anti-mitapitapy
3. cutie
(
08/05/2008 23:30)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-05-2008 01:07:43
Lohateny : anti-mitapitapy
Ny akamaroany tanora indray no tsy antimitapitapy eto @ sera.
in no dikan;zany :roll:
4. bida
(
08/05/2008 23:34)
xxx:
Ny akamaroany tanora indray no tsy antimitapitapy eto @ sera.
TENA MAHAGAGA! :^)
tsy azoko le laza adina !!!!
5. rajoelina
(
08/05/2008 23:42)
=)) =))
io ve de tsy harakareo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m482008a393489
:-D :-D

sakaizakely:
sakaizakely = anti mitapitapy
:-D :-D
6. Belami
(
09/05/2008 00:12)
rajoelina:
=)) =))
io ve de tsy harakareo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m482008a393489
sakaizakely:
sakaizakely = anti mitapitapy
:-D :-D
de inona no hidiranile resaka bozy bdb ao aloahnio letsy ?
10. yonikafopl
(
09/05/2008 07:43)
tonga de fantatra zany eto kalou we i rajou no xxx namorona le hevitra hihihihihhh, izy rery no maharaka tsinnn :roll: :-D :-D :-D
12. sakaizakely
(
09/05/2008 11:44)
yonika> tsy rajou le xxx fa ilay ps'ny anankiray
heveriny fa mitapitapy otrazy dahol ny vahoaka de tsy maharaka le fikafika
mampalelo be rajoukotra fa ze teneniko anazy de anokafany lohahevitra manokana mits ange e :lol: :lol: :lol: :lol:
zay le hoe ny marina no mahavoadona
raha tsy marina le hoe mitapitapy de tsy ho niraika izy
saingy marina de zany mampirongatra an'i letsalo :-D :-D :-D :-D :-D

14. rajoelina
(
09/05/2008 11:57)
sakaizakely: tsy zah wa le xxx!!! na izaho koa aza innn no bleme amzany???
Tsisy fikafika zany eto.
Ra mitapitapy aza izaho, enao efa anti mitapitapy koa inona indray aza no mbola hanoratana sy hiadian-kevitra amin'le mitapitapy???? Mahagaga koa anie fa enao tsy mamela ahy mahintsiny e. Aza mamaly fotsiny rehefa tsy tiana ny dinika hapetrako fa reraka fotsiny enao ny hanakiana ahy eto. Ok?

15. sakaizakely
(
09/05/2008 12:13)
forôm eto rajoukotra ka malalaka ny oul haneho ny heviny, rehefa tsy mahatanty aza manoratra ka
misy an'le kondrana mitetateta miteny hoe za anti sakaizakely de iny no valiako hoe za anti mitapitapy
zany hoe nahatsiaro tena ho voakasika izy matoa namaly de noraisindrajoukotra ho azy ny valinteniko de zao miakapofona :-D :-D :-D
te hanonona ps de mody ganagana rehefa valina 8O Aza manarakaraka sy miresadresaka ana fa tsy maintsy valiko na faly na tsy faly
yonika> ie, izy ihany no namorona io ps ampiasany xxx io
tsy donto ny oul wa
:-D :-D :-D

17. ratonga
(
09/05/2008 16:04)
ary sakaizakely sy rajou ko tena otran'ny zaza mifanarakaraka :-D :-D :-D