'i Cazal
Miala tsiny aho raha manonona ny ps-ny!! Lasa resabe izy io tato ho ato,d misy ps hafa² fanampiny mandendé any ambadika any!!
Ny tiako anontaniana d ny hoe:[b]Tena cazal marina ve io niverina io s...
tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 21:33
dadabe
(
08/05/2008 04:17)
arahaba diamondra27
sady manome bizoroka no manonona ny arahaba mahafinaritra ho anao noho ny .... :roll: Joyeux anniverasire az e :* :* :* :* ...happy birthday my... (l) (l) Zhu ni de sheng ri kuai le ... :°) :°...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2008 08:10
Belami
(
07/05/2008 21:00)
Kobandravina
ahoana no tena fika fanamboarana anireny e?...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:18
ratonga
(
07/05/2008 19:34)
veloo
http://www.dailymotion.com/relevance/search/velo%2Bmahaleo/video/x2dus7_mahaleo-velo_music :wink: ...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/05/2008 22:29
bilakarenjy
(
07/05/2008 17:09)
Simba ny toe-tsaina 1
“Misy tetibola manokana ho an’ny mpitsara...”
100 tapitrisa Ar ! Izany no volabe kirakirain’ny mpanao piraty eto amintsika. Tsy matahotra fanenjehana ry zalahy, satria araka ny vaky bantsil...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 09/05/2008 16:36
Fody
(
07/05/2008 17:03)
Misy demony
Ny olona ipetrahan'ny demony ve manota sa tsia ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2008 21:19
ariel
(
07/05/2008 16:45)
emadex
efa nisy taminareo ve ny nandefa vola taminio (emadex) io de aona fandehany ra mandefa 100euros de otrinona ny sarany de aona mba afaka manazava ve zay mba mahalala azafady otrany mi interessé aho ma...
tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 09:28
endrika01
(
07/05/2008 16:29)
MAHAIZA MIFANINANA AMINY VAHINY
Maninona ny Gasy no tsy mahay mifaninana e,mba te ho rapanana,hanana vola be,fiara ,trano,nefa tsy mahay mifaninana.:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/05/2008 07:24
