Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kakofonik, milahatra araka ny daty
kakofonik
(
08/05/2008 11:48)
Izy mianaka (Tarika Rémi)
Mba mangataka io hiran'i Rémi io ry zareo a! Mahafinaritra izay ny tonony sady mpiseho an-davanandro (mba tsy itenenako hoe niseho tamiko)...
Misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i lazounet ny 09/05/2008 11:35
