Kobandravina
![](https://avatar.serasera.org/74b6f40dba37eb99a4726db02a3aafc1.jpg)
1. Belami
(
07/05/2008 21:00)
ahoana no tena fika fanamboarana anireny e?
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:18
![](https://avatar.serasera.org/cb5ddc46a53a9945b0ca5aebb1127ebd.jpg)
3. dziana
(
08/05/2008 12:20)
Tsy mahay za fa le mihinana azy no tena haiko be miitsy sady matsiro an!
Andefasan ve e? :miam: :miam: :miam: :miam: =)) =))

![](https://avatar.serasera.org/184edd1e463ad11453ab7a0c1edcdee6.jpg)
4. RAKVOL
(
08/05/2008 18:34)
tsy d haiko loatra ny tena fika aloha fa efa nandramako :afangaro ny akondro sy vovokatsaka + siramamy ; misy indray lafarine vary ; misy koa asiany totomboanjo mamy .... andramo ao zay mety e
![](https://avatar.serasera.org/74b6f40dba37eb99a4726db02a3aafc1.jpg)
5. Belami
(
08/05/2008 18:53)
dziana:
Tsy mahay za fa le mihinana azy no tena haiko be miitsy sady matsiro an!
Andefasan ve e? :miam: :miam: :miam: :miam: =)) =))
le any @ faritry Talatanivolonondry iny tena misy kombandravina milay be miitsy fa tsy hay hoe ahoana aza no hanaovandreo azy,
Handefaso akia a, de ndry midira ao anatiny :-D :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/74b6f40dba37eb99a4726db02a3aafc1.jpg)
6. Belami
(
08/05/2008 18:54)
ainaheri:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m470ba86aa35a7
Maztou
hay efa tantara nande koa kay io
![](https://avatar.serasera.org/9818e2287e76d37753313e255e2428a2.jpg)
7. melody
(
08/05/2008 22:17)
ainaheri ange ka maharaka forum miintsy izy izany e :wink:
Belami, mividiana kobandraviny bongout fa tena tsara be rehefa tsy mahita frais.. . i dziana efa vonona ny handefa ihay koa tsinona :miam: :miam:
Belami, mividiana kobandraviny bongout fa tena tsara be rehefa tsy mahita frais.. . i dziana efa vonona ny handefa ihay koa tsinona :miam: :miam:
![](https://avatar.serasera.org/cb5ddc46a53a9945b0ca5aebb1127ebd.jpg)
8. dziana
(
09/05/2008 06:42)
ka zay miitsy le bongou miitsy no neritreretiko de kay za tsy tafiditra ao anatiny ry belami , sao lasa tranché ao za de mapalaelo.
Sa le lava² otran'ny razana reny no tinao.?
Kalo ndray eritreretina ny amin'iny!

![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
9. fahamarinana
(
11/05/2008 09:07)
dziana:
Sa le lava² otran'ny razana reny no tinao.?
:arrow: danz be koa ilay razana klé :-D :-D (l)
![](https://avatar.serasera.org/61f7b709512cd84fed7ef689edbe1250.jpg)
12. belakely
(
13/05/2008 23:15)
manakanesa akia any talatan'ivolonondry fa any ny spécialiste an'io a!
![](https://avatar.serasera.org/8989380f78b4916f83be49c96bdcc95f.jpg)
13. minoulavitra
(
14/06/2008 14:28)
O ry reto a, "FATY LENA" mitsy nge ny anarantapisaka oman'ny Gasy ny kobandravina e! Sady andrahoina anaty barika feno fako nge ry reto no faznaovana an'ireny e! Pire noho ny bononoka... Nefa dé mamy sy tsara an, aleo dé ankafizina fa tsy eritreretina be loatra, mitelindrora eto aho matsiarotsiaro ny any @ tànana.
![](https://avatar.serasera.org/6bd0ca305552546f4c0ceb16cde88e3e.jpg)
14. haritianah
(
19/06/2008 22:24)
Misy koa anie lé oé Moforavina(mitovy @ koba ny tsirony saingy ts salany faty no anaovana azy fa fonosana tsy iray iray atao carécaré anatina ravina akondro).
Moforavina hoy ny any @ province fa any vitsy ny manao reny koba salany faty reny ary misy tanana ts aitana an'ireny fa Moforavina no misy any.
Omeko ihany ny recette sao sendra mahaliana anao Belami.
Afangaro ny kombambary sy siramamy + akondro nopotsipotsehana atao mahazo patte marihitra asiana rano.
tapatapahana hahazo carécaré ny ravina akondro dia atonotono amina afo malefaka mba halefaka ny ravina akondro aveo fafana @ lamba kely hanala ny lavenona.
Apetraka eoamboniny ravina akondro malefaka ary ny patte nomanina tetsy ambony atao mahazo forme fisapisaka aveo asiana totona voanjo maledaka tsra aveo asiana tantely kelikely fotsiny dé averina asina lé patte tetsy ambony indray
refa vita zay dia fonosina hahazo endrika carécaré amin'izay le ravina akondro efa misy patte.
Alahatra tsara ao anaty vilany amin'izay dia asiana rano dia andrahoina, refa masaka lé izy dia tsarabe mitovy fa ts sahala amin'ilay kombadravina sahalany faty ireny.
Atao bebe akondro fa tsara bé, raha akondro mamy tsara aza dia siramamy kely fotsiny sisa no atao.
Afaka tonga dia afagaro miaraka avy atrany aza ny totona voanjo sy tantely elanelanina patte amin'izay.
Oanina mafana tena tsara, alana ny ravina fa mahazo koba masaka carécaré anao.

![](https://avatar.serasera.org/a534b2d220f1c6a4db046112da694360.jpg)
15. lemurbaby
(
24/01/2010 17:18)
Video
Koba / Kobandravina:
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/1/uYpl02_k1jc
Koba Akondro:
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/0/HrUFuN6Fjh0