Nomontsanin'i Real madrid i Barca!!!!

1. ronaldo09 ( 08/05/2008 06:49)
Montsana ary tena montsana tanteraka ny FC Barcelone ,ekipan'i rajoelina ,razouzou ,salmo ary anabavin-dry zareo i aino ......4 no ho 1 no isa nisarahana tao Bernabeu ,araka ny efa nambaran'ingahy Bernd Schuster mpanazatra ity ekipa ity dia handresy ry zareo mba ho fampaherezana ny mpijery , i Raul ,Robben ,Higuain ary i Van Nistelrooy no mpampidi-baolina ho an'ity ekipa farany izay mahay aty eropa ary azo lazaina hoe eto ambonin'ny tany ity !I lohan'akanga kosa ( Henry ) no nahafaty baolina ho an'i Barca zany hoe fanomezana io baolina io !
Noporofoinay fa mahery sy mahay izahay hoy i Raul ary noresenay teo amin'ny taniny i Barca ary mbola nomontsaninay teto amin'ny taninay ,
Vita hatreo zany ny tantaran'i Barca fa dia amin'ny heritaona indray mifanena ....Araka ny nambaran-dRajoelina moa dia fety be no nataon'ny ronaldo09 omaly !!!!!
Tsetsetsetra tsy aritra no ilazana fa efa nanomana 200 mill.d'euros ny real amina fividianana mpilalao amin'ny taona manaraka ka mety hafaliana ho anay ny hahita an-dry C.Ronaldo ,Kaka sy Luis Fabianao amin'ny taona ho avy hisalotra ny akanjo ba madrilene!!!
novalian'i ronaldo09 ny 15/05/2008 11:59
2. rajoelina ( 08/05/2008 07:40)
=D .... Amen!! @ 2008-2009 indray.

ity ndray alou zao no tena masaka http://es.youtube.com/watch?v=GHLQjfVUQac

;-)
3. ronaldo09 ( 08/05/2008 07:52)
Hay mahay miaiky ihany amin'ny farany ? Masaka izany ,za koa tsy hanameloka anao fa amin'ny manaraka aza manota intsony dia tohano i Real Madrid fa tsy hitsanga-menatra ianao !
4. rajoelina ( 08/05/2008 08:54)
una mierda lesy bandy akama! elah lesy aza miteniteny faona marina!!!!!
5. ravatorano ( 08/05/2008 09:19)
za koa aloha hatramizay dia i madrid foana no nalaiko e
faly aho raha nandresy an i barca zalah
=D> =D> =D> =D>

^:^ koa ho an i barca ny ny ekipany
6. RATOVOARY ( 08/05/2008 14:22)
Le Barça nge toa ohatry ny tsy nahavoa intsony e!
Ry eto'o toa manao bôl patron fotsiny : miandry mahazo
:lol: :-D :lol: :-D :lol: :-D
7. ikotoleta ( 08/05/2008 21:07)
:arrow: resiny goliata i davida :D :) 8O 8) :lol: :P :roll: :idea: :°) :-P :-D ;-)
8. ronaldo09 ( 12/05/2008 10:46)
Ary mbola resy ihany ange ry lerony omaly e! Resin'i Majorque 3-2 :lol:
9. Mandefitra ( 12/05/2008 11:51)
tsy ao ntsony le motivation e ... efa mila mpanazatra vaovao, mpilalao vaovao
10. Razouzou ( 12/05/2008 13:56)
nahery nareo eee :D :D :D :D :D :D sans rancune hoy ny frantsay fa ny am manaraka ny revanche eee ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) :lol: :lol: :lol:
11. ronaldo09 ( 15/05/2008 11:59)
He!he!he!...... Mbola ho aiza ny hanjo an'ilaisany e ! Ho avy ao izao i Cristiano Ronaldo , Fabregas , am' taom-pilalaovana manaraka fa miomana e!!! I razouzou sy rajoelina manko no tena mikiry ho Barca ato fa i salmo1 nanjavona i aino nametra-pialana am-pahendrena!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0235