BIANCO, sa PRESIDENCE, sa VAHOAKA sa koa ANDRIAMANITRA ????
1. Jeankely
(
11/05/2008 03:33)
Samy mahita ary samy misaina hoe: nisy iraka ve milaza fisamborana olona lazaina tsy manantsiny ? Mahita ary ve ny vahoaka fa madio ny mpitantana rehetra ? Tsy mijery sy manaraka ny asany ara-dalana ve izany ny BIANCO fa mandefa fanaporofoana mampisalasala ? Tsy nisy ary ve ny vola nanjavona fa fampiresahana daholo sa nisy ihany fa modiana tsy resahina ? Toa misy fivavahana hatrany hatrany ka tafiditra ao koa ve ny lahatr'ANDRIAMANITRA ?
AIZA IZANY NO AZO AMBOARINA HAINGANA ? BIANCO, sa PRESIDENCE, sa VAHOAKA sa koa ANDRIAMANITRA ????
Ny fitsarana izany efa madio tokoa ve ?
AIZA IZANY NO AZO AMBOARINA HAINGANA ? BIANCO, sa PRESIDENCE, sa VAHOAKA sa koa ANDRIAMANITRA ????
Ny fitsarana izany efa madio tokoa ve ?
novalian'i Jeankely ny 11/05/2008 23:59
2. rahiratra
(
11/05/2008 04:51)
Politika io. Ny honohono avy aiza ary aminao ? Alefa ny honohono, avela hihitatra ary lasa zavatra hafa mihintsy. Dia avieo mipoitra ary miverina amin'ny tena izy. Sarimihetsika mampiseho ny politika gasy io.
3. ainaheri
(
11/05/2008 05:37)
Raha mbola iza kou no iza ,mandainga izay tsy tia ny tenany sy tsy mitady ny tombotsoany ra eo @ fitondrana!! Ny vahoaka @ maha vahoaka azy ao ny maheno hono² mety tsy mitombona ary ao kou ny maheno mivantana araka ny laha-toerana misy azy.
4. Jeankely
(
11/05/2008 09:51)
Averiko kely ity soratr'i Ainahery :"Raha mbola iza kou no iza ,mandainga izay tsy tia ny tenany sy tsy mitady ny tombotsoany ra eo @ fitondrana!!".
Iza no tsy tia ny tenany fa resaka andraikitra no ampidirina eto. Raha izay teninao izay no hamafisina dia tokony tsisy hitaraina izany satria izay tonga eo @ fitondrana dia hijery ny tenany. Sarotrabe ilay zavatra satria hafahafa ny toetra eny fa ny milaza manampahaizana aza mahagaga.
Tsisy tany tsy ahitana risoriso na izany aza ny fmpandrosoana hita mivaingana fa tsy fitarainana feno kapoaka izao no hita.
Samy manontany tena hoe fa ahoana no tsy mivoaka nefa ny saina tsisy fivoarana. Tsy hay intsony izany na naka ilay olona na tsy naka fa ny hoe maka aloha rehafa afaka maka. Fitaizana daholo izany.

5. badboy
(
11/05/2008 16:05)
N a za ts'izy aza de ataoko satria mahomby. Iza @ reo nipelipelika rehetra ka nihinana teny ambalatavoahangy, na votsotra na tsy aveo, izao no sahy mitraotra tsony?? :^) :^) :^)
6. Jeankely
(
11/05/2008 23:59)
Raha izay filazanao izay dia mahomby izany ny PRESIDENCE sy BIANCO ka ny VAHOAKA izany nanaovana sary mihetsika tokoa sa tena izy tsy voavaly. Ary inona ity mipelipelika ? Manao ny tsara dia gadraina ve sa tena nagalatra dia mody alefa ho fay ary avotsotra avy eo ?
Ny manana ny marina sy mihevitra ara-dalana eran'izao tontolo izao ve ahiditra gadra dia milamina ? Tsia tompoko. Migadra, maty voatifitra ny lohandohany ny mpanaraka tsy mijanona na mipirina fa mitohy hatrany. Ka izay no naha andafy ny sasany izany.
Ny marina aloha dia tsy nanao "Guerre" na ny "General" aza ka alefa gadra dia mipirina izany.
Lesona ho an'ny VAHOAKA daholo izany ary mety mitory fa tsisy maripototra fa kabosy no betsaka.