Mitady élément surtout mpihira hanangana groupe rock

1. extraman ( 08/05/2008 15:59)
salut daholo e
manana projet ny tenako, hanao groupe, mila chanteur na chanteuse aho fa efa vita daholo ny instrum rehetra , simulation t@ ordi aloha no nanaovako azy satria mbola maquette ihany, tiako ho atao sérieux ilay zavatra, dia miandry anareo, ny teako no guitariste, chanteur aloha chanteuse no tena maika, ny projet-ko dia mpitendry clavier 2, basse1, batteur 1 dia ny tenako ary ilay mpihira, ny style rock ( tsy mety raha olona puriste satria varié ihany ilay style )
efa ela no ni préparéko an'ity projet ity fa te hanatanteraka ilay maquette aho ok sur daholo e
novalian'i extraman ny 14/05/2008 12:08
2. Veloo ( 08/05/2008 16:05)
wowwwwwww dia bonne chance zany e

3. extraman ( 08/05/2008 16:56)
misaotra ee
4. zakomaimanovapsedo ( 08/05/2008 19:10)
Fa aiza no misy anareo r'ise?
5. milaibe ( 08/05/2008 20:30)
sao de mba any Noisy-Champs, mazotoa ry toi fa manohana zahay
6. ikotoleta ( 08/05/2008 21:01)
:arrow: bozy letsy no lamody amy zao :D :) :( :? 8O :o 8) :lol: :P :roll: :wink: :idea: :?: :!: :°) :-P :-D :^) :{ ;-)
7. hery ( 09/05/2008 04:48)
Aiza tokoa no misy anareo?

Raha Paris aho aloha mahita ihany.
8. extraman ( 14/05/2008 11:58)
aty dago, mbola averina ilay antso ok
tanà,
9. extraman ( 14/05/2008 12:03)
aty dago, mbola averina ilay antso ok
tanà,
10. extraman ( 14/05/2008 12:08)
aty dago,

mbola averina ilay antso ok
tanà,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0562