transitaire afaka manoro hevitra @ import/export

1. jayah1 ( 11/05/2008 06:35)
eto no ahafahantsika mitafa ny @ import/export
transitaire eto toamasina ahy ary ny mamoaka entana no tena angadiko
afak mifanampy sy mifampizara hevitre eto isika
contact : hajaman007@yahoo.fr
novalian'i krady ny 26/10/2009 08:18
2. jemimah ( 11/05/2008 07:05)
afaka mahazo numero tel ve azafady
3. natiora ( 11/05/2008 09:29)
afaka manome argus na fiara moins de 10 ans ve
4. milaibe ( 11/05/2008 19:32)
manorata aty hoe fa mila masaka ny resaka
5. jayah1 ( 13/05/2008 12:08)
slt !
zao ty lo ny contact ko 032 02 227 57 / 034 06 004 56 na hajaman007@yahoo.fr
6. jayah1 ( 13/05/2008 12:11)
milaibe:

manorata aty hoe fa mila masaka ny resaka

salut !
le resaka matotra mihitsy koa ary no tadiaviko satri za mantsy serieu @ resaka asa surtou en import/export
7. jayah1 ( 13/05/2008 12:13)
natiora:

afaka manome argus na fiara moins de 10 ans ve

slt
afak manome argus za fa teneno fotsiny oe inon le fiara

8. jayah1 ( 13/05/2008 12:15)
jemimah:

afaka mahazo numero tel ve azafady

slt
reto arye 032 02 227 57 / 034 06 004 56
hajaman007@yahoo.fr

9. azamanadino1 ( 22/05/2008 22:57)
fanaovana puba daholo zany, transitera zany mpandainga, tsy afaka manome ny argus ny transitera satria ny any abijan no manome ny valeut
10. jayah1 ( 30/05/2008 05:48)
slt ! tsy hoe publicité mitsy fa fanampiana ny ahy ; ary zan argurs zany tsy hoe haiko fa afaka manome aho satria sao mitovy @ reo efa navoakako !tsy le argus exacte mitsy no hoe tonga de haiko fa ze efa hitako zany hoe ny manodididina
Fanampiana ny ahy fa tsy pub mitsy ; fa refa tsy mila fanampiana de tsy maninon ; torohevitra sy fanampina ihany ny ahy !
zay aloha fa de mirary soa e
11. xxx ( 04/06/2008 12:32)
jayah1:

hono oa mety ho ohatrinona any ho any izao ny midédouané fiara de provenance mayotte?occas.Din avy no jeren'ny douane i-fixé io prix de dédouanement io?
Misaotra amin'ny valiny.

12. jayah1 ( 14/10/2008 12:07)
xxx:

ny ijerena ani le pri lo de miankina @ le année sy options !!!!

13. krady ( 26/10/2009 08:18)
fiangaviana ny ahy jayah raha mba azonao atao ny mamerina an'i Tsiory sy ry Ando sy ny tariny rehetra ao amin'ny S G S fa io no tena ilaiko maika;Omena valisoa goavana ianao satria raha tsy miverina ao reo de voatery ho tafiditra ao iany aho nefa za ts mrev an'io fa sao lasa milliardaire vetivety eo aho. Okay jayah de siks ao am recette ao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1653