HATSIKANA!

1. endrika01 ( 10/05/2008 09:59)
Tovolahy kely iray fito taona ,no indro nanantona ny Rainy mba hanotany.Hono ho aho ry Dada ,fa nahoana wa ianao no nanambady an\'i Neny?Eeeeeh,ay ve ialahy koa mba velom-panotaniana !!!=))
2. ainaheri ( 10/05/2008 10:12)
Ngah mbola mavita mapiditra atsikana iany endrika @zao korontana any aminareo zao hahahahaha
3. endrika01 ( 10/05/2008 10:59)
Ka zah tia misera refa mbola tsy voazera ny B7 hi hi hi
4. endrika01 ( 10/05/2008 11:05)
Feu d'artifice hono le rafale be misalovana mandalo ao ambony tafonay hi
5. zakomaimanovapsedo ( 10/05/2008 11:28)
Modia ise Endrika a! lanin'ny Hezbollah any. :*
6. endrika01 ( 10/05/2008 11:31)
Zao ary e,raha vao maheno ainaheri we raikitra ny adin\'ny civil tsy an-kanavaka dia tsarovy fa zay no maty volou.Itsy rond point itsy no mampisaraka ny quartier anay @silamo,juste 50m avy eo ny tranonay.Agence d voyage matanjaka,ny birao isa-tsokajy,toby miaramila sy polisy,ny fiangonana 4be reto akaikinay tonga de glii zay,ny tafondro be mamparenitsofina,ny tratatatatatata tsisy farany,ny lalana moana mangina,barrage be etsy io,lasa mande @sens inverse aby ny fiara!Revena mitsilem eo e,ngah hita,toa nangina kely ndray androany,fa tao @Ogero tao toa nisy nifapitifitifitra donc refa simbainy ao ny appareil retra dia tsisy commun teleph de foana aby ny connection rehetra.Ngah tsy ho havadiko njay lay fanotanian le bandikely@le hatsikana,Fa maninona wa i endrika01 no mijanona any e,de valiako we ay koa ve ianao mba velom-panotaniana hotran\'ah e:-P:-P:-P
7. endrika01 ( 10/05/2008 11:45)
Oh là là,lava be zany pseudo zany lekary e!Atao akory zao ny mamerina manoratra hoan\'toiiii hi hi hi anjaso klou hatambatambatsa(zakomai manova psedo=zakomaimanovapsedo)zay fa haiko amzay!Ptsss alaivo @camion ary zah de hody e,ka ny Matar(Aeroport) mbola lasan\'ny copain-ko kou .:-D:-D:-D
8. Koditra ( 10/05/2008 14:33)
Endrika: Tatero tsikelikely @ taxibe 188 na 162 ny entana. :lol: :lol: :lol:
9. endrika01 ( 10/05/2008 15:21)
Koditra:

Endrika: Tatero tsikelikely @ taxibe 188 na 162 ny entana. :lol: :lol: :lol:



Koditra:ha ha ha ha ha,ka ireo ngé tsy aty e,fa ary a Paris =))=))=))
10. Koditra ( 10/05/2008 17:36)
Endrika : =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. endrika01 ( 10/05/2008 18:25)
Koditra:

Endrika : =)) =)) =)) =)) =)) =))



fa manin an' i koditra njay ary zah:-P tapaka eo anie ny ...=))
12. sytl ( 10/05/2008 20:21)
Tovolahy kely iray fito taona ,no indro nanantona ny Rainy mba hanotany.Hono ho aho ry Dada ,fa nahoana wa ianao no nanambady an'i Neny?Eeeeeh,ay ve ialahy koa mba velom-panotaniana !!!
=)) =)) :-w
13. Koditra ( 10/05/2008 22:01)
Endrika : kay diso le nanoratako an le numéro d zay no namipé ana, kay mo 881 sy 261 le taxibe misy any d tsy mba naitsinao akory. =)) =))
14. ainaheri ( 11/05/2008 06:00)
Maha koditra kou za taxi-be zany an,tondé anti-bombe sy ny retra² zany :-D :-D :-D
15. oliviah ( 11/05/2008 07:54)
Zao ary e,raha vao maheno ainaheri we raikitra ny adin'ny civil tsy an-kanavaka dia tsarovy fa zay no maty volou.
:-w :-w :-w
16. oliviah ( 11/05/2008 07:55)
fa inn no nataon le vady,sa ratsy tarehy be angah? :-D :-D :-D
17. oliviah ( 11/05/2008 07:58)
mety ho lava tongotra ko aloa e :-D
18. tsiambaratelo ( 11/05/2008 09:10)
angamba tsy mivaky loha an'azy mianaka mintsy lay renin'ilay zazalahikely kou=))
19. endrika01 ( 14/05/2008 07:34)
endrika01:

Tovolahy kely iray fito taona ,no indro nanantona ny Rainy mba hanotany.Hono ho aho ry Dada ,fa nahoana wa ianao no nanambady an'i Neny?Eeeeeh,ay ve ialahy koa mba velom-panotaniana !!!=))

:-D:-D:-D:-D

:-D:-D:-D:-D
20. dadabe ( 14/05/2008 10:34)
ary tsy hatsikana fa lasa serieu b le resaka kay le :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6079