Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
12/05/2008 05:57)
Mandroba an'Atra: amin'ny fomba ahoana ?
Amin'ny fomba ahoana no hilazana fa [b]mandromba an'Atra isika.? [/b] io koa mantsy dia antony iray mety tsy hamaliany vavaka
misaotra antsika rehetra ...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/05/2008 01:30
rastafarai
(
11/05/2008 21:43)
Potika
8) Za mitady an'i Rpchenicole! :lol: ...
tohiny
novalian'i rapala ny 15/05/2008 18:01
zakomaimanovapsedo
(
11/05/2008 21:28)
RVG
Izaho tsy mi-capte Radio vazo-gasy intsony! Misy olana angaha ? Efa Nampiasako daholo ny lecteurs rehetra rehetra. Sao misy mahalala!
Merci mialoha!
Laza...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/05/2008 00:23
badboy
(
11/05/2008 20:37)
l'amour rend malheureux!!
Mampijaly ve ilay fitiavana????...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2008 23:30
ratonga
(
11/05/2008 19:18)
mpivaro-kena sy mpivaro-damba
ho an'izay tia hira gasy http://www.dailymotion.com/maditra974/video/x40kbz_hira-gasy-ramilisaonina-besigara_music :wink: :P ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 04:04
rakotoline
(
11/05/2008 12:38)
mety v
(l) misy vé ary mety raha lehilahy iray manambady efatra ,ny vadiny voalohany nisarahany tsy vita divorce nefa efatra ny isan'ny vadiny ary sivy amin'ny folo na dimy ambifolo ny isan'ireo zanany ami...
tohiny
novalian'i rebeccaF ny 13/05/2008 16:12
Aino
(
11/05/2008 09:40)
toa manahirana, ny mitia azy.
namana izay efa noraisiko tohy ny zandriko, izay anariko toroko hevitra @tsara sns, nefa teo alo izay nifamaly de tsy nifampiresaka fa tsy tiako ny nataony taminko, de zao izy tsy misy namana de izaho...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/05/2008 12:09
rajoelina
(
11/05/2008 08:34)
mety ve ry sakaizakely na anti-mitapitapy??
...Gaga aho satry tsy maintsy i sakaizakely faona no hitako mamaly ahy farany, na de efa tsy mahita lazaina aza.
Ary rehefa tsy mamaly aho, de i sakaizakely faona no farany namaly ahy ^:^
Vao nam...
tohiny
novalian'i Veloo ny 12/05/2008 17:02
rapala
(
11/05/2008 07:55)
fa ahona àry?
Lasa bdb ny olona tia miady sy mifampamelively eto @ serasra fa dia ahoana marina àry, stressé be lôtra ve @ ilay fiainana sa dia efa toetra ilay izy e?
Mba mangataka izay faka manazava re fa dia ...
tohiny
novalian'i rapala ny 14/05/2008 16:38
Aino
(
11/05/2008 07:18)
jereo kely anie?
mampihomehy be ry zareo indrindra fa le fomba fandihy miaraha @le mozika, jereo hatr@ farany anie.
http://www.youtube.com/watch?v=mW4RyZeL7wE&feature=dir...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 18/05/2008 07:57
jayah1
(
11/05/2008 06:35)
transitaire afaka manoro hevitra @ import/export
eto no ahafahantsika mitafa ny @ import/export
transitaire eto toamasina ahy ary ny mamoaka entana no tena angadiko
afak mifanampy sy mifampizara hevitre eto isika
contact : hajaman007@yahoo.fr
...
tohiny
novalian'i krady ny 26/10/2009 08:18
Jeankely
(
11/05/2008 03:33)
BIANCO, sa PRESIDENCE, sa VAHOAKA sa koa ANDRIAMANITRA ????
Samy mahita ary samy misaina hoe: nisy iraka ve milaza fisamborana olona lazaina tsy manantsiny ? Mahita ary ve ny vahoaka fa madio ny mpitantana rehetra ? Tsy mijery sy manaraka ny asany ara-dalana v...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2008 23:59
XxxX
(
10/05/2008 15:49)
fa ahoana io ????
[size=200][color=green]Serasera.org - NamanaTonga soa eto amin'ny takelaky ny serasera.org tranonkala malagasy hifankahitana sy ... Site SERASERA site VIRTUEL mpanaratsy |Bozycaline | 10/05 01:58 ... ...
tohiny
novalian'i milaibe ny 11/05/2008 18:01
todisoa2
(
10/05/2008 14:39)
tsiaro hoan'i Mme Julienne (Totorôzy)
11 Mai 2007- 11 Mai 2008
Heritaona izay no nandaozanao anay tao Masombahoaka Fianara. Tsy manadino ny fiarahana. Manatena fifaliana ho rahatrizay.
...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 13/05/2008 08:54
pissoa
(
10/05/2008 14:23)
Fiekem-pinoana
Manao ahoana daholo :-D :-D :-D
Ahoana kay ny fiekem-pinoana ataon'ny protesta ?
Ito no mahatonga ahy manontany :
[quote= Ikaretsaka t@ 25-04-2008 14:46:28]
tsy ao @ protestanta ary tsy eken...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2008 20:33
xxx
(
10/05/2008 14:12)
Série C
Ho an'ny olona siantifika :
Ahoana no hevitrao raha toa ka ampidirina amin'ny programan'ny serie C ny informatika, ka anadinana any amin'ny bac? Resaka algo sy langage C fotsiny.
Efa lasa ilaina...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 23:35
endrika01
(
10/05/2008 09:59)
HATSIKANA!
Tovolahy kely iray fito taona ,no indro nanantona ny Rainy mba hanotany.Hono ho aho ry Dada ,fa nahoana wa ianao no nanambady an\'i Neny?Eeeeeh,ay ve ialahy koa mba velom-panotaniana !!!=))...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 18/05/2008 08:01
satanarindra
(
10/05/2008 07:32)
amitié,amour,haine
Rehefa mpinamana be ve lasa mpisipa ka misaraka avy eo dia tsy maintsy miafara amin'ny fifankahalana foana e?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/05/2008 12:22
Jeankely
(
10/05/2008 00:34)
Veihivavy koa ny reninao, anabavinao ary zanakao vavy koa...
Tena rehareha ve ilay mitety vehivavy marobe ary manontany hoe firy vao ampy. Aza adino ny misaina fa isaky ny mitety vehivavy ianao dia zanak'olona, anabavin'olona na renin'olona na vadin'olona no hi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/05/2008 05:11
milaibe
(
09/05/2008 23:53)
ainaheri
bon anniversaire lesy kama...
tohiny
novalian'i mikanto ny 12/05/2008 11:20
