RVG

1. zakomaimanovapsedo ( 11/05/2008 21:28)
Izaho tsy mi-capte Radio vazo-gasy intsony! Misy olana angaha ? Efa Nampiasako daholo ny lecteurs rehetra rehetra. Sao misy mahalala!
Merci mialoha!
Laza
novalian'i cutie ny 13/05/2008 00:23
2. cutie ( 11/05/2008 21:47)
tsy mandeha :cry:
3. cutie ( 11/05/2008 23:12)
efa mandeha le izy ry laza a :)
4. zakomaimanovapsedo ( 11/05/2008 23:40)
Misaotra cutie a! velombelombolo indray alou. ^:^
5. cutie ( 12/05/2008 00:29)
:wink: :lol: :)
6. Aino ( 12/05/2008 09:02)
cutie aza efa varina mandahatra hira ao fona.
7. cutie ( 13/05/2008 00:23)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tssss androany zao za tsy tao mitsy koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3129