amitié,amour,haine

1. satanarindra ( 10/05/2008 07:32)
Rehefa mpinamana be ve lasa mpisipa ka misaraka avy eo dia tsy maintsy miafara amin'ny fifankahalana foana e?
répondu par endrika01 le 11/05/2008 12:22
2. koloina ( 10/05/2008 07:35)
amiko aloha de miankina @lay fisarahana e, fa tsy voatery hoe hifankahala refa nisaraka ! raha hoatra ka hoe nisy fifandratrana de mety zay no matonga ny fifankahalana!
3. Aino ( 10/05/2008 08:55)
mitovy hevitra @ koloina
4. tlay ( 10/05/2008 09:25)
vodona tany ndray mantsy ndry a!, miakina @nareo alo io e! fa raha iza manokana alo tonga manjavona hotrany tsy teo. :-* :-* :-*
5. tslem ( 10/05/2008 09:41)
ra mpinamana be no lasa mpisipa d tokony tsy hisaraka tsony,satria zany mpinamana be zany efa tokony automatique nifankahalala toetra sns...ka inn ndray aza no tokony hampisaraka?
6. koloina ( 10/05/2008 13:26)
ka satria efa hafa ndray ny stade nodiavina fa tsy mitovy @ lay teo aloha hoe mpinamana be koa!de t@ mpinamana mety mifanaraka tsara fa refa lasa mpisipa ndray de nisy tsy nifanarahana tao!
asa aloha ko!
7. vale ( 10/05/2008 14:00)
satanarindra:

Rehefa mpinamana be ve lasa mpisipa ka misaraka avy eo dia tsy maintsy miafara amin'ny fifankahalana foana e?


Arakarakin'ilay antony nisarahana, fa misy mijanona mpinamana!
8. mangidy ( 10/05/2008 18:02)
Amiko aloha, rehefa tsy mpifankatia de mifankahala e! rare be ilay ol mpinamana lasa nifapisipa ka nisaraka no mbola iverina ho mpinamana , na dia izany aza no faniriana ! nefa asa lahy
9. endrika01 ( 10/05/2008 19:27)
Raha ny fijeriko manokana aloha dia ilay mpisipa nisaraka lasa mpinamana be ny sasany,fa lay mpinamana be lasa nisipa raha misaraka dia samy manjavona,raha ny tokony ho izy anefa de lay mpinamana be lasa nisipa dia tokony hifarana @mariazy fa tsy fisarahana ,asa?
10. endrika01 ( 10/05/2008 19:28)
Raha ny fijeriko manokana aloha dia ilay mpisipa nisaraka lasa mpinamana be ny sasany,fa lay mpinamana be lasa nisipa raha misaraka dia samy manjavona,raha ny tokony ho izy anefa de lay mpinamana be lasa nisipa dia tokony hifarana @mariazy fa tsy fisarahana ,asa?
11. orona ( 10/05/2008 23:47)
[center][/center]
12. ainaheri ( 11/05/2008 06:06)
Ilay olana amiko miankina @ zava-nitranga teo @ fisarahana,raha fisarahana tsotra tsisy romo² mou maninn? Fa ra nisy zvtr nandratra ny andaniny na ny ankilany kosa angamba mety hifandrafy ihany!!!! D tsy hifamela kosa ve na izany aza?
13. endrika01 ( 11/05/2008 11:44)
Fa ra nisy zvtr nandratra ny andaniny na ny ankilany kosa angamba mety hifandrafy ihany!!!! D tsy hifamela kosa ve na izany aza?




hi hi hi mifamela?tsisy maharatsy an'izay mintsy kah.fa
raha zany aza izy ve we nandratra, iza kou no hifamela eouuuu,hozizy ahy!fitiavana io an,fa raha namana kosa aloha refa mahalala ny fahadisoany izy,
ka vononana ny hifamela dia vonona foana ny hamela fa raha fitiavana kosa ,indrindra ka we efa nanao zay nataony tany,dia veloma mandrakizay!!!!refa misaraka dia misaraka,hafa koa eto lay misara-toerana dia lasa nisaraka tsy fidiny sy lay hoe handeha hifindra ankany dia voan'ny daka be tany de hitotototo hiverina!!!!!!!vao maika ampiana daka hi hi hi =)) =)) =))
14. ainaheri ( 11/05/2008 12:12)
=))=))=))=))Daka tsy hitamso zany? hahahaha
15. endrika01 ( 11/05/2008 12:22)
ka zay mintsy kou,teo aho tsy hitany kou refa voa avy any
vao hoe ry tiako e,tsy foiko e,bla bla bla ,hi hi hi =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.055