ainaheri

1. milaibe ( 09/05/2008 23:53)
bon anniversaire lesy kama
novalian'i mikanto ny 12/05/2008 11:20
2. Veloo ( 10/05/2008 00:22)
bonanif lesy ela :-* :-* :-*
3. Papoose ( 10/05/2008 02:31)
ndriiii, Tonga De Mirary soa!
4. tess ( 10/05/2008 05:14)
Tonga De Meraba tratran'ny fety zany zà ry ainaheri ah! bonannif toi :-*
5. tslem ( 10/05/2008 05:24)
joyeux anniversire e! :-* :-* :-*
6. diamondra27 ( 10/05/2008 05:27)
bon annif ainaheri de bizbe zany , am takolaka roa sa am handrina? :-* :-* :-*
tsy aleo natambatra ve ny fety e!

saotra an'i milaibe nanao forum

azon'lery ndray zao ny oroka kle hiiii
7. tslem ( 10/05/2008 05:56)
Dia tairotairo ny dance dance e



8. ainaheri ( 10/05/2008 06:22)
Misaotra betsaka ry zareo tsy nanadino aa ary mirary annif milay kou ho an'ny nama tsy voatanisa :-* :-* :-*
9. ratonga ( 10/05/2008 07:18)
arahaba tratry ny fety letsy ra-vieforce! :-* :-* :-*
10. elyzo ( 10/05/2008 07:42)
Mirary soa ho an'le tonga fety zany e!
11. yuka ( 10/05/2008 07:53)
bonannif kama a! :-*
12. rajoelina ( 10/05/2008 08:34)
vidafuerza: harabaina lesy elah zany ah.
13. Aino ( 10/05/2008 08:50)
bonne annif ainaheri sy kotla :-* :-* :-* :-* :-*

ary ireo namana rehetra izay tratrin'ny tsingerenan'taonany anio!! :wink:
14. kiadi ( 10/05/2008 08:56)
de ba hendry amizay =)) =)) =)) =)) =))
15. ainaheri ( 10/05/2008 09:53)
kiadi> hahahaha kendaiko eo elà aaaaa :-D :-D :-D :-D :-D
16. yonikafopl ( 10/05/2008 12:02)
refa tonga versera ry ainaheri de mba henjy amzay a hihihihihih :-P
so de lah njay no ingain'i kiadi am iny sandribeny iny annn :-D :-D :-D
17. Koditra ( 10/05/2008 14:02)
Bon anniv letsy elah, ho tratrantitra miaraka @ serasera.
18. fahamarinana ( 10/05/2008 14:23)
:arrow: bon anniv ainaheri o,ho tratran'ny mitsingerina ndray (l)
19. endrika01 ( 10/05/2008 18:59)
kiadi:
de ba hendry amizay =)) =)) =)) =)) =))
Zany ve ry kiadi?Miadaladala angah izy io?Ny ahy aloha goutte 1 monja aza hadino a ,le champagne e!De bon annif zany kou!:-*
20. endrika01 ( 10/05/2008 19:01)
kiadi:
de ba hendry amizay =)) =)) =)) =)) =))
Zany ve ry kiadi?Miadaladala angah izy io?Ny ahy aloha goutte 1 monja aza hadino a ,le champagne e!De bon annif zany kou!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2726